Fiterahana: Anesthesie peridurale

1. 7411 ( 09/03/2016 11:50)
Iza Tamtsika no efa nanao anesthesie peridurale t@ niteraka? d nanao ahoana? mba miandry valiny azafady
novalian'i booboo ny 16/03/2016 22:15
2. booboo ( 09/03/2016 22:36)
Izaho t@ vavimatoako no nanao péri. Tsy nandaitra. Narary tena narary. Niasa tokoa ny ocytocine de synthèse, mampitombo mafy² kokoa ny contractions ny asany, ary mampaela² ny fisokafan'ny col mitaha @ fisokafan'ny col raha tsisy péri. fa ilay antalgique manadombo ny nerfs no tsy nandaitra tamiko na kely aza. Ireo produits roa ireo no atao raha maka péri local. hahahaha voaompako ireo niteny tamiko hoe hadino ilay marary rehefa tonga ny zaza e !
T@ faravavy aho tsy nety naka péri, nanohy sophrologie sy yoga toy ny t@ vavimatoa koa nandritra ny fitondrana vohoka, fa gérable ilay marary rehefa raikitra ny raharaha manga.
Na t@ vavimatoa na faravavy dia nanaja ny projet de naissance nataoko daholo ny équipe tao @ salle d'accouchement (mandeha² fa tsy matory, sur le côté rehefa hamoaka ny zaza fa tsy en position gynécologique, tsy tapahina ny cordon raha tsy efa tsy mitempo intsony, tsy ampandroina ny zanako fa avy dia omena nono rehefa avy diovina ny orona sy vavany, etc.)

Fa raha mandaitra kosa ny péri. dia tena tony ny saina @ lay tsy mahare marary na kely aza mandritra ny travail. Tsy maintsy mihaona @ anesthesiste klou ianao.

Bonne (fin de) grossesse dia manaova mora ô.
3. 7411 ( 13/03/2016 08:07)
Merci,ary ny ametahana lay anesthesie v marary azafady?
4. vahiny2004 ( 15/03/2016 10:40)

7411:

Merci,ary ny ametahana lay anesthesie v marary azafady?


Fa ahoana aloha ity olona hiteraka ity nefa matahotra marary ity e ! Tsy misy miteraka tsy marary izany aloha fa sao diso hevitra mialoha.

Ilay tsindrona tsy marary ( satria efa misy patch anesthésique) , fa ilay ianao be kibo be nefa asaina manao "dos rond" no tsy évident loatra
5. booboo ( 16/03/2016 22:15)
Ny ahy tsy nasiana patch fa entre 2 contractions no notsindromina, ohatra rehefa atao vaksiny ihany, çà pique kely fotsiny ;-P.
Marary ny miteraka. Na izany aza, bobaka be ny fika afaka atao hi-gérer-na ilay marary sy na mandra-piasan'ny péri.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2276