fianarana fiara

1. id51F82F ( 04/03/2016 17:20)
Manao ahoana daholo saika mba hanotany kely azafady,miatady olona mahay mitondra fiara gasy manazatra mitondra fiara eto paris de ohatrinona no hifanarahana ,za manoratra dia efa manana permis fa tsy mbola zatra mihintsy;mba valio azafady;PARIS5( 95)
novalian'i hery ny 16/03/2016 23:20
2. maningana ( 16/03/2016 07:57)
tam fomb ahoan n nahazoanw lay PERMIS rah ts hainw lay mitondr n fiara alou e??? ohatran mba mahatong sain ihan an!!!! sa PERMIS VORONTSILOZA ? iren mints lay manimba n fahamarinana tokony ampanjakaina.
Koa enw mou zan ef manana lay fahazoana mitondra firana ka maninn rah mb tong d eny am autoroute no mba MISOUZZZZZZZ ee, grrrrrrrrr
3. hery ( 16/03/2016 23:20)
izy tsy miteny hoe tsy mahay fa hoe tsy zatra. Misy olona afaka fanadinana fa mbola mila mizatra ela be mihitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6853