Mpangala-badin'olona ve aho?

1. betsymiteny ( 29/02/2016 02:43)
Manao ahoana daholo,

Za dia vehivavy manana problème toy izao ka mila torohevitra avy aminareo efa manana traikefa satria izay olona nangalako hevitra toa tsy mahita avaly avokoa.

Nisy bandy malagasy niaraka tamiko tamin'ny taona Novembre 2014 ary nisaraka izahay ny Avril 2015 satria noforce-ny hanao firaisana ara-nofo taminy aho dia tsy nety ka tezitra mafy taminy dia nisarahako izy, niantso ahy ary efa niala tsiny tamiko izy fa za no tsy nety niverina taminy tamin'io fotoana io. dia notsofiko rano izy. ary noblokeko izy tao amin Facebook.
Nandeha ny andro sy ny volana dia niantso ahy ny namany mpiaramiasa aminy hoe inona no antony nisarahanay, miverena fa mbola tia i lery. Noteneniko ilay namany hoe asaivo miresaka amiko izy, dia niresaka tamiko t@ telephone. Niteny tamiko hoe miverena fa izy tena mbola tia anà nanontaniako nefa izy hoe iza le sipa itako miaraka aminao any ampiangonana isakin Alahady? sipa mpiara-monina aminay hoy izy. Ay ve hoy aho. Dia hoy aho taminy hoe andraso fa za zao mbola tsy manana fotoana fa mbola hiverina hianatra kely fa rehefa vita n fianarako dia hita eo ihany izay avaliko anao(sady mbola tezitra taminy aho)....
Ny Alahady manarak'iny dia nandeha nivavaka aho ary hitako teny andalana handeha hivavaka koa ry zareo ary notantanan'ilay sipa, lasa za nandeha mafy dia noharabaiko ry zareo ka taitra be ilay bandy ary natsipiny hatramin tanan'ilay sipa nitantana azy.
taty aoriana ny zandriny lahy niaraka t@ zandriko vavy satria tsy mbola fantatrin tao antranoko ny niarahako taloha t@ ilay bandy fa ny iray tampo aminy kosa anefa mahafantatra.
Février 2016, dia nanafatra ahy ny zandriny fa malahelo be ahy hono ny zokiny, manontany ahy foana sady nisy promesse nataoko tamny zany hono dia miandry ny valiny izy.
Za koa vo naheno an'izay tonga dia taitra dia ny ampitson'iny nanome numero ilay zandriny, tonga dia nantsoin'ilay zokiny dia nifanao fotoana taminy, nifampiresaka zahay dia hoe tsy mbola mety voafafa ao ampony ny fiarahanay, tadidiny daolo, tena afapo izy niaraka tamiko ireny. Niteny izy hoe andao hiverina, dia nanontaniako indray ilay sipa miaraka aminy, dia hoy izy hoe sipany fotsiny fa tsy mbola vadiny, mbola tsy vita n'inon'inona, nefa kosa efa miara-mipetraka aminy efa ho 6 mois izay(teo lou za de otran kivy), de aona zany raha hanaiky hiaraka aminao za, hoy izy hoe miankina aminao foana ny aminay, ra mety ianao de sarahako izy.
Nanontany ny momba ahy izy, hoy izaho hoe za koa efa miaraka amin'olona any andafy(vazaha ilay olona), relation à distance fa ilay olona tena tia ahy, soit za no mankany satria sady misy havako any na izy no mankaty, fa raha raikitra ny antsika dia tsotra no misaraka aminy satria alavitra no misy azy. otran kivikivy koa izy nahare izay.
Fa raikitra iany moa ny anay dia niaraka zahay roa rehefa nifanaraka hoe mila misaraka amin'ilay vehivavy izy ary za misaraka amin'ilay vazaha. sady dans le plus bref delais no iandrasako azy ary mila mifindra trano izy miala tao.Miandry azy mandray vola dia hipitsika izy.

ny olana dia ity, ilay vazaha any andafy noresahako ilay situation satria azony nofy za niaraka tamin'olonkafa dia tsy maintsy nitsotra taminy zaho kanefa hoy ilay vazaha hoe izy tsy hiala n'inona ataoko eo.
Iny tsy mampaninona ahy fa hitako foana ny fika isarahako aminy fa ilay bandy manai
ntaina be fa ny azy dia saropiaro amin'io vazaha io foana, omeo azy hono ny compte Facebook n'io vazaha io fa hojereny, ni-insist izy dia nomeko. avy eo 3 jour après n'iny
tsy niantso izy sady tsy mandefa facebook nefa tsy fataony zany.

Za koa etsy andaniny miasa saina satria mieritreritra foana za hoe efa vadiny iny sipa iny matoa iarahany mipetraka, fa manao tokantrano maso fotsiny, ka mba kristianina ihany ve ny tena ka andeha angala-badin'olona sady mpiaramivavaka izahay.

omeo hevitra za ry zareo satria, mieritreritra za ny hisaraka aminy aloha dia miandry eny fa rehefa anjara ve ny anay tsy ho tafaverina eny ihany izahay, ra tsy anjara izy dia hafa izany no ho anjarako....

misaotra mialoha amin torohevitra
2. Fiffi ( 29/02/2016 08:06)
....raha zah aloha no eo am toeranao dé je vais prendre le temps qu'il faudra satria mifanjevonjevo ihany lé tantara....

lahy 2 be zao no miandry anao....prends ton temps , ilazao ry zareo we tu as besoin de temps , dé am io enao miheritreritra tsara we inn no atao ?

aiza koh dé we lé bandy iray efa miara mipetraka am vavy io dé ahilika tsotr'zao , atao we "lasa enao fa zah tia vavy hafa" ??

fiouuuuuu sao dé mba tsy rariny ny ataony ?

bref , prends ton temps , jereo sy diniho tsara ny fandehan-javatra alohan'hanapah-k'hevitra fa met toi à la place io vavy miara mipetraka aminy io we "rahazah no tratra'zao dé ahoana ?
3. Fiffi ( 29/02/2016 08:37)
oupsss...tadidio koh fa matoa ry zareo miara mipetraka ce n'est pas pour rien...

mifankatia tsara matoa miara mipetraka zany....sady am vahy tantanana rehefa andeh hivavaka...(andeha hivavaka)...
4. rhaj0 ( 02/03/2016 15:37)
ny fahitako azy dia ianao Betsimiteny dia tian'ilery atao 2eme bureau fotsiny..
Ka ianao koa moa efa manana 1erBureau, dia ilay vazaha, ka dia ...
Mahaiza milalao baolina izany eeee... fa mety toa ny ovy mahamay io rahefa asarotina toa io ny fiarahan'olon-droa.. Fa tandremo fotsiny sao ipiritihan'ny saosy sakay ny ankizy kely tsy manan-tsiny ao.

Fa io koa k'lou dia tena tsisy idiran'ny finoana/fivavahana/Atra @ izany, fa samy olon-dehibe ianareo, ary ianareo ihany no tompon'antoka @ izay ataonareo ao.
5. nilex ( 07/03/2016 13:49)
raha ny fahitako izany manaokana dia tsy matotra ilay olona resahinao.Ianareo ka tsy mifanalavitra akory fa mifanakaiky.Raha tena tia anao izy dia niandry fa tsy niaraka amin'izany olona izany fa indrindra mety ho hitanao .Amiko tsy matotra koa ny firesaka hoe hisaraka amin'ilay olona raha toa ka manaiky ianao.Raha tena vonona izy dia misaraka aloha mba handresena lahatra anao fa tsy hoe misy condition sahala amin'izany.Farany,tena kristianina tokoa ve ianao sa saritsariny ihany.Inona no iharahana amin'izany olona mpijangajanga izany.Tsy menatra ve ianao sa matahotra ny ho lany zara.Hajao mandrakariva ny tenanao eo anatrehan'Andriamanitra fa izaho dia mino fa tsy tia anao loatra izany olona izany fa tia ny tenany fotsiny.Anao anefa ny safidy fa efa nahita ny toetrany ianao izay ary aza adino fa raha ny vady no diso safidy dia ho potika ny fiainanao.
6. betsymiteny ( 07/03/2016 17:19)
BSR, misaotra betsaka anareo rehetra fa nanome hevitra.
Nilex>> Tena tsy haiko mihintsy hoe inona ny antony nanekeko azy indray fa na za kou ary mba gaga, otran maimaika fotsiny za.
Tena menatra an'Andriamanitra, menatra ny tenako sy ny manodidina zaho. Sady matahotra ny ho lany zara iahany koa efa 28 ans za.
Tena latsaka ny ranomasoko nahita anle message-nao raha hoe zany tokoa no izy surtout le oe "tena kristianina tokoa ve ianao sa saritsariny ihany.Inona no iharahana amin'izany olona mpijangajanga izany.Tsy menatra ve ianao sa matahotra ny ho lany zara".

Tao aoriana kely, reko tamin namany fa niady be izy sy ilay sipany, kivy be oun izy nandeha niasa. Nampiresahako le namany dia niteny hoe ry zareo miady be foana ary na dia mbola tsy niverina niaraka ary izahay dia efa mitady làlana itsoahana izy. kanefa ny mahagaga ilay namany, mbola tsy mety tafàla ao ledala atramizao.

Tsy haiko aloha na mety na tsia ny nataoko,fa nangataka fotoana fohy hifampiresahana taminy aho ka noteneniko izy fa hisaraka aminy satria tsy mety amin'ny fisainako hoe izy efa miaraka aman'olona ary iray trano aminy nefa mbola miaraka amiko koa, de enjehin eritreritro fona za hoe mpangalabadin'olona.
Noteneniko azy fotsiny hoe, aleo za miala ary aleoko miandry azy eny amin'ny sisiny eny, amin fotoana voafetra anefa fa tsy ho mandrakizay. Raha anjaranay ny hiaraka dia tafaverina foana. Raha misy occasion hafa za de mandeha.
Tena tsy nety izy sady nalahelo hoe hisaraka fanindroany indray izahay roa, tsy ho zakany hono izany, aleo hoe mifanohatoha tsy ho lavo eo, sao de manaonao foana eo indray izy.

Za moa niteny hoe, tsy mety amiko fa ny fianako maha kristianina ahy lasa hafahafa, za lasa miasa saina be trop, tsy izy irery ihany fa na za mangidy amiko izao kanefa tsy maintsy mandalo amin'izao aloha dia hita eo ny manaraka. sady matoa nareo nanapakevitra hiray trano misy fitiavana ao.

Izy moa niteny hoe tsy misy zavatra mampifamatotra an zareo, mbola tsy mpivady zany, izy hiala tao, ampio izy mitady trano, na niverina taminy zaho na tsia dia efa nieritreritra ny hiala tamin'iny sipa iny izy....

Hoy aho, za eo foana, raha misy ilavany ahy, afaka miantso ahy amin telephone izy, (fa ny facebook kosa lou de noblokeko e).

Fa na izany aza zaho mbola tena tia azy, izy koa itako tia ahy izany fa tsy haiko raha miatsaravelatsihy. fa bon atao ahoane, ny azoko atao dia ny mifona amin'Andriamanitra, ar mivavaka sy mangataka hevitra amin amin'izay mety hatao.

Ilay vazaha koa noteniko fa haka pause kely 1 mois lou za fa tena sempotra be loatra, de tezitra ilay vazaha. fa bon manaiky matoa tsy miteny.

bonne soirée daolo
7. Fiffi ( 08/03/2016 07:19)

betsymiteny:

Fa na izany aza zaho mbola tena tia azy, izy koa itako tia ahy izany fa tsy haiko raha miatsaravelatsihy. fa bon atao ahoane, ny azoko atao dia ny mifona amin'Andriamanitra, ar mivavaka sy mangataka hevitra amin amin'izay mety hatao.

.....tena tia anao izy ? ka naninn no niara nipetraka tam lé iray ?

hummm....mba hafahafa koh zany fitiavana zany an...

...Tsy atao am-bava fotsiny we mifona , mivavaka sy mangataka hevitra am Andriamanitra fa....mahaiza tsara mangataka

Andriamanitra tsy hamela anao am zao raha "tena mahay mangataka" ianao...

mazotoa hatrany ary enganié hanara diha hatrany am TOMPO ka ho feno fahendrena am vavaka sy fangatahana ataonao....
8. rhaj0 ( 08/03/2016 12:33)
ilay "tia" na "fitiavana" anie mety isan-karazany ry Fiffi eee... Mety hoe "tia" ilay kilentidentika miaraka ao zareo.. Fa kosa, atsy @ 1er bureau, dia "tia" ilay confort ao, na mety ilay volabe ao ilery eeee....

Fa ilay "mivavaka" ho'a dia tena ... tsisy idirany e... IANAO ihany no erany ao.

RAhefa migonongonona lava ao ve ianao, sady @ izay "mikimpy" ianao @ io, ary asesinao sy averimbeerinao, fa "tsara" ny miaraka @ ilery; dia hita io fa @ farany dia io lazainao fa, izao Atra izao mihintsy no niteny fa "tsara" ny miaraka @ ilery ????

Tena izay no fahitako ny ataon'i Betsimiteny ao.

9. Fiffi ( 08/03/2016 12:52)

rhaj0:

....tena possible...mais enganié ka tsy ho zay sanatria satria tsy Andriamanitra velively no hilaza am Betsimiteny we adaboy any lé vazah dé hiarao lé bandy io dé ataovy zay hialany am lé miara-mipetraka aminy ao...fiouuuu grave ihany an....

ohatrany zay koh no fahitako ny ataon'i Betsimiteny am farany.....

bref...wait and see...
10. Fiffi ( 08/03/2016 12:58)

rhaj0:

RAhefa migonongonona lava ao ve ianao, sady @ izay "mikimpy" ianao @ io, ary asesinao sy averimbeerinao, fa "tsara" ny miaraka @ ilery; dia hita io fa @ farany dia io lazainao fa, izao Atra izao mihintsy no niteny fa "tsara" ny miaraka @ ilery ????

Tena izay no fahitako ny ataon'i Betsimiteny ao.

satria tsy sahy maka décision hatram zay ka hatram zao....miolakolana ao fotsiny....ho votsy droa ny hihafarany....zay vao ho hitan'havany eo lol .....
11. lovaandriamialy7 ( 09/03/2016 07:07)
Amiko manokana de eny valin teniko ny antony efa hitanw tsy indray mande na in droa fa matoa ny lehilahy mitondra vehivavy any am pengonana ef misy relation zay !ny lehilahy de hiara hamahll fa bitsy zany we tena manaja vady !amiko manokana de refa miray trano matoa miara mande mivavaka de vadiny zay le olona aza misalovana ny anjaran sasany eh!matahotra ny tsy hahazo anjara tsouny nga enw !matoa izy ts manao fb hoy enw de misy atahorany ao !mety direct lotra le teniko fa nahita vehivavy malagasy aho efa niterak ary mino aho fa zay toetrant zay no nanarin vadiny azy nisy mpiara miasa @ nanambola ary fantany fa lasa nitsabo ny zanany tany ivelany ny vadin io lehilahy io nafoiny mintsy ny vadiny fa nataony ze niarahn t@io lehilahy ko moa vady tsy eo ary ny loza de izy ndray no nanoratra t@le vadin olona we ts ataoko sakana @ fiainako enw fa tiko ny vadinw ary tsy hamelako ra tsy hiterahako sy fatorako !tsy dolafaka fa fananiko olon innn zany ef fantraw ve faoln manambady de we ts ataoko sakana fa tiako vadinw !mieritrerta ihan ny tovovavy malagasy anh
12. Zan ( 09/03/2016 08:00)
Azafady fa voalohany tsara mila hevitra fa ny hevitra tsy azo raha tsy amin'olombelona.
Ny toro-hevitro dia izao:
-izy roalahy, ilay gasy sy ilay vazaha dia samy manao anao ho réserve, fa tsy principale.
Ilay gasy, tsy azo antoka: olona afaka misaraka mora foana amin'ny olona niara-niaina 6 volana taminy izany. Tandremo ihany: vetivety dia lany tsiro izy izany....ka tonga dia ariana, sao dia manody anao.
- ilay vazaha, tsy mety miala, mino fa azony atao kilalao koa ianao, satria ianao miaraka amin'olon-kafa....mahazo manao amant sy amante izany.......ianao moa efa ao anatin'izany koa, fomba fiaina any ho any.....
Tsy resaka mangala-badin'olona na tsia, fa resaka safidy matotra avy aminao....azonao atao ny manambady an'izy roalahy, vazaha sy gasy.....manampy olona hafa koa angamba....fa mendrika anao ve izany? hilamintsaina ve ianao? tsy hanala zaza ve ianao?
Ny taona mandeha ka raha hanorina fianankaviana ianao, hanaranaka.....mbà vehivavy mendrika.....e
13. betsymiteny ( 10/03/2016 08:41)
Bjr,

Misaotra betsaka anareo rehetra amin'ny valinteny,
misy hotsakotsakoina ireo rehetra nolazainareo etsy ambony.
raha nandinika aho toa samy mitovitovy daholo ny valinteninareo rehetra.
INONA ARY ZANY NO TOKONY HATAO?
14. Loulou76 ( 10/03/2016 17:55)
Amiko anh tsara foana ny manorina fitiavana @ olona mbola ts voafatotra zany we mbol samy célibataire na we efa divorcé na ef maty vady nga tsis hanome tsiny anw !satria vehivavy enw de aza miaina anaty alahelona vehivavy satria na ho ela na haingana de ts maintsy hanody zany ka ra te hanorina fiainana anaty fitiavana marina de olona mbola ts voafatotra hiarahana ra tianw le vaza de izy iarahana fa aza manimba ny fahatanorana @ vadin olona tsy isika vejivavy ndray no hanome vahana ireny lehilahy panitsakitsaka tokatrano reny ny hanafay ireny ary atao enplus izy refa leo miverina t vadiny fa ilay vehivavy sady afa baraka ataon olon tondro molotra ratsy eo t fiaraha monina no tsisy hasiny tsouny
15. Loulou76 ( 10/03/2016 19:18)
Tena tia ahy izy !ampio izy hitady trano tena sur ve enw fa tena tia anw izy !hoy ny vadiko zay ny vehivavy wa maivan doha !tezitra aho nefa refa dinihina de hita fa misy marina!ts ny rehetra kousa anefa matahotra ny ho lany zara tena zay tokoa ve maninn no maka pause 1mois @ le vaza mety tena tia anw sa ra vaza tsy mampitahotra fa aleo mitia na manadala vadinolona sao lany zara ra za nu e@ placenw ra tena tianw izy resahana we atambaro zay tonga de miray trano mintsy fa matoa ko tsy foinw mety misy intérêt be le bandy ny tena marina!trop le caractère na vehivavy @ zao !mapanahelo
16. vahiny2004 ( 11/03/2016 10:45)
Ity teny nolazaina psychologue izay, mahagaga hoy izy fa raha misy vehivavy mila misafidy entre 2 hommes, dia mandeha any @ izay mampijaly azy foana izy .

Tsy manana hevitra momba ilay vazaha izay tsy misy mahita aho, fa ohatry ny mirona aty @ ilay bandy izay hita ny ataony fa tsy dia mahafinaritra ny tompon'ny sujet.
17. betsymiteny ( 13/03/2016 15:32)
Bsr,
misaotra hatrany ireo manoro hevitra. Mbola raisina hatrany ireo toro hevitra avy any aminareo.

Tohin tantara indray ity tohizako ty..

Nodeblokeko ny facebook n'ilay ex-ko, satria moa efa io ihany no nahavoa tamin voalohany, aleo sahy miatrika hatram farany.

Nandefa message tamiko izy t@ 09 teo fa, dia diniho tsara fa izao no message nalefany tao, tsy nisy novaiko fa nataoko copier-coller:

Izy"bnjr njy ,ts enoheno mintsy ranamana zany be asa sa ef misaraka de ts te-alala ntsony",

zaho"bjr enao, tsy hoe izany fa be asa be tokoa alohe"

Izy "ay de inona malaza azo ambara any,ef ts mitempo amiko mintsy zany fonao ty"

Zaho"tsy de misy malaza an"

Izy "raha sanatria ka ts mpivady sikaroa de zao mb sosokevitr omeko anw satria ts tiako enw hijaly de aza manambady gasy zany enw fa ts mety aminao,araraotiny olona enw @toetranao tsotra kely sady be fitiavana io,vazaha vadina,nef miankina @anjara iany le izy,moa koa ze tianao foana"

Zaho"fa maninona no tsy mety amiko? fa maninona ny lehilahy gasy?"

Izy"sosokevitra re ny ahy fa anw iany no tompony decision, ok bn travail ma belle"

Zaho"ok merci, fa question farany, arak'io nolazainao io, mety saika nanararaotra anahako ve zany ianao e?satria za tsotra loatra?"

Izy"tsia enw nge tena tiako fa nohony zavamisy za nisarahanao de niaraka t@vehivavy hafa za,nefa mbola enw foana no tiako de zao sisa niafarany nefa faniriako de mb enw no vadiko atao aona fa miankina @anjara le izy,fitiava marina no niarahako taminao fa ts oe amitaka anw zany"

Zaho"donc zany za tadiavinao hatao 2ème bureau ve ra io zavatra teneninao io?ka za ne noforcenao hanao ny tsy azo atao e, aiza mou za no tsy ho tezitra ka nisaraka"(ilay nampisaraka anay voalohany no tiko lazaina eto)

Izy"non za ts manao force anao zany fa safidy malalaka io sady rehefa anjaratsika ny hivady de tanteraka foana io na misy saka aza, de inona ary ny teninao farany mba ahafatarako ny tokony atao"

Zaho" ataovy tsara ny safidinao, (raha izy no safidinao dia teneno ahy mialoha mba tsy ahalany fotoana ahy, ahafahako manohy ny fiainako sy mitady ny anjarako hafa). Raha izaho kosa no safidinao dia regleo malaky ny problema-nao aminy".

Raha nandinika aho dia tena hanao hendry tsara amin'izay, sady tsy hiaraka amin'ilay gasy aho(mampatahotra ahy ny mety ho tohiny) no tsy hiaraka amin'ilay vazaha (satria ilay vazaha marary lava sady efa 45 ans de matahotra aho, vao maika fahotana be raha efa lasa vadiko izy vao misaraka indray). Ataoko lesona reny nitranga ireny. Aleoko miandry ilay tena anjarako(na dia matahotra ny ho lany zara aza aho, aleo miharitra iany lou fa mbola tsy hay izay avoakan'ny ampitso ho ahy eo, tsy maintsy misy fôna eo sady vodintsobika aza manatandrify ), fitiavana madio, tsy misy fitaka, ary feno fifanajàna. Sady misy zavatra hafa mbola andrasako koa any ho any eeee.
Dia mba ivavaho za reto mba hahery tsara an!!!

18. Zan ( 13/03/2016 15:55)
Arahabaina e,
Io no tena mety sy mendrika anao. Kilalao daholo reo taloha ireo, na ilay vazaha na ilay gasy. Samy tsy misy tena tia anao marina sy madio ireo. Sady tsy misy tena tianao marina. Diovy ny saina sy ny vatanao ary ny tantaranao mba ho afaka handray ILAY TENA izy. Mahereza e. Mivavaka ho anao.

betsymiteny:

Bsr,
misaotra hatrany ireo manoro hevitra. Mbola raisina hatrany ireo toro hevitra avy any aminareo.

Tohin tantara indray ity tohizako ty..

Nodeblokeko ny facebook n'ilay ex-ko, satria moa efa io ihany no nahavoa tamin voalohany, aleo sahy miatrika hatram farany.

Nandefa message tamiko izy t@ 09 teo fa, dia diniho tsara fa izao no message nalefany tao, tsy nisy novaiko fa nataoko copier-coller:

Izy"bnjr njy ,ts enoheno mintsy ranamana zany be asa sa ef misaraka de ts te-alala ntsony",

zaho"bjr enao, tsy hoe izany fa be asa be tokoa alohe"

Izy "ay de inona malaza azo ambara any,ef ts mitempo amiko mintsy zany fonao ty"

Zaho"tsy de misy malaza an"

Izy "raha sanatria ka ts mpivady sikaroa de zao mb sosokevitr omeko anw satria ts tiako enw hijaly de aza manambady gasy zany enw fa ts mety aminao,araraotiny olona enw @toetranao tsotra kely sady be fitiavana io,vazaha vadina,nef miankina @anjara iany le izy,moa koa ze tianao foana"

Zaho"fa maninona no tsy mety amiko? fa maninona ny lehilahy gasy?"

Izy"sosokevitra re ny ahy fa anw iany no tompony decision, ok bn travail ma belle"

Zaho"ok merci, fa question farany, arak'io nolazainao io, mety saika nanararaotra anahako ve zany ianao e?satria za tsotra loatra?"

Izy"tsia enw nge tena tiako fa nohony zavamisy za nisarahanao de niaraka t@vehivavy hafa za,nefa mbola enw foana no tiako de zao sisa niafarany nefa faniriako de mb enw no vadiko atao aona fa miankina @anjara le izy,fitiava marina no niarahako taminao fa ts oe amitaka anw zany"

Zaho"donc zany za tadiavinao hatao 2ème bureau ve ra io zavatra teneninao io?ka za ne noforcenao hanao ny tsy azo atao e, aiza mou za no tsy ho tezitra ka nisaraka"(ilay nampisaraka anay voalohany no tiko lazaina eto)

Izy"non za ts manao force anao zany fa safidy malalaka io sady rehefa anjaratsika ny hivady de tanteraka foana io na misy saka aza, de inona ary ny teninao farany mba ahafatarako ny tokony atao"

Zaho" ataovy tsara ny safidinao, (raha izy no safidinao dia teneno ahy mialoha mba tsy ahalany fotoana ahy, ahafahako manohy ny fiainako sy mitady ny anjarako hafa). Raha izaho kosa no safidinao dia regleo malaky ny problema-nao aminy".

Raha nandinika aho dia tena hanao hendry tsara amin'izay, sady tsy hiaraka amin'ilay gasy aho(mampatahotra ahy ny mety ho tohiny) no tsy hiaraka amin'ilay vazaha (satria ilay vazaha marary lava sady efa 45 ans de matahotra aho, vao maika fahotana be raha efa lasa vadiko izy vao misaraka indray). Ataoko lesona reny nitranga ireny. Aleoko miandry ilay tena anjarako(na dia matahotra ny ho lany zara aza aho, aleo miharitra iany lou fa mbola tsy hay izay avoakan'ny ampitso ho ahy eo, tsy maintsy misy fôna eo sady vodintsobika aza manatandrify ), fitiavana madio, tsy misy fitaka, ary feno fifanajàna. Sady misy zavatra hafa mbola andrasako koa any ho any eeee.
Dia mba ivavaho za reto mba hahery tsara an!!!

19. Fiffi ( 13/03/2016 20:13)

betsymiteny:

. Ataoko lesona reny nitranga ireny. Aleoko miandry ilay tena anjarako(na dia matahotra ny ho lany zara aza aho, aleo miharitra iany lou fa mbola tsy hay izay avoakan'ny ampitso ho ahy eo, tsy maintsy misy fôna eo sady vodintsobika aza manatandrify ), fitiavana madio, tsy misy fitaka, ary feno fifanajàna. Sady misy zavatra hafa mbola andrasako koa any ho any eeee.
Dia mba ivavaho za reto mba hahery tsara an!!!

...sage décision ...c'est tout ce que j'ai à dire....

Mazotoa hatrany dé mazotoa mivavaka....

Si jamais le passé t'appelle , ne te retourne pas car ça ne t'apportera rien.

Ny ho avy no banjinina.....
20. Toojran0 ( 14/03/2016 08:11)
Lay bandy gasy lo zan ts tokon iarahanao tsony e, manao tokatran maso iz zan ka na d iarak ar nareo met isopatr le sipa sad mis zavtr hafeniny anao ao sad enao ku zan ef ts matoky az ny amle sipa ku,.. io d arak le tenin Atra we... AZA METY APITONDRAINA ZIOGA TS ANTONONA ANAREO...
Ny am le vazah dray, ref tena tinao iz sad tena tia anao ku d iz iarahan zan ku fa manome sosokevtr ian za we tsaratsar kokoa gasy mtouv amnao ian iarahan fa maro vokadrats azo am fanambadian vazah, hafa be toetsain reny, rah eto nareo no ipetrak met ts koi, fa ref entiny an am taniny ianao d miseho d'origine aminy...met ts afak ifanerasera am fianakavinao aty Madagascar enao...haf be sad manao tsinotsinon soatoavin malagasy rzareo e..ka asakasakao ian io fa mba sosokevtr ian ny ahy we ts aleo v gasy mitovy soatoavina sy fomba fiasaina sy fijery no iarahn...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2408