Tononkalo 8252

1. hery ( 23/02/2016 06:15)
Misaotra antsika rehetra hatrany fa efa mahatratra 8252 izao ny tononkalo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org

Samy nandalo fotoana kely naha "poeta" azy daholo isika ka tsy mahamenatra ny mamoaka vetsovetsom-po :-)

Sady fomba hianarana teny malagasy ihany koa.
2. sahia ( 23/02/2016 07:58)
Raha ireo n isan'ny tonokalo tato, Mba azonao apetraka ndray ve ny isan'ny tonokalo nahazo ny isa AMBONY indrindra tao anatin'ireo , raha misy karazany folo angamba ampy RAHERY an!, tsy izay be mpitia tamin'ity volana ity no tiako lazaina eto fa IZAY NAHAZO NY ISAN'NY MPANKAFY H@ZAY. misaotra e!

hery:

Misaotra antsika rehetra hatrany fa efa mahatratra 8252 izao ny tononkalo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org

Samy nandalo fotoana kely naha "poeta" azy daholo isika ka tsy mahamenatra ny mamoaka vetsovetsom-po :-)

Sady fomba hianarana teny malagasy ihany koa.
3. hery ( 23/02/2016 21:28)
Ato: http://vetso.serasera.org/vetso/tononkalo/hit

Marihina fa nanomboka tamin'ny janoary 2015 io, satria novaina ny fomba fametrahana isa nanomboka teo.
4. mirananirina ( 08/05/2016 07:39)
Ohatra tsy mahay aho an snif
5. raharonatenaina ( 09/10/2016 09:58)
salama o!!!,fa misy firi hoi iao no karazana rima tsika malagasy esalama o!!!,fa misy firi hoi iao no karazana rima tsika malagasy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1322