Fahaizana teny vahiny

1. Charoumeni ( 18/02/2016 07:02)
Miarahaba daholo e!

Mba mangataka torohevitra aminareo aho fa tsy mahay teny frantsay loatra ilay zandriko nefa hanohana voka-pikarohana afaka 8 volana. Efa nipetraka 12 mois tany Frantsa izy nefa tsy mety miakatra mihitsy ny niveau français any. Efa mamaky boky koa fa tsy mety mahay mihitsy. Misy miteny hoe manaova cours nefa ny ho enti-manana no tsy misy. Tsy mahay maneho hevitra @ teny frantsay mihitsy izy. Dia misaotra mialoha
novalian'i 5laody ny 20/02/2016 13:25
2. liliane16 ( 18/02/2016 18:17)

Charoumeni:

Miarahaba daholo e!

Mba mangataka torohevitra aminareo aho fa tsy mahay teny frantsay loatra ilay zandriko nefa hanohana voka-pikarohana afaka 8 volana. Efa nipetraka 12 mois tany Frantsa izy nefa tsy mety miakatra mihitsy ny niveau français any. Efa mamaky boky koa fa tsy mety mahay mihitsy. Misy miteny hoe manaova cours nefa ny ho enti-manana no tsy misy. Tsy mahay maneho hevitra @ teny frantsay mihitsy izy. Dia misaotra mialoha
Ahoana raha miteny gasy ny zandrinao rehefa mamelabelatra ny vokatry ny fikarohiny izy fa kosa mitondra mpandika teny Gasy miteny Frantsay izy amin'io fotoana io? Betsaka no manao toy izany eran-tany....
3. 5laody ( 20/02/2016 13:25)
Salama aby o,

Ilay mihaino sy miteny angamba no tena tokony hamafisiny, Raha misy fikambanana manao table de conversations ireny any amin'ny toerana misy azy dia mety hanampy azy kely.

Ampireveo karaoke teny frantsay ranofotsiny,

Raha alatsaka anaty rano ny olona tsy mahay milomano dia tsy maintsy hitsikaroka ao ihany fa aza ananana antra. ;)


dia jereo eto raha mahasoa anao hanampy azy.
Mahazotoa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3097