Hafatra ho an'Ireo Gasy manambany Malagasy

1. ericruj ( 15/02/2016 07:58)
Miarahaba daholo,

Ny antony andefasako an’ity resaka ity dia hifampadinihiny entre isika rehetra satria resaka fady moa izy ireto kanefa na de izany aza, tsy midika hoe tsy ahazo hifampiresahina.
Voalohany, tsy sanatria hoe tsy tia tanindrazana ny tenako fa misy zavatra manorisory mila zaraina indraindray.
A part zegny resaka hoe insecurite, non maintien des infrastructures, ny gaboraraky eny @ bureau panjakana sy ny hopitaly eto Madagasikara, na aty Avaratra io na any Imerina any, dia misy antony vitsivitsy izay tena mampasa sain-tsika maro.
1. resaka fihavanana: ahhh…io moa zava-dehibe amin-tsika Malagasy io fihavanana io. Hoy ny Ntaolo hoe :velo ray trano, maty ray fasana”. Malahelo aho milaza fa tsisy valeur tsony io fitenenana io zao, satria izao: Mpianadahy, mpiavana, entre cousins, entre oncle et niece ou veveau…firy ny olo hita zao fa tsy mifankatia intsony. Ny ato @’ny havanay aloha, efa firsy izany hoe cas misy hoe…On ne se rend pas service les uns les autres, fa bien au contraire, Mifamingana aza entre Havana. Anareo ve efa misy tratra koa sa ve izaho ihany no parano be eto? Aussi, ny anay misy an’izany hoe mba mangataka service mampitondra dossiers any ivelany…hoe mba poster-na zegny izy io…Allez voir, lazain’ilay Havana (izay tsiza fa tonton ihany) fa mahagaga azy hono fa tena efa nalefana via la poste française, nefa mbola tsy tonga ihany. Aiza ve, dossier (reconstitue) miala Ambilobe indray no tonga tany @ le pays de destination fa le nalefa niala Paris …tsy tonga! Misy namako zay mipetraka Tana, fa dia mitantara koa fa ny havany koa tsy manjary/ sady tsy mifanampy, no miasara velatsia samy aby, no mangalatry entana (mindrana de tsy mamerigny), no sady mifosa ambadiky ary mandetiky mihitsy aza. Nefa hono, olo mba nianatra (tany France) izy eroy no misea azy hoe parfait daholo eo @ mason’ny fiaramonina…nefa ndaty reo zegny, ndaty tsy manjary aby fa ambany sagna aby. Misy an’izany resaka hoe..mifoka jamaly zanaka havagny zany hono, kanefa baban’zay (tonton an’le camarade-ko be izany) tsy mahafantatry jusqu’a aujourd’hui hoe zanagny mifoka jamaly. Io olo io ihany koa hono taloha efa saika namono azy satria nisy izegny incident raiky zay hoe… zaza efa marary izao…mbola tsy rarahiny fa mbola maka pretit dejeuner ihany hono izy (le dadatoa izegny)…tena hoy ahy hoe…alike izegny oncle-nao zegny ary rariny raha ataon’ny Tompo mianjera any @ ny zanagny roy alahelo eeee…ary mbôla etohy io fa tsy hijanogna eo.
2. Resaka complexe d’inferiorite: Okay…anareo ve efa nahatsikaritra an’ireny Gasy sasany misolelaka @ vazaha iregny? Eka sa tsia? Amiko, ireny no tena mila faisina ato mang—y satria ireny gasy (sasany) ireny no amiko, MPAMADIKY TANINDRAZAGNE. Ny ahy aloha, ataoka mahita ary teneniko mihitsy ny hoe: samy clients agne ireo…ils meritent le meme traitement!!! Raha mbola mahasahy mamaly amin’izay, alefako manaraky ary tenenoko ny hoe..: rehea hisolelaka @ vazaha, ndana manao la pute any Marseille ary mihinana “cornet de glace française eeeee!”
Anareo Malagasy manambany gasy eroy: ity no message-ko: Mandihana nareo any @ siege ny Front National, dia teneno izy hoe: J’aime pas les Malgaches, je suis un vazaha” fa de hitanareo no valinteny eo fa ahazo tsaratsara hoe Sale N-GR- ao @ siege ny FN ao vao gaga eeeee!
Aussi, rehefa hanambany Gasy anreo, ndana mibaka any Afrika! Nisy cas izay efa elaela tao @ Minsitere ny Interieur tao, tao @ny fanaovana passeport. Misy olo izay miaraka @ zazakely…de mba nangatako olo io hoe mba alefaso aloha zay satria mba misy zaza. Amiko aloha, rariny izany satria zazakely mila hoe misakafo sy manana horaire fixe. Fa tena nolavign’le lehilahy tanindrana aotranay izay le demande…Alika zagny ary kaiamba aotran’ireny, manala Baraka asika aty @ sisiny aty! Av yeo nanontany le vehivavy io hoe fa nahoana ireny afaka mi-passer (mantsy an’le zana-bazaha); vitan’le polisy kaiamba io no namely hoe : zana-bazaha ireny” AHHHHHHHHHHH!!!! Izaho narary tratran’ny tazo fotsiny far aha salama aho, teneniko io, fa mba nahavita niteny le vehivavy de nobetrohigny le polisy hoe “gasu enao ve de viatana izany..iza no anaranao …iza!!!!”
Ny hafatro amin’io polisy ao @ section Passeport io dia tsotra: mety tsy hitanao ity fa teneniko ihany amin’izay, hitan’ny vahoaka Malagasy rehetra miditra ato @ forum:
IANAO? MANALA BARAKA NAY ATY @ SISINY ATY. RAHA MANAMBANY GASY IANAO (c valuable pour TOUS LES AUTRES MAGACHES QUI AGISSENT COMME LUI), DII TSOTRA BE NY DIKANA. MIHEVITRA ARY MIPETRAKA AO AN-TSAINAO (izay saina tsy maranitry mazava ho azy), DIA ITY: “AMBANY AHO NO NY VAZAHA, MIHVITRY NY TENAKO INFERIEUR AHY ARY CONSEQUEMMENT, MISOLELAKA SY MILALAKA NY TONGONY IREO VAZAHA” Rehefa izao no zavatra mipetraka ao antsaina, dia c’est clair, tsy ahahavita hi –contrer Vazaha mihitsy ianao (contraiement à moi et à mon beau-)frère, izay mibetroka Frantsay mihitsy rehefa miseo manambany Malagasy ireo). ENA , Monsieur Le POLCIE DU PASSEPORT SY IREO GASY REHETRA MITOVY FISAINANA AMINAO…DE..ENGANY E…. HO ALIKAIN’NY FRANTSAY ETO MADAGASIKA ETO NY TARANAKAO…ENGANY E KA HO EXPLOIER-N’NY FRANTSAY ANY SY HO ATAONY TSINOTSINOGNY ANY NY TARANAKAREO SY NAREO KOA (vendrana nareo….mandray karama izao mily nefa 30 euros kely iny rehefa havadika…dia FAAAAAALY ery Gasy vendrana…tena aussi bien le polisy ao @ passeport sy ireo gasy rehetra ds le meme cas, de ketriny ara tsaina daholo..ary ataoko mihitsy aza hoe…MARARY SAINA).

ECOUTEZ CA!!!! ….HO LASA MPIVARO TENA NY TARANAKAO FA HITANAO ZEGNY…ARY SAO DE ANAREO GASY MPANAMBANY MALAGASY ITONY AZA NAMAMPY FRANTSAY TAMIN’NY COLONISATION? AMIKO ALOHA GASY MPISOLELAKA IZANY, NA POLISY IZY, NA POMPISTE, NA DIRECTEUR? DIA MPAMADIKA TANIN DRAZANA ARY MERITER HOE VERY RAZAGNA ANY OLO REO RY TOMPOKO LAHY SY TOMPOKOVAVY E
IL FAUT BOTTER LE C-L DE CES ATTARDES MENTAUX FA TSY MANJARE MIHITSY
novalian'i rhaj0 ny 18/02/2016 14:22
2. rhaj0 ( 18/02/2016 14:22)
Ilay toa ny ozona h@ taranakany kosa k'lou hotry ny mampisalasala ahy ee...

Io angamba ve toa ny ao @ Baiboly ho an'ny Kristiana mpino, ka dia ripaka h@ zazakely rahefa tezitra Andrmntra, na fotsiny hoe, ny helok'i Adama no zakain'ireo mpino rehetra h@ izao...

Fa tena mampieritreritra eee... ohatra koa izao, ny zanak'ireo mpanao coup d'état.. Lasa manam-bola be ry TGV na ry Leloup fa nanao coup d'état.. Dia hoe, ny zanak'ireo ve mandova ny ratsy nataon-dreo ? Dia nefa indray, ireo zanak'ireo anie ka mankafia ny vokatry ny ratsy nataon-drainy eee... Raha ohatra ka averin'ireo zaza ireo ny (vokatry ny) halatra nataon-drainy, dia mety TSY te-hanozona azy koa ianao...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0809