FIANAKAVIANA SA !?

1. SYLLA8 ( 06/02/2016 02:16)
Misy olona iray niteny t@ko;de hoy izy t@ko nony nahita an ty Rangahy:"Ny zanak io Rangahy no rain janako!".
Inona ary no fifandraisana aram pianakaviana misy @n io olona io sy ilay rangahy?kanefa io olona niraseka t@ko io ts vehivavy mhintsy an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1778