You are here: home > Forum

Mamp meh! inona koa ar ty?

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : Mamp meh! inona koa ar ty?
Valiny : 0
SYLLA8 - 05/02/2016 06:32
olon 2 ihan no mpivrtra sakay eny an tsena
- i1 mpandainga(mivarotr sakay malao)
- i1 ts mandainga(mvartr n ts malao)
Enao anef ts tia sakay malao,
Inona ary no fanontanian apetrakao rah enao no tojo an io f enao indraika ihany no mahazo manotany?
Valio | Miverina eny ambony