Averku ndray! firy ary io ô?

1. SYLLA8 ( 05/02/2016 04:11)
Misy omby anaty vala iray:
-omby 2 alohan ny omby 1
-omby 2 afaran ny omby 1
-omby 1 afovoany
Firy ary no farafaha-ben'ny isan ny omby noteniniko io?
novalian'i SYLLA8 ny 05/10/2016 11:11
2. vahiny2004 ( 05/02/2016 16:21)

SYLLA8:

Misy omby anaty vala iray:
-omby 2 alohan ny omby 1
-omby 2 afaran ny omby 1
-omby 1 afovoany
Firy ary no farafaha-ben'ny isan ny omby noteniniko io?


omby 3
3. SYLLA8 ( 05/02/2016 18:58)
Mahay enw ka !
4. 201007jacky ( 30/09/2016 11:04)

SYLLA8:

Mahay enw ka !


5 no isan'ny ombinao, satria ilay ray afovoany dia aloha sy ao aorianan'ny omby roa.
5. SYLLA8 ( 05/10/2016 11:11)
KA YA ANIE NITENY HOE:"FARAFAHABENY" EO E;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1817