Inty koa misy ô! firy ary io ô?

1. SYLLA8 ( 05/02/2016 03:55)
Misy machine locomotion iray mirefy 100m izay mahavita 100m/s. misy tunnel 1 koa anef mirefy 100m.
anatin ny firy segondra ary no idarana sy ivoahan'ny machine io anatany tunnel 100m io?
2. mpisotrtoaka ( 15/06/2016 15:45)
2 s
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.354