2) firy ary io ô?

1. SYLLA8 ( 31/01/2016 13:00)
1) firy ary ny antsasakin ny 2 nampiana 2?
2) misy trondro 3 ao anaty seau! n 1 anefa maty rehef avy eo! firy ary ny trondro sisa tavela anaty seau?
3) i jean sy jeanne niteraka 5 vavy. io vhvavy samy manana anadahy 1. firy ary ny isany mpianakavy io?
novalian'i ajnal ny 12/05/2017 19:45
2. 100tinl ( 04/02/2016 06:15)
1)( 2/2= 1)+2 =3
2) 3 ihany no trondro ao
3) 2+5+1 = 8
3. ajnal ( 12/05/2017 19:45)
(2+2)/2=2
2 sisa ra ny tena lojikan-javatra n araan satri 1 mat zan oe inert ce prend comme une chose ou ne pas consideré comme fait vusiel
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2107