Mitady namana

21. Gasybea ( 10/02/2016 05:30)

nunogomes:

za akia mba ataovy nanamana an! met enao le anjarako

Fa aiza enao no mipetraka? De Firy taona?
22. Gasybea ( 10/02/2016 05:33)

nilex:

Marihiko aloha fa ilay fitenenana hoe "Andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany " dia tsy ao anaty baiboly kory fa tsy haiko izay namorona an'io.Raha ny hoe ahoana ilay mangataka Aminy dia ara-bakiteny mihintsy.Omeny anao amin'ny fomba tsy heritreretinao akory io ary tena ho tsapanao fa tena hafa mihintsy ary tonga dia maharesy lahatra anao.Sarotrarotra aloha ny handray izany ho an'ny olona tsy mbola zatra mifanerasera amin'Andriamanitra fa ohatry ny resaka mampihomehy angamba no handraisany azy.Fa tena mitombona io ary marina.

Sandra kosa ary ka ato @ serasera no anomezan'Andriamanitra ahy ilay anjarako
23. vahiny2004 ( 10/02/2016 10:30)

nilex:

tsy izay ilay sujet akory fa aza oharinao amin'ny olombelona Andriamanitra fa tena tsy mitovy mihintsy ary kely dia kely ny fahalalan-tsika eo anatrehany.Tsy takatry ny saintsika ny fomba fiasany,io anefa dia ho an'ny olona izay manaiky hiasany ihany.

Tsy nanohatra ny olona amin'Andriamanitra aho fa manontany anao hoe inona na ahoana izany no hatao ? Miandry ao an-trano eo ambony seza fa ho avy eo ny vady ?

Fahotàna ve izany ny mitady vady @ fomba maro samihafa ?
24. nilex ( 11/02/2016 10:26)
Raha ny fiarahana amin'Andriamanitra aloha ry namana dia tsy théorie velively fa pratique be mihintsy ary Andriamanitra dia marina amin'ny zavatra lazainy.Tsy mila asa io raha tena mahatoky azy ianao fa ainy ny mampihaona aminao izay safidiny.Afaka misafidy nefa ianao fa tsy avy Aminy izay fa sitraponao dia tsy ho tena fiarahana mahafinaritra iny.Jereo kely nge ireto tenin'ny Soratra Masina roa omeko ireto e:

Kor I 7:27
Manam-bady va hianao? Aza mitady izay hisarahana. Tsy manam-bady va hianao? Aza mitady vady.
Oha 19:14
Trano sy harena no lova avy amin'ny ray; Fa ny vady hendry kosa dia avy amin'i Jehovah.

25. Gasybea ( 12/02/2016 04:26)

Za kosa aloha tsy vitako izany Miandry fotsiny ao an-trano izany e, aleoko ary mitady ka tsy mahita au moins mba hoe efa nanao zao azo atao fa efa zay no anjara, toy zay mijery mouche volé ao an-trano hoy ny vazaha dia avy eo manenina
26. nunogomes ( 12/02/2016 13:21)
tiko be enao
27. Fiffi ( 12/02/2016 14:22)

nunogomes:

tiko be enao

nunogomes:
nanambady za taty aoriana de sipa tena tiako na de mpanampy an trano aza ny asany taloha ny nivadianay. h@ zao zay tena mbola mifankatia foana na de zava maro aza no natrehana.
28. Fiffi ( 12/02/2016 14:25)
http://forum.serasera.org/forum/message/m56b89c520c147
29. Fiffi ( 12/02/2016 14:30)

nunogomes:

za akia mba ataovy nanamana an! met enao le anjarako

http://forum.serasera.org/forum/message/m56b89c520c147

nunogomes:
nanambady za taty aoriana de sipa tena tiako na de mpanampy an trano aza ny asany taloha ny nivadianay. h@ zao zay tena mbola mifankatia foana na de zava maro aza no natrehana.
30. vahiny2004 ( 12/02/2016 16:04)
nunogomes:

za akia mba ataovy nanamana an! met enao le anjarako

http://forum.serasera.org/forum/message/m56b89c520c147

nunogomes:
nanambady za taty aoriana de sipa tena tiako na de mpanampy an trano aza ny asany taloha ny nivadianay. h@ zao zay tena mbola mifankatia foana na de zava maro aza no natrehana.

Izao ilay hoe vakiana fotsiny ? :-D
Hoy izao nilex hoe , efa miteny anareo aho fa aza mitady vady eto @ aterineto
31. nunogomes ( 13/02/2016 07:05)
tsy zah angamb eo fa le ralahako
32. Fiffi ( 13/02/2016 08:41)
...mbola mitohy hatrany ny....non mais.....
33. Gasybea ( 13/02/2016 08:48)

nunogomes:

tsy zah angamb eo fa le ralahako

Lol
34. Gasybea ( 13/02/2016 08:52)

vahiny2004:

nunogomes:

za akia mba ataovy nanamana an! met enao le anjarako

http://forum.serasera.org/forum/message/m56b89c520c147

nunogomes:
nanambady za taty aoriana de sipa tena tiako na de mpanampy an trano aza ny asany taloha ny nivadianay. h@ zao zay tena mbola mifankatia foana na de zava maro aza no natrehana.

Izao ilay hoe vakiana fotsiny ? :-D
Hoy izao nilex hoe , efa miteny anareo aho fa aza mitady vady eto @ aterineto

Sanatry hoe anambady any izay mamaly eo akory fa mba jerena iany e.
Fa tena sérieux io annonce io, ka ra misy olona sérieux intéressé dia tsara indrindra, ra tsisy dia tsy maninona
35. Gasybea ( 13/02/2016 08:52)

36. andy2016 ( 07/03/2016 09:21)

Gasybea:

Manaona daholo,
Izao dia vehivavy 27 taona merina, mitady lehilahy 25 à 32 taona hendry hiarahana; ho namana aloha @ voalohany dia avy eo ita eo.
Misaotra

mba omeo numerao anao azafady
37. asylumefreder ( 31/05/2016 12:59)
Nenah ndray mb tiku we mpnaman mresadresk fotsin tsik s enw ,na email na mesg na fb na twitter.Satr za ts met atw vadinw fa mbl zandrinaw alavitr b satr vau 18ans za,nefa za mb mila naman mires2k sad ts miavon.Mer6 beaucoup
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.484