Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero

41. rhaj0 ( 02/02/2016 11:50)
RBNIR:
Sady tsy belazao i Matio no tsy miteniteny foana Jesosy, fa io tsy hoe rehefa maizina ny masoandro avy dia maty daholo ny vie eto ambonin'ny tany, fa mbola misy fotoana hiveloman'ny olona...

TSY takatry ny hoza-dohan'i RBNIR, na i Matio, fa efa io mazavabe io, fa TSY takatry ny hozadohan'i Jesosy fa hoe, ny masoandro anie, sady mitondra hazavana no mitondra hafanana. Jereo io ambany io ny girafy..



Fa notsindrotsindrohin'i RBNIR dia napetapetany eto koa ho'a ny rechauffement climatique...
hi hi hi... efa hoe, angaha io tahaka ny resa-baiboly, ka tsindrotsindrohana izy tiatiana dia mety foana..
42. RBNIR ( 02/02/2016 12:29)
Tsy asiana adi hevitra intsony io rhajo a! samy mandray izay tandrifiny e!
43. RBNIR ( 02/02/2016 12:33)
Ny zavatra tsapako aloha dia ity : tsy sure ianao amin'ny convictionao...Tamin'ny voalohany red giant...tamin'ny faharoa tonga saina tamin'ny trou noir saingy mbola mametraka fisalasalana....
Jesosy kosa anefa dia 1 ihany no nambarany fa tsy nilaza 2 na 3 izy ary izaho manokana dia mahatsapa fa tena mitombina ny nolazainy ary dia tena manamarina izany ny zavatra rehetra mitranga ankehitriny...
Izaho anie tsy mamorona e! fa tena zavatra voaporofo daholo ireo nambarako ireo.....
44. rhaj0 ( 02/02/2016 13:19)
Tsy mamaky tsara ianao. Red giant hozy hoy aho ny siansa. Satria ny masoandro dia hydrogen fusion, ary ny kintana manao izany dia lasa red giant rahefa lany ny combustion-ny. Dia ianao moa mi-insiste, @ anaran'i Jesosy, hoe trou noir. Dia hoy aho hoe, koa raha trou noir izany, dia vao mainka absurde, ary ridicule i Jesosy miteniteny trou-noir sy masoandro maty io,

Fa rehefa red giant, dia araka ny efa notateriko taminao, dia voatelina ny venus sy mercure, ary mirehitra ny planeta Latera e.. Fa izany dia mbola afaka amina millions d'annees.

RBNIR:
Jereo kely k'lou ny @ kintana/masoandro eto:
"Most stars take millions of years to die. When a star like the Sun has burned all of its hydrogen fuel, it expands to become a red giant. This may be millions of kilometres across - big enough to swallow the planets Mercury and Venus."


Fa TSY takatry ny hoza-dohan'ny mpanoratra Baiboly, sy ny mpamaky Baiboly, ary ny personnage ao @ Baiboly daholo izany eeee...
45. RBNIR ( 02/02/2016 13:22)
Théorie ny an'ny olona ry rhajo a! fa mba ampiasao ihany hoy aho ny fisainana hoe ahoana no hahafantaran'i JEsosy ny fisian'ny trou noir (nefa IZY) tamin'ny taona 0????
46. rhaj0 ( 02/02/2016 13:22)
Strong3:
fa na hiraraka io na tsy hiraraka dia ny fantatro dia Mpino aho no fantatro
RBNIR:
Tsy asiana adi hevitra intsony io rhajo a! samy mandray izay tandrifiny e!
rhaj0:
Io ho'a tahaka ny olona rehetra sorena @ temoins de jehovah. Dia eo ilay hoe, n'inon'inona teneninao, dia ny masony fotsiny no hadiridiriny, ary dia ny azy ihany no asesiny.
47. RBNIR ( 02/02/2016 13:25)
mba ampiasao ihany hoy aho ny fisainana hoe ahoana no hahafantaran'i JEsosy ny fisian'ny trou noir (nefa IZY) tamin'ny taona 0????
48. RBNIR ( 02/02/2016 13:28)
Tsipontsiponina hoy ianao???
Vaovao maripotitra hoy aho....
http://www.lefigaro.fr/sciences/2015/07/13/01008-20150713ARTFIG00193-une-mini-periode-glaciaire-pourrait-toucher-la-terre-a-partir-de-2030.php
49. rhaj0 ( 02/02/2016 13:29)
RBNIR:
ahoana no hahafantaran'i Jesosy ny fisian'ny trou noir

hi hi hi... efa hoe TSY takany io. Raha takany ve ny @ trou noir, dia hiteniteny foana toa izao IZY:
1- maty-masoandro hono [trou noir], dia izay vao
2- kintana-miraraka, ary avy eo dia
3- lanitra-mifofofofo hono.


Raha ny marina dia ianao RBNIR no mametapetaka io trou noir @ ity resaka ity. Fa ny an'i Jesosy, araka ilay caricature-n'i Torah sy Tealala, dia sahala @ tabilao fotsiny izay "ao ambony ao" izao. Ary dia pihana ny interrupteur dia "maty ny masoandro". Akopaka ny tabilao ary dia "miraraka ny kintana", ahontsana sy akifika mafy io tabilao, fa tena "mifofofofo ny lanitra" hono eee....

Ny zaza any @ garabola de l'an 2015 ho'a dia efa mahatakatra an'izany, f'enao koa toa hotsahotsan'ny... an?...
50. rhaj0 ( 02/02/2016 13:36)
RBNIR:
Tsipontsiponina hoy ianao???
Vaovao maripotitra hoy aho....
http://www.lefigaro.fr/sciences/2015/07/13/01008-20150713ARTFIG00193-une-mini-periode-glaciaire-pourrait-toucher-la-terre-a-partir-de-2030.php

Inona azany no ifandraisan'ny "rechauffement climatique" r@ 2030, sy ny masoandro-maty, r@ millions d'annees???

Eny "tsimpomtsimponinao" fotsiny ho'a izao termes scientifiques rehetra izao, dia manandra-tena sy mitompo-teny IANAO fa "izay no tena izy".


Ary io ho'a tsy mahagaga, fa izay mihintsy foana koa no fataonareo rahefa mamaky Baiboly ao io eee.. Ilay tena mahatapaka dia ilay hoe, atsy @ andininy faha-8, dia ny fiangonana =vehivavy.. Dia raisina izay, hoe "voasoratra dia voasoratra", ary dia atsy @ andininy faha-9, dia toa izany koa hono... sirika teto ry Strong3 mbamin-dry Gasyizay manodikodina ny resa-baiboly toa izay...

Fa tsy maha-oainina izany fa normal (ho anareo kristiana) eee... :-)
51. RBNIR ( 02/02/2016 13:38)
Tsy maninona raha tsy mino ianao e, mipetrapetraka tsara daholo kosa ny fahitako azy aloha...
52. RBNIR ( 02/02/2016 13:40)
rhaj0:

Inona azany no ifandraisan'ny "rechauffement climatique" r@ 2030, sy ny masoandro-maty, r@ millions d'annees???

Mbola théorie daholo hoy aho ny an'ny olona fa tsy misy conviction io, raha mihevitra....
Raha tena mahay ny olombelona efa nahasakana ny fisian'ny intempéré sns (na farafaharatsiny afaka nandositra mialoha an'izany).......
53. RBNIR ( 02/02/2016 13:50)
Ny an'i JEsosy anefa ranomasina nitsahatra,
Maty nitsangana!!!

NISY VAVOLOMBELONA!!!!
54. rhaj0 ( 02/02/2016 13:52)
delire collective... bon die de bon die... mbola mitohy h@ izao !! :-)
55. RBNIR ( 02/02/2016 13:55)
rhaj0:

1- maty-masoandro hono [trou noir], dia izay vao
2- kintana-miraraka, ary avy eo dia
3- lanitra-mifofofofo hono.

Tsy azoko inona no maha ridicule an'io?
Ny kintana ngah mihetsika amin'ny toerany raha tsy misy hery manetsika azy,
Mety tsara mihitsy io filaharany io, trou noir aloha dia iny no miaspiré izay manodidina azy kintana sns.... dia iny force iny koa no manozongozona ny lanitra......

Toa otran'ny lasa mitovy amin-dry zalahy mpanohitra b fahatany koa rhajo izany koa tsy mipetraka intsony ny raisonnement fa entin'ny fo koa ngamba???
56. rhaj0 ( 02/02/2016 13:56)
rhaj0:
...ny an'i Jesosy, araka ilay caricature-n'i Torah sy Tealala, dia sahala @ tabilao fotsiny izay "ao ambony ao" izao. Ary dia pihana ny interrupteur dia "maty ny masoandro". Akopaka ny tabilao ary dia "miraraka ny kintana", ahontsana sy akifika mafy io tabilao, fa tena "mifofofofo ny lanitra" hono eee...

RBNIR:
mipetrapetraka tsara daholo kosa ny fahitako azy aloha...
57. rhaj0 ( 02/02/2016 14:00)
RBNIR:
... manozongozona ny lanitra...

mihozongozona ahoana ny lanitra izany ry RBNIR? dia "ahozongozon'IZA" ??
[size=4]('ndana k'lou maka repos re ry RBNIR fa tena hotsahotsan'ny mampalahelo ity ianao)[/size]
58. RBNIR ( 02/02/2016 14:06)
Ny olana ao aminao ngeh ry rhajo dia ity e! tsy mety takatrao mihitsy hoe ahoana moa no mbola hahavelona ny olona rehefa mivadika trou noir ny masoandro satria tsy misy hafanana intsony sady tsy misy hazavana intsony koa??

Aza maka lavitra e, misy pole tsy tratran'ny masoandro mihitsy ange eto an-tany mandritra solistices e! tsy mahasakana ny olona any tsy ho velona anefa izany.....

Fanampiny, (ity moa ilay tsy tianao mihitsy) hisy fotoana haniry ho faty ny olona nefa tsy hety ho faty.......
59. RBNIR ( 02/02/2016 14:08)
rhaj0:

RBNIR:
... manozongozona ny lanitra...

mihozongozona ahoana ny lanitra izany ry RBNIR? dia "ahozongozon'IZA" ??
[size=4]('ndana k'lou maka repos re ry RBNIR fa tena hotsahotsan'ny mampalahelo ity ianao)[/size]

Io ilay tsy takatrao io ry rhajo a!
Aza mbola miditra amin'io aloha fa mihezaha manakatra araka ny zakanao [size=4](sao dia voan'ny depression eo).....[/size]
60. rhaj0 ( 02/02/2016 14:16)
serieux ve i RBNIR io, sa manao di-doha-na kristiana fotsiny e...

ohatra indray: "kintana-miraraka" izany ve ry RBNIR... Ny masoandro, kintana anankiray, izany dia manintona kintana (maromaro) hafa... fa ny planeta Latera eo akaikiny @ io tsy mihontsona.. sa ve hoe, satria ny masoandro sy ny Latera dia mazana be satria ireo no kintana sy planetan'i Jesosy ...

Io dia mbola ilay fisainana mazia-mazia-mirakla a la kristiana foana eee... dia lasa miteniteny foana... aok'etsy...

Fa tsy maha-oainina izany fa normal (ho anareo kristiana) eee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3338