mitady vady

1. tongavasoa ( 27/01/2016 07:22)
Za dia lehilahy 38 Taona, manana zanaka 2, mipetraka rery, ka mitady vady hiaraka hifanohana @ fiainana, raha mety de vehivavy tsy miteraka satria na manaiky ny tsy hiteraka intsony fa ireo zaza 2 ireo dia efa ampy, koa raha misy nefa vehivavy manaiky ny tsy hiteraka fa hitondra ireo zaza ireo toy ny zaza naterany dia afaka miresaka mangina ao @ adresse FB , « dada zanaka » .misaotra tompoko,
novalian'i dyfisa ny 25/09/2016 06:01
2. tongavasoa ( 27/01/2016 11:19)
rehefa tafiditra ho amis-ko enao vao aseho @ nao ny sarinay 3 mianaka, merci,
3. vahiny2004 ( 27/01/2016 16:47)
Mahasadaikatra ihany ireto conditions nao rehefa tena dinihana .

Raiso sary an-tsaina hoe mademoazely mbola tsy nanambady ve dia hanoka-tena tsy hiteraka satria ianao efa manana ? Sao dia mba fitiava-tena fotsiny lahy .

4. tongavasoa ( 27/01/2016 18:19)
hevitrp aloa iny, ny ao atokatrano na inona na inona zavatra hatao de apetraka fôna ny fifampiresahany, de eo no mahita ny tokony hatao sy tsy tokony, tsy midika io we de tsimaintsy zay, fa lasa we manao didikofehy lebe ny lohany ao @ tokatrano, de lasa fijalina ndray ny hiainan' ilay vevavy vady vao tonga, fa raha sendra ny mitovy hevitra moa inona ny hafa ratsy izany, ny ahy zao ny vadiko nomeko fahalalahana hitady vola any ivelany, zao rava ny tokatrano, nefa fitiavana azy tsy hijaly raha toa ka eo ny tsy maha eo ny 1 tsony, de lasa zay 3 sisa no ato, mbola tsy vita ny divorce fa efa samy nanaiky izany anay, efa lasany olona iny aloa de ny manova no mety, ny anatra omeko ny hafa de aza diso tsotra be loatra, fa araraotony hafa, azo lazaina fa mety hisy ny hametraka io fanotaniana io de avy de io nambarako io ny valiny,
5. tongavasoa ( 27/01/2016 18:29)
tsimaitsy hifampi zaha toetra kosa aloa, mandrapahatonga ny divorce vita, fa tsy mety ny miaramipetraka nefa tsy mbola milamina nenay, na ny hifampikitika aza de azo atao ny tsy mampisy izany, ataoko angamba fa efa mazavazava @ mpamaky ny fiainako @ ankapobeny, fa raha hiditra lalindalina de aleo any @ FB voalaza etsy ambony no miresaka,
6. elras ( 28/01/2016 16:15)
sarotr b kus alou zan e,ra ts we vhv momb nga!
7. tongavasoa ( 28/01/2016 17:11)

ny mpivady dia tokony hifampihaino, fa tsy tokony hanao mizana tsindrin' ila ao atokatrano, hevitro io ambony io, de mila ahitsy raha tsy mety @ 1. fifampiresahana no hananganana Zavatra rehetra na inona na inona,
8. NIRINALISOA ( 28/01/2016 18:41)

ary raha efa niteraka ka hitondra zaza iray dia miara-taizana ny zaza, soso-kevitra aroso io raha hoe tsy afaka hiteraka tsony
9. tongavasoa ( 29/01/2016 04:08)
NIRINALISOA ô, tsy misy olana zany, afaka hifampiresahana ny zavatra rehetra, fa midira ao @ le FB de ao miresaka tsara,
10. nilex ( 29/01/2016 06:15)

mbola misy zavatra betsaka mila lanjalanjaina tsara izany fa tsy vita mora a.Moa koa ny zanakao aloha efa noresahina fa afaka handray izay olona tonga eo ho toy ny reniny koa ve ny zanakao,efa nanaiky antsitrapo koa ve ry zareo fa mahazo manambady ianao sa mbola heritreritrao irery izany.Sao mantsy hisy fiantraikany amin'ny ankizy sy ny hoaviny rehetra izany a manjary mampalahelo ry zareo
11. tongavasoa ( 29/01/2016 06:22)
efa vita resaka ny @ le we hisaraka, mandlo eto fotsiny io reniny io de miverina mamonjy ny olona haka vady azy any, vola no antony mampivadika ny olona, tsy mahagaga,
12. vahiny2004 ( 29/01/2016 10:30)

nilex:


mbola misy zavatra betsaka mila lanjalanjaina tsara izany fa tsy vita mora a.Moa koa ny zanakao aloha efa noresahina fa afaka handray izay olona tonga eo ho toy ny reniny koa ve ny zanakao,efa nanaiky antsitrapo koa ve ry zareo fa mahazo manambady ianao sa mbola heritreritrao irery izany.Sao mantsy hisy fiantraikany amin'ny ankizy sy ny hoaviny rehetra izany a manjary mampalahelo ry zareo


Tena marina io fijerinao io
13. asylumefreder ( 31/05/2016 13:09)
Le tenin'i elras n marn,sartr be le c0ndition,vehvav mumb ngah.Fa za lou mait vehvav ef mat vad ku et akaiknay sad namaku be,mbola 22ans iz amzau f efa nterak 2 ku a.Manin mu zn?Sam mb ef nterak 2 narw ku,sa ts met?
14. dyfisa ( 25/09/2016 06:01)
Za niteraka 3 d dimy zany ny zanaktsika, za hitia ny zanakao araka izay azoko atao satria ts hisy hahasolo an dreniny kosa aloa, enao kosa mba hikarakara ny zanako ts misy mitongilana. Zaho miasa tsara fa aty am province. Mitovitovy ny mahazo atsika ka izay no mahatonga ahy namaly anao. Jeune tsara aho ary mitazona tsra ny vatako na dia niteraka 3aza aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2427