torolalana

1. zafaly ( 26/01/2016 14:32)
salama tompoko รด,izaho hoy aho ry zareo mba mila torolalana aminareo a.Izao ilay izy,izaho izany te-hiditra ho mpampianatra ka mila torolalana izaho aminareo izay mahay ny tokony haleha sy hatao amin'izany?Mba valio azafady indrindra tompoko.
novalian'i zafaly ny 18/02/2016 07:15
2. hery ( 08/02/2016 15:45)
Efa manana ny diploma ilaina izany?

Raha efa manan diploma mantsy dia tokony moramora ihany izany raha misy ny toerana.
3. zafaly ( 08/02/2016 17:33)
eny tompoko bacc no diploma mba ananako amin'izao fotoana izao.
4. Charoumeni ( 18/02/2016 07:06)
Manaova mpampianatra fram any @ EPP (miresaka @ tale ) dia any manatevina, misy koa concours ampanaovin'ny MEN na koa miofana @ reny mpampanao formation pedagogique ireny misy maro izy reny dia afaka mijerijery tableau d'affichage any @ cisco misy anao
5. zafaly ( 18/02/2016 07:15)
misaotra anao tompoko,aleo aho hijery an' izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0387