Fampisehoana SOLIKA

1. yrmia ( 25/01/2016 06:01)
Iza @ tsika ato kay no mba mankafy kalon'ny fahiny sy bà gasy ? Ity ry reto misy fampisehoana ataon'ny SOLIKA eny @ AfT Andavamamba hono @ 5 febroary @ 6 sy sasany hariva itako tao @ facebook Alliance française. Iza no mazoto ? :)
novalian'i Veloo ny 13/12/2016 19:13
2. mapandry ( 25/01/2016 11:10)
Za lo tanora e! Fa za tena mankafy kalon' ny fahiny. Fa saingy tsy afaka fa mbola aty @ provaince.
3. vazivazo ( 27/01/2016 05:56)
sady mpankafy kalon'ny fahiny ny tenanay no tena mpankafy an'io groupe volazanao io fa saingy indrisy ilay fotoana hariva loatra nefa ny toerana Andavamamba izany tena grave be mihitsy, hainao ihany n resaka securité eto amintsika. Misaotra foana amin'izay fanentanana nataonao izay aloha e!
4. Veloo ( 13/12/2016 19:13)
Eeeee lasako razana I Prosper - RIP prosy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1895