Fanagatahana hevitra

1. pat1106 ( 19/01/2016 15:25)
Salama daolo, raha ohatra ve ka visa touristique no nalaina dia mety ho tafajanonana ao Frantsa raha toa ka maita asa atao. Inona ny zavatra tokony atao, mba toroy hevitra ry namana isany. Misaotra mialoha sahady @izay valiteninareo rehetra.
novalian'i erbly27 ny 10/05/2016 20:08
2. hery ( 19/01/2016 15:55)
Ny tafajanona aloha tafajanona rehefa mi-klandy e :-), mety mahita asa azo atao ihany koa. Fa ny hoe manamboatra taratasy dia tsy ho vita vetivety raha ho vita fa an-taonany maro mihitsy.
3. erbly27 ( 29/02/2016 16:39)
pat1106,
Conseil :ny VISA touristique tsy mety ho lasa statut de travailleur na mahazo contrat.Risque ihany ilay mijanona ho clandestin ,satria tsy misy droit ouvert.Raha tratran'ny fisavana ny PAF tsy misy papier ,tonga dia lasa tsy afaka mi préparé voyage de retour akory na maka ny entana fa izay eny an-koditra ihany na dia manana vola économie miafina ambany ondana aza .
Aleo aza mahita motif de long séjour hijanonana alohan'ny hahatongavana ,ohatra hoe : hanao étude ,statut étudiant dia avy hoe mi s'inscrire ,ny taona manaraka ,dia mitady asa à côté,...afaka mi redouble mi validé ny matières izay azo ,dia na mifindra filière aza avy eo raha vola no tena tadiavina.Ny blème izany dia efa miha sarotra be ny critères hatafavoahana tsy mitovy ny taloha il y a 30 ans intsony.
Mazotoa !
4. pat1106 ( 02/03/2016 05:33)
Misaotra t@valiteny erbly27 a!
erbly27:

5. mirananirina ( 08/05/2016 07:49)
Mbola eto ve sa efa lasa?
6. pat1106 ( 10/05/2016 06:41)
Salut, mbola eto e :) !manana sosokevitra afaka anapiana ahy angaha ianao?
7. erbly27 ( 10/05/2016 13:01)

pat1106:

Salut, mbola eto e :) !manana sosokevitra afaka anapiana ahy angaha ianao?

Bjr, ka inona ny tena olana mipetraka aminao, hahazoana manome sosokevitra?
8. erbly27 ( 10/05/2016 20:08)
Mbola eto ,fa resaho ilay soso-kevitra tadiavinao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.257