Apllication iadivana @reo panao sito-mahery

1. ackassrak ( 14/01/2016 17:03)
Kaiz doly!
ty misy application vaovao ,afaka miretrace n telefonanao izy ra sanatri misy misitona eny an-dalana na nisy nanagalatra,Leomaster ny anarany,telechargeo ao @ito: https://play.google.com/store/apps/details?id=com.leo.appmaster&hl=fr
Andramo fa tena mahomby ito an!
novalian'i heirzo ny 26/11/2016 07:29
2. carbonarami ( 14/01/2016 17:09)
Dia tena mahomby tokotra ve io Leomaster io?aoana ny fomba fampiasana azy?
3. ackassrak ( 14/01/2016 17:13)

carbonarami:

Dia tena mahomby tokotra ve io Leomaster io?aoana ny fomba fampiasana azy?

telechargeo alo de aveo misy option oe Leo privacy Guard,apiasao fa tsotra ny mapiasa an'io!
4. carbonarami ( 14/01/2016 17:17)
Aleo fa oandramako ndrei zan Leomaster zan!misaotra @le torohevitra.
5. Ribisto ( 14/01/2016 17:19)
Kaiza!sendra mba pub fotsiny zan Leomaster zan fa ts misy anzany akory?
6. ackassrak ( 14/01/2016 17:22)
Efa tratrany reny mpanao sito-mahery reny a ny natonga ana nampiasa an'io Leomaster io de mba manoro an'ireo zei mba maniry iady @reny!
7. hery ( 15/01/2016 15:48)
Tsy azoko hoe inona no tena mety hampahomby an'io :-)

Rehefa asiana an'io ve ny tel dia tsy hosintomin'ny mpisinto-mahery intsony?

Angaha fantany hoe misy an'io ny phone fa sintominy aloha?

Sa hoe rehefa lasany ny phone dia tsisy azony atao? Ary raha flasher-ny sns.

Angamba fiarovana mba tsy ho hitan'ny ao antrano (fa tsy mpisinto-mahery) na ny sipa na ny zazakely sns.
8. Ribisto ( 16/01/2016 06:46)

hery:

Tsy azoko hoe inona no tena mety hampahomby an'io :-)

Rehefa asiana an'io ve ny tel dia tsy hosintomin'ny mpisinto-mahery intsony?

Angaha fantany hoe misy an'io ny phone fa sintominy aloha?

Sa hoe rehefa lasany ny phone dia tsisy azony atao? Ary raha flasher-ny sns.

Angamba fiarovana mba tsy ho hitan'ny ao antrano (fa tsy mpisinto-mahery) na ny sipa na ny zazakely sns.

Ny apahomby azy dia ho afaka retracer iny telefonanao iny @alalan'ilay application oe Leomaster,misy système de ratracement mantsy iny na maty aza ny téléfona de itany foana iny,otran'ny GPS!
9. bizousmash ( 16/01/2016 07:10)
Kaiz!otran tiko andraman zany Leomaster zan fa ts aik oe ahoana ny mapiasa azy!ary application de sécurité fotsn ve io?
10. ackassrak ( 16/01/2016 07:15)
Tsotra ny mapiasa azy!refa telechergenao le Leomaster de misy option maro ao anatiny de le Leo Privacy Guard le izy!
11. hery ( 16/01/2016 07:17)
Angaha ny application mandeha na dia maty aza ny ordi? :-)

Raha vao misy manao sinto-mahery dia tonga dia vonoiny ilay tel avy eo dia tsy velominy intsony raha tsy ho flasher-na. Donc raha mbola application dia tsy tafa satria tonga dia tahaka ny vaovao indray ny phone.

Ny ilàna an'io dia ohatra hoe adino na tsy fantatra hoe latsaka aiza ny tel ka mbola tsisy nahita.
12. carbonarami ( 16/01/2016 07:19)
Efa nandramako le Leomaster fa kay ku izy misy option AppLock!milay ka;:)
13. priscilol ( 16/01/2016 07:23)
Sendra mba pubilcité fotsn ary zan Leomaster zan fa ts misy akory!?????
14. ackassrak ( 16/01/2016 07:32)
Tsisy resaka publicité le Leomaster ka!za mapiasa anaz de mba tiko zarazarain @ola le izy fa ts tiko tazomin oana rery!:)
15. priscilol ( 16/01/2016 07:34)
Ay!misaotra ary fa ande anandrana anzan Leomaster zan a!
16. ackassrak ( 16/01/2016 07:36)
Andramo fa io Leomaster io ny application de sécurité faran zei fiable @zao!
17. endriny ( 18/01/2016 06:52)

carbonarami:

Efa nandramako le Leomaster fa kay ku izy misy option AppLock!milay ka;:)


Ny lock amin'ny phone ange azo atao foana e...

Fa raha ataony reset fotsiny ny phone dia naman'ny tsy misy dikany io
18. zofana ( 19/01/2016 15:33)
d ra oatr k ts mis an zan zvtr lazainarw zan telph d aôna?
19. heirzo ( 26/11/2016 07:29)
Kaiza e! Koa raha restauren'ilay olona nangalatra azy ve ilay phone dia mbola sur hoe hita ihany ilay izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9125