You are here: home > Forum

E-REFERENDUM : tranonkala vaovao

Lohahevitra : Informatika
Fitohizan'ny hafatra : E-REFERENDUM : tranonkala vaovao
Valiny : 1
RUZ9 - 07/01/2016 09:42
Efa nosaininao ve ny hoe ianao mihitsy no hanitsy na hanova ny article tsirairay ao amin'ny lalampanorenana ? Andramo eto, tsindrio ity rohy ity
Tsy mbola vita tanteraka ity tranonkala ity saingy efa azo ampiasaina, araraoty.
Valio | Miverina eny ambony
5laody - 09/01/2016 21:15
Salama e,
Mety fa mankahery e, ary manja koa raha misy fametrahana hetahetam-bahoaka. ho tonga any amin'ny mpanao politika na ny te handray handraikitra angamba ny hafatra.
Valio | Miverina eny ambony