Raikim pitia am olona hafa

1. liveeh ( 10/12/2015 05:34)
salut daholo !!
vhv ny manoratra
niaraka 5 taona ary 1.5taona nivadiana izahay , zaza iray !! tsis olana ny tokan trano, tsisy hoe olana goavana b izany hoe mampijaly vady sns fa tsikaritro oe tsy ampy tambitamby aho satria variana am asa izahay mivady fa dia tsy aiko ny mahazo ahy fa tena raikim pitia am olona hafa zà , nitsiry tsikel² ilay fitia t@io olona io , tsy hitako izay hametrahako ny tenako !!! possible ve izany zvtr zany sa tsy tena fitia akory ny ato am poko !!!
tsy aiko na tena tia ahy tokoa io olona io, arakiny filazany aloh dia tia ahy izy ary fantatro fa ny anao rs ihany ftsn ko no anisany tanjony !! fa eo daholo izany rhtr izany fa tena otrany tsy raharahako fa ny fitiavako azy no tena mibahana !!! asa hoe ahoana ary zany !!!
Tsy foiko ajanona satria tena mamy b , na ny vadiko ary mbola tsy nanomé fitia ahy toy izany !! ekeko fa mijangajanga izany fa tsy nisafidy ny hitia an'io olona io mihintsy aho fa tonga ho azy !!
2. Fiffi ( 10/12/2015 13:05)

liveeh:

Tsy foiko ajanona satria tena mamy b , na ny vadiko ary mbola tsy nanomé fitia ahy toy izany !! ekeko fa mijangajanga izany fa tsy nisafidy ny hitia an'io olona io mihintsy aho fa tonga ho azy !!

oudryyyy ! aiza koh no hisy an'zany we tsy nisafidy ny hitia an'io olona io ianao fa tonga ho azy ?

....ountsss koh raha tsy we tsy mba olona afaka misaina na mba manana choix fa manao n'importe quoi zao fotsiny ?

zah aloha tsy mino an'zany we tonga ho azy eo fotsiny tsy misy fisainana zany we tia olona hafa zany eh ! d'autant plus we olona manambady sy manan-janaka ny tena....

ny tokatranonao tsinjovy , ny vadinao jerena sy hitiavo bb kokoa dé ataovy mamy B

......surtout , surtout ny zanakao jerena , zaza hijaly , tsy nangataka ny ho avy eto an-tany...

sois une bonne mère pour ton enfant et une bonne épouse dé ataovy zay maha MAMY BE ny fitiavanareo....

3. rhaj0 ( 10/12/2015 14:59)
Raha ilay ranamana hafa kosa no TIANY dia izay izany kouh..

Io kosa aloha, raha ny mba fijeriko, dia izay mahasoa sy mahasambatra anao jerena voalohany eee... Tsy ny hafa, na ny havanao na namanao toa i Fiffi, na ny vadinao indrindrindra, na koa i Pasitera/Mopera ohatra, na hoe ny fiaraha-monina, no mahalala ny maha-sambatra anao ao. Ianao ihany no erany.

Raha TSY sambatra ianao ao an-tokatranonao ao, dia TSY ho sambatra koa na ny ankizy na ilay vady ee... Ny zanakao ve tsy ho kOpy foana indray andro any.
4. Fiffi ( 10/12/2015 17:16)

liveeh:

tsis olana ny tokan trano, tsisy hoe olana goavana b izany hoe mampijaly vady sns fa tsikaritro oe tsy ampy tambitamby aho satria variana am asa izahay mivady

....novakianao ve io rhajO ?

tokatrano tsiss olana , juste we tsy ampy tambitamby satria samy sahirana sy variana am asany izy roa...

rhajO:
Io kosa aloha, raha ny mba fijeriko, dia izay mahasoa sy mahasambatra anao jerena voalohany eee...

tokatrany tsiss olana , dé izay mahasoa sy mahasambatra anazy no tokony ho jerena satria we raikim-pitia am olona hafa izy ?

hummm....lazaiko fotsiny we: ny mahasoa anao sy mahasambatra anao dé ny vadinao sy ny zanakao....

aiza kosa we tsy ampy tambitamby dé andeha hanitsakitsaka sy hijangajanga ny tokatranonao ?
bdb ny zavatra azo atao ahazahoana io juste tambitamby io fa tsy avy dé haka olona hafa....
5. rhaj0 ( 10/12/2015 17:34)
Fiffi:
hummm....lazaiko fotsiny we: ny mahasoa anao sy mahasambatra anao dé ny vadinao sy ny zanakao....

ahoana koa no itompoanao teny hoe tsy maintsy izay ilay izy... Angaha "ny fahasambarana" tere-ko masaka toa voalobo-jaza.. Tsy hainao akory raha vady namboarina ny tao. Na koa hoe, voan'ny pression dia nivady tao. Ka mety tsy ilay nofinidiny an-kahalalahana no novadiany tao.

Izao izy, vohizin'ny fitiavany ny tenany, fitadiavany ny hasambarana ho an'ny tenany, ary an-kalalahana tanteraka, dia mahita fa tsy ilay novadiany no mampa-sambatra azy fa olona hafa.

Raha terena(o) hionona @ olona tsy ahitany fahasambarana ao izy, dia TSY ho sambatra eee... ary dia miala any ny problema..
6. Fiffi ( 10/12/2015 20:01)

rhaj0:

Tsy hainao akory raha vady namboarina ny tao. Na koa hoe, voan'ny pression dia nivady tao. Ka mety tsy ilay nofinidiny an-kahalalahana no novadiany tao.

...oula...aza avadika ny sujet...tsy nisy resaka an'zany mintss tao am sujet nataony ...nilaza izy

"fa tsis olana ny tokan trano, tsisy hoe olana goavana b izany hoe mampijaly vady sns"
7. liveeh ( 11/12/2015 06:07)
za lou zany tsy hoe nivady par pression an fa tsy toy ny retra² gamba ny anay satria otrany tonga dia nadeha ho azy izany, niona androany , niresaka kely adiny 3 dia niaraka io 6.5taona io !!tsy nisy oe nifampikoty , tsy nisy anzany, tsis coup de foudre ko , amlé mampidobidoboka fo fa tena otrany oe efa anjara niandry ana tao izy !!!
mety hoe izay ve no mahatonga ahy matsiaro sambatra be mitia an'ilay olona iray satria ireo fihetsem po lazaiko oe tsy nihainak t@vadiko ireo dia hiainako @io olona io ????
za tsy hoe mi-negliger an-zanako , sanatria izany , fa tsy mahazo tambitamby am vadiko zà , efa manambitamby azy ihany zà fa tsy aiko oe ny fitiavan ahy ko ve lasa routine na miodina koa izy ????
8. rhaj0 ( 11/12/2015 11:44)
Ka hotry ny hoe "namana" izany "ivadinao" ao fa tsy "andefimandry"..

Dia ilay "tambitamby" aloha ngo dia hoe "sex" no tianao lazaina.. Fa raha "sex", dia, raha tsy mahita fafiny ianao miaraka @ ilay "ivadinao", dia... ahoana kosany no iaretanao ao, ka hoe, tsy hahita fafiny mandrakizay..
9. booboo ( 11/12/2015 11:51)
- aza adino ny préservatif. Ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra : vitao an-tsakany sy andavany ny mahakasika ny tokantrano, rehefa izay vao manao izay tianao atao ianao.
- ny hisavorovoroan-kilatoana. Peho ny latabatra na tsy haiko dia tsisy mivoaka tao raha tsy mahita ny zavatra tokony hataon'ny andaniny sy ankilany hihoarana an'io situation io raha mbola samy vonona. Samy manana ny tambitambiny aminy fa tondé tsory hoe ireto no zavatra tiako ataonao ahy hoe. hihihihi ko'ngaha raha mpivady dia tokony mandeha ho azy ny hahay haminany izay any am-po sy any an-tsain'ilay vady ? hihihihihihihi.

hihihihi diso mamaky harlequin loatra angamba ianao, fa tsy voatery hisy coup de foudre sy ny tariny izany rehefa tia.
10. rhaj0 ( 11/12/2015 15:57)
iieee.. peho ny latabatra dia lazao izay lazaina eee... komionikasiO komionikasiO ..

Fa izao koa hono.. Aza mihevitra hoe "hanova" an'i Ivadinao izany ianao.. Mety hiova izy, mety tsy hiova fa efa lalim-paka ao aminy ny hoe, ny "tambitamby" dia hiran'i Jean kely sy Basta izy teo, fa tsy hoe zavatra atao. :-)

Fa raha mbola resy lahatra ianao hoe, tianao "hiova" Ivadinao, dia... naninona moa tsy ilay olona arak'ilay tianao toetra io no nivadianao, fa izao dia Ivadinao no asainao miova toetra eo eee...
11. vahiny2004 ( 15/12/2015 14:23)

liveeh:

za lou zany tsy hoe nivady par pression an fa tsy toy ny retra² gamba ny anay satria otrany tonga dia nadeha ho azy izany, niona androany , niresaka kely adiny 3 dia niaraka io 6.5taona io !!tsy nisy oe nifampikoty , tsy nisy anzany, tsis coup de foudre ko , amlé mampidobidoboka fo fa tena otrany oe efa anjara niandry ana tao izy !!!
mety hoe izay ve no mahatonga ahy matsiaro sambatra be mitia an'ilay olona iray satria ireo fihetsem po lazaiko oe tsy nihainak t@vadiko ireo dia hiainako @io olona io ????
za tsy hoe mi-negliger an-zanako , sanatria izany , fa tsy mahazo tambitamby am vadiko zà , efa manambitamby azy ihany zà fa tsy aiko oe ny fitiavan ahy ko ve lasa routine na miodina koa izy ????

tandremo fa tadiavinao hahilika any @ vadinao ny fototry ny olana izy izany

Afaka 6,5 taona indray même schéma même topo @ ilay olona iray io ... ny tiako lazaina rehefa tsy karakaraina io mitovy daholo dia miverimberina eo ihany fa tsy misy zava-baovao
12. belinda15 ( 15/12/2015 19:53)

vahiny2004:

13. belinda15 ( 15/12/2015 19:56)
zvtra normal be le vevavy manidina , tsy votery oe milamina ny tokatrano d tsy tokony andeha kely , zvtra tena misy io tsy ampy tambitamby na te anana fitia any ankafa pr le plaisir tsy votery te anary tokatro , ny vvavy de mitovy am lela iany koa mba te hanana olonkafa olombelona isika ! fa ra misy tinao mahafaly anao d tiavo fa mahaiza mandanja ny ao antrano ra hainao mandanja izy roa de sambatra anao
14. nrnfel ( 22/12/2015 19:09)
Ny faitako azy de ts pour za na contre ny tompony sujet
Fa kosa oe, possible iany io zavtr lazainy io
Za vehivavy ko ar rhefa mandalo le rivotra crise kely zay ka tsy ainao ny manoitr'azy dia tafalatsaka tanteraka enao
Ary sarotra ny mivoka ao rhefa lavo ao zay enao, ka dia efa tonga ao aminao mo le izy, le fitiavana tonga ho azy
Ka dia maaiza mandanjalanza oe atreto ny farany ary, so dia manary ny ao an-trano ftsn no ratsy
Atovy izay mahafaly sns, fa tadidio fa misy farany ny zava-drehetra e!
15. asylumefreder ( 31/05/2016 13:19)
Ten fitiavn n miti vadin'uln f ef tratrn'zn ku ah,ten mam az n fitiavn an'ren nu n 6p kel.Nf ts met zan f vonuy tskel2 au ampunw zan ra mbl itanw we iza n ten vadin,iza n ten ifanamp anw am'fiainan,iza ku n hamelun n zanak naterakw?Ts n ten vadinao ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2518