Ny amiko tsy afeniko

1. Norrojjah ( 06/12/2015 19:35)
Zah 25 taona zao, ny olon-tiko efa 48 taona. Teo aloha tena nahia t@ fitiavako vehivavy 60 taona. Mampijaly ahy ny foko satria izy ireny toa tsy manahy ny fitiavako....
novalian'i rhaj0 ny 10/12/2015 15:01
2. Fiffi ( 06/12/2015 20:44)

Norrojjah:

Zah 25 taona zao, ny olon-tiko efa 48 taona. Teo aloha tena nahia t@ fitiavako vehivavy 60 taona. Mampijaly ahy ny foko satria izy ireny toa tsy manahy ny fitiavako....


...oh...fa maninona no tsy maka na mitady olona mitovy taona am-nao eh ? na ohatra we 2-3 ans de + ...

ireny efa zokiny ireny anié efa nahavita ny fiainany dé ny hilalao sisa no ataony eh.....

fa maninn no mampijaly fo @ ireny efa zokinao be ireny ?

tsy aleo ve mitady olona mitovitovy taona am-nao am zay mba sur la même longueur d'onde eh.....
3. rhaj0 ( 10/12/2015 15:01)
Io ho'a dia ianao ihany no mahalala ny maha-sambatra anao ao.. Na zokinibe izy na koa azany hoe, tsy gasy... na koa azany koa hoe, mitovy sex aminao..

Aza mba manaiky fariparitan'ny fiaraha-monina na ny vavam-bahoaka na koa i Pasitera/Mopera fa jereo ny mahasoa sy mahasambatra anao ao eee... ianao ihany no erany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5638