fitiavana mampijaly!mba ampio !

1. biobio ( 25/11/2015 12:53)
Miarahaba antsika rehetra!! miala tsiny fa somary lava² ny resaka

vehivavy ny tenako , manam bady ary efa manan janaka iray !! ra fintinina ny toetrako alohan'itatarako ny olana mandalo a@ko dia olona tsy tokam po izaho, tsy hoe miodina sy mampirafy foana fa matetika dia mora tia olona hafa izany (ankotrany vadiko izany ), sanatria otrany oe mora rebireben'ny lhl izany !!

1 volana izay dia misy namany namako tafaresaka t@ mailaka (e-mail) resaka asa no niatombohany izy io ka lasa nihitatra !! lasa mifampikoty am mailaka izany , lasa nihitatra resaka oe rs sns !!!tsapako fa tena tiko izy na dia mbola tsy hitako tarehy aza tena tiko loatra satria rehefa mody any an-trano izaho dia mahatsiaro azy foana, tsy andriko ny maraina hiresahana @ny satria otrany oe tsapako eo anilako izy rehefa miresaka izahay !!

na dia tsy tompony ary izaho na izy dia otran lasa saro piaro izany ndraindra .

Io lhl io dia efa divorcé ary zokiko 20taona be izao ary mipetraka any am province ... mitory fitiavana @ko izy ary milaza azy ko izaho hoe tia azy , milaza izy fa té anao rs @ko , izaho ko tsy afenina fa efa lasa any am'izany ny eritreritro !!

Izahay mivady mou tena tratran'ilay routine b am fiainana dia lasa zarako azy misy zvtr otran'izao miseo eo am fiainako satria n vadiko tiako ary tsy foiko fa tsy otrany taloha intsony hoe mitory fitiavana b fa efa zatra éé !!fa @io lhl io dia toy ireny mpifankatia vao ireny !!mahatsiaro sambatra b izaho rehefa tafaresaka @ny !!

Mbola tsy itako tarehy izy io ka nasehony ahy ny sariny !!!tsy nolazaiko t@ny fa tena tsy miady am piece-ko mihintsy izy !!kanefa tsy naha sakana ny fitiavako azy izany , vo maika ary lasa nihitatra any am mifandefa sms, mifampiantso izahay roa !!!!! té hiresaka @fona za , té eo anilany za na dia fantatro ary fa zvtr tsy ho tanteraka mihintsy , izy koa mou tena mahay mampiresaka sy manambitamby anao satria efa olona lehibe , efa nahita zvtr betsaka teo am fiainana ka mahay tsara ny tian'ny vhv !!!

Fantako fa raha té hiala @zany a dia tokony tapahako ny fifandraisana rehetra .. fa tena tsy vitako !!! vitako ray andro dia miverina mamaly ny message -ny ihany aho , tena mafy ilay tsy miresaka @ny !! efa toetrako hatrizay mihintsy ilay hoe tia olona maro² (ts mapirafy , fa tia fotsiny )

Any an trano aho tena toy ireny adolantsento mandrevy ireny , manofy azy !!ny vadiko ary gaga @fihetsiko !!!

Inona no ataoko fa otrany mijaly izany aho , tsy hisaraka velively sy handao ny tokan tranoko izany aho nefa ilay lhl iray io koa tena tsy foiko ary marina fa mahay mampiresaka izy , lhl lehibe efa nahita fiainana ka mety hoe kilalao fotsiny no tadiaviny @ko kanefa tsapako koa fa misy fitiavana ao @ny !! Impossible ny@nay roa kanefa tsy tiko ho very na dia nofy fotsiny ary !!!








novalian'i nrnfel ny 22/12/2015 20:03
2. Fiffi ( 25/11/2015 18:18)
...avy dé directa be zah...

fa maninn mampijaly tena tahak'zao nefa ny vadinao eo ?

...ny zaza jerena...mandehana mivavaka....hanampy anao Ny Tompo....

...tsy misy an'zany we routine zany fa anjaranao no manisy piment am fiananareo...bdb ny zavatra tokony hataonao...raha tsy mihetsika enao dé io lazainao io we routine io...

mivoaha..manaova jejojejo...mba hitsiriritan'vadinao anao....manao maquillage...hummm...

avelao any io olona efa somary (antitra) io...20 ans be zao ve dé hisary adala aminy ?

ountssss lalaoviny eo fotsiny enao dé zay....

...farany...ny ankizy jerena....mampalahelo tsy fidiny...
3. biobio ( 26/11/2015 05:48)
Merci @toro hevitra!
fa izaho an'ié ka tsy oe tsy mivakilou na oe tsy maha karakara vatana ka tsy rarahiny vadiko, tena mifanohitra @izay mihintsy ary fza tena faran zay jejou ndrindra , ny vadiko ary saro piaro oe fa maninona zà no manao jejoou trop fso misy lhl mahafinartira ahy any fa dia otrany hoe tsy ampy ahy no omeny ahy dia lasa mora rebireben'olona zà !!tena tsy azoko mihintsy ny mahazo ahy , mila mivavaka mintsy gamb !!!sanatria otrany ireny azona fanafody ireny nefa ilay olona ary tsy mbola nifankahita t@ko directe !!!


Fiffi:

...avy dé directa be zah...

fa maninn mampijaly tena tahak'zao nefa ny vadinao eo ?

...ny zaza jerena...mandehana mivavaka....hanampy anao Ny Tompo....

...tsy misy an'zany we routine zany fa anjaranao no manisy piment am fiananareo...bdb ny zavatra tokony hataonao...raha tsy mihetsika enao dé io lazainao io we routine io...

mivoaha..manaova jejojejo...mba hitsiriritan'vadinao anao....manao maquillage...hummm...

avelao any io olona efa somary (antitra) io...20 ans be zao ve dé hisary adala aminy ?

ountssss lalaoviny eo fotsiny enao dé zay....

...farany...ny ankizy jerena....mampalahelo tsy fidiny...
4. booboo ( 26/11/2015 14:16)
- mamizana tena @ sport na @ miborosy trano na @ fampirimina ny efa mipirina ao an-trano. Vao mitady hivezivezy ny saina dia baikoana ho any @ zavatra hafa mahasoa.
- manaova izay mahafaly anao efa ela tsy nataonao, manasana namana be dia be hisotro sy hikaly (dia aza atao couverts plastiques @ zay be raharaha tsy mampivezy² saina loatra ilay hanadio avy teo :-P :-P)
- tsy haiko e ! asaina miasa bebe kely kokoa noho ny mahazatra ny atidoha hikaroka hialana @ zany dia mba tanterahina izay hevitra hitany...raha tsy hoe angaha sitrapo mihitsy ny anao ny hanaiky hiroboka tao
- mety tsy dia ilay olona loatra no tena tianao fa ilay mahatsapa fa manan-danja @ olona hafa. Ndana mankany @ resto tsara tarehy tsy falehanao fa efa nofinofisano mba handehanana fa any sady tsy manao sakafo ianao no mbola misy serveur(se) manolotra ny kaly, dia ny vadinao asaina mi-payer :-°). afaka omenao chèque na ataonao virement bancaire ny tarif n'izay consultation psy de comptoir zay. :-D :-D :-D.)

Be dia be ny afaka atao fa safidy foana ny fiainana e ! Ilay mivavaka koa nefa tsy manao na "i" aza mifanaraka @ ilay vavaka ohatra tsy mandaitra an (Atra ô, esory @ ity fakam-panahy ity aho, nefa ny harivan'iny dia efa mandefa sms sy mail, hafahafa ihany...). korazy.
5. perfectly ( 01/12/2015 04:54)
ef fantatrao n défaut-nao d in ndray n mampiasa loh amzany? reseo fotsiny io d zay!
6. vahiny2004 ( 01/12/2015 10:23)

perfectly:

ef fantatrao n défaut-nao d in ndray n mampiasa loh amzany? reseo fotsiny io d zay!



Tsy mora io hoe reseo fotsiny io.
7. biobio ( 01/12/2015 11:45)
tena tsy mora manao an'ilay izy, efa mihezaka manapaka n communication rehetra za fa tapotapoka eo dia iny fa misy message tonga indray dia eo indray!! tena tiako izy fa tsy aiko hoe maninona lotra !!! asa hoe rehefa tena itako mivantana ve dia mety ho lefy izany ???



vahiny2004:


perfectly:

ef fantatrao n défaut-nao d in ndray n mampiasa loh amzany? reseo fotsiny io d zay!



Tsy mora io hoe reseo fotsiny io.
8. nrnfel ( 22/12/2015 20:03)
Zay ty sujet ty vo itako ka asa na efa resolut ny problem an tompon sujet
Dia mba valio eto oe, fa za ko tena manana olona mitovy aminao io mhtsy
Ny tsy itovizany fotsin de nenao efa zokinao be ftson
Za ko mantsy dia tratran ny otran zay oe misy miresaka amiko isan andro, dia satry fona iasa iresaka sns
Marina le oe maay resaka sy manambitamby sns le olona
Ny ao an-trano efa tsy maazo an zay tson, ka any lasa any ivelany no mameno ny banga
Faotana le izy fantatro, ary tokon oe adalaina ny saina tsy eritreritra an zany intson
Nefa tenté fona enao ijery msg sns rehefa miasa, na mis miantso iany ko
Sarotra ary tsy mora ny miala amin io faazarana io,
Ary tena marary iany ko rehefa oe ialao ao, fa mila saina mantanjaka sns ny saina
De aona ny tohiny ry tompon sujet,
Ny ts azoko fotsn de zao, fa maninona izy no tsy miakatra aty rehefa tena matsapa oe tia anao izy, meme oe rencontre pour de vrai ftsn aza
Le virtuel ko ne otran afaafa iany e, satria tsy ifakaita nefa dia latsam-pitia amin msg ftsn eo ar ve!
Aleo mifankaita dia miresaka face à face amin zay ita izay atao
Courage enao, de tantarao ny suitn!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2287