Creation

21. rhaj0 ( 01/12/2015 13:28)
tealala:
Ianareo izany ry rhaj0 taranaka rajako?

Eaf resaka lavabe ny evolution teto ry Tealala, f'aza mampome dia ihomehezan'ny ankizy ao re ianao ao io eee...

rhaj0:
Ato http://evolution.berkeley.edu/evolibrary/article/evograms_07
Dia jerevo tsara ilay echelle des temps fa amina million re ry Gasy1zay a... [dia jerevo tsaara koa ny fisampanany]... dia rahefa azonao io, dia mba ampianaro @ ankizy, dia ilazao izy hoe, fony zaza ihany re rankizy ilay conte de fee bibilikan'i madame eva, fa efa lehibe vory saina ianao izao ka dia izao no izy...

22. tealala ( 01/12/2015 13:32)
Tena raha ilay fomba famaly aloha dia hitako miariary tsara mints hoe razambenareo marina izy ireny ka :D, fa tsy anay, izahay ni nahary.
23. rhaj0 ( 01/12/2015 13:34)
Efa resaka efa nandeha, fa dia ampiana tealala izany ny resaka eee..
rhaj0:
Fa io ry Strong3 (sy Tealala), rahefa tsy hianatra ny Evolution ianao, dia @izay mba mampianatra ny zanakao ao koa, dia ... hi hi hi... ny zanakao no hampianatra anao f'ataovy ao foana mouh kouh..
24. tealala ( 01/12/2015 13:40)

rhaj0:

Efa resaka efa nandeha, fa dia ampiana tealala izany ny resaka eee..
rhaj0:
Fa io ry Strong3 (sy Tealala), rahefa tsy hianatra ny Evolution ianao, dia @izay mba mampianatra ny zanakao ao koa, dia ... hi hi hi... ny zanakao no hampianatra anao f'ataovy ao foana mouh kouh..


Io anie ry rhajo tsy hoe boky raisina ara tantara b ohatr'izany e, manjary lasa ohatr'i ry Strong3 sy RBNIR sy izay hafa no raisonnement rehefa raisina tantara io boky io dia aveo apina testamenta vaovao ny farany dia lasa anaky telo ilay nahary... ny anao ko zao dia mety namaky iany enao fa indrisy ireo razanao izay rajako dia tsy lasa alavitra mihitsy ilay saina nolovaina any ka tonga aty amin'ilay hoe anjakao ny zavaboary ny biby sns...dia nanaonao foana taty aorina, apenariko tsara mintsy ny zanako ka teneniko azy hoe ireny ilay taranaka rajako.
25. RBNIR ( 01/12/2015 13:42)
rhaj0:

Efa resaka efa nandeha, fa dia ampiana tealala izany ny resaka eee..
rhaj0:
Fa io ry Strong3 (sy Tealala), rahefa tsy hianatra ny Evolution ianao, dia @izay mba mampianatra ny zanakao ao koa, dia ... hi hi hi... ny zanakao no hampianatra anao f'ataovy ao foana mouh kouh..


Afaka atoro koa ny ankizy hoe tsy misy olombelona hahatakatra ny marina ny amin'izay namoronana izao tontolo izao fa raha mitady ny marina ianareo dia izay an'Andriamanitra no izy....« dia hitako avokoa ny asan'Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain'ny olona ny asa atao aty ambanin'ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona, tsy ho hitany; eny, na ny hendry aza no manao hahafantatra izany, dia tsy ho azony fantarina akory. » (Mpit.8:17)
26. rhaj0 ( 01/12/2015 13:44)
Efa resaka lavabe teto io ry Tealala aaa
http://forum.serasera.org/forum/message/m554225b62dd79/80

ilay hoe "taranaka rajako" dia fampatoriana sy fampitahorana zazakely fataon-dry mpitia Baiboly.. dia mampme fa mbola ao ihany ry Tealala, efa 2015 ny taona. Fa mba ampiasao @ izay ilay saina re eee... ampiasao ny interinety..

rhaj0:
Dia migoogle re ry Gasy1zay [sy Tealala] a...
http://lmgtfy.com/?q=evolution+change+of+species
(tsisy valiny ao @ Baiboly ny fanontanianao)..

dia eto aloha jerijereo hozy ny olona
http://www.pbs.org/wgbh/evolution/library/faq/cat05.html
One species does not "turn into" another or several other species -- not in an instant, anyway. The evolutionary process of speciation is how one population of a species changes over time to the point where that population is distinct and can no longer interbreed with the "parent" population.

Fa jereo tsara foana ho'a ilay echelle des temps...
27. tealala ( 01/12/2015 13:49)
Eny ary e, evolué ianareo dia mahay manambatra biby tsy mitovy
28. rhaj0 ( 01/12/2015 13:49)
RBNIR:
Afaka atoro koa ny ankizy hoe tsy misy olombelona hahatakatra ny marina...

Rahefa tsy hikezaka ianao ry RBNIR dia .. ao ianao izany eee...

Ny fahitako azy ho'a, dia matahotra ianao Kristiana fa ho sirika ny aberration sy absurdite, ary dia ridicule be ity revirevy inoanao ity... dia ny hany lazainao (avy @ Baiboly) dia hoe: aleo dondrona tsy mahalala n'inon'inona, "toa zazakely", dia mitohy mandrevirevy ao eeee...

tonga indray ity ny Noely, sy ny fifandrifian'i Regulus sy Jupiter..
29. tealala ( 01/12/2015 13:53)
hajao ireto ry rhaj0 mba hoe ela velona ianao a :
30. rhaj0 ( 01/12/2015 14:02)
Ato jerena raha hivanitika..
https://www.youtube.com/results?search_query=just+for+laughs+gorilla+pranks

iza @ ireo i Tealala @ io ? ilay la madame kitahotra eo @ 0:53 ?? :-)

31. tealala ( 01/12/2015 14:04)
Fa tsy ianao ve no mino ny zavatra lazain'ny siansa eto hoe taranaka rajako ianareo e?
32. rhaj0 ( 01/12/2015 14:45)
Sahala @ tsy azonao ilay kisary itsy ambony itsy..

Ivereno ho'a ilay fisampanan'ilay tetiarana.. Itsy ambony ny simpanzehy. Dia jereo tsara ilay firantsanany voalohany t@ 7 millions d'années... Dia ilay hoe "nivoatra" dia nasiany tsipika mena. Ary eo, dia arak'ilay hoe "The evolutionary process of speciation is how one population of a species changes over time to the point where that population is distinct and can no longer interbreed with the "parent" population."

rahefa azonao io, dia atsaharo ilay miteniteny foana hoe "taranaka rajako i rhaj0 koa..."

Dia mba kingakinga @ izay ilay saina mba mampianatra ny ankizy eee... dia ilazao hoe, tena angano fampatoriana adrisa re ilay Madame Eve, ka hoe nipiritika teto an-tany avy t@ taola-tehezan'i Adama, 6000 taona lasa izay, fa efa lehibe ianao izao, ka aza dia minomino foana an'izany absurdité ridicule izany intsony eeee....
33. rhaj0 ( 01/12/2015 14:49)
Dia jereo tsara, fa rehefa voasarak'ilay tsipika mena, dia tsy afaky ny miara-"miteraka" intsony.. ngo dia hoe, mahita neanderthal i Tealala dia hendratrendratra :-)
34. tealala ( 01/12/2015 14:52)

rhaj0:

Dia jereo tsara, fa rehefa voasarak'ilay tsipika mena, dia tsy afaky ny miara-"miteraka" intsony.. ngo dia hoe, mahita neanderthal i Tealala dia hendratrendratra :-)

Fa iza no nanome an iza dia avy teo naome an'iza raha araka io zavatra inonao io ary e? hazavao tsara
35. rhaj0 ( 01/12/2015 15:01)
an an.. jereo tsara ho'a ilay sary eee.. araho ny tsipika tondroin'ny tetiharana.. Dia jereo ny echelle des temps eo @ axe itsy ambony indrindra, fa amina millions d'années..

rhaj0:
Ato http://evolution.berkeley.edu/evolibrary/article/evograms_07
Dia jerevo tsara ilay echelle des temps fa amina million re ry Gasy1zay a... [dia jerevo tsaara koa ny fisampanany]... dia rahefa azonao io, dia mba ampianaro @ ankizy, dia ilazao izy hoe, fony zaza ihany re rankizy ilay conte de fee bibilikan'i madame eva, fa efa lehibe vory saina ianao izao ka dia izao no izy...



Dia avadibadiho ho'a i google eee..
http://lmgtfy.com/?q=evolution+change+of+species
Tsisy ao anaty Baiboly ireo, fa angano ho an'ny zazakely no ao anaty Baiboly-Genesisy..

Sa moa ianao mbola te-hino koa hoe, taranak'i Abrahama???

Dia mba hainao ve ho'a ny tantara sy jeogirafia t@ andron'i Abrahama ?? Hoe, tao @ vallée de Canaan i Abrahama, t@ izay an'arivo taona lasana izay... Dia t@ izay fotoan'andro izay, ny Sinoa efa mifanaretsaka @ razambentsika atsy Asie du sud-est.


Esy e ry Tealala... Te-ahalala marina ve ianao, sa tena mbola te-hinono tanana (sy Baiboly) eee ??? :-)
36. tealala ( 01/12/2015 15:20)
Hahaha !!! izay ilay teneniko hoe ianaro no mamaky io boky lazainao fa angano io, mamaky fotsiny no atao fa tsy mba manontany ny olona tokony anontanina ny dikan'ilay zavatra ao dia aveo miteniteny foana, googler-o raha tia ahay ny zavatra ambara ao e... Fa sôd rehefa tonga eto ny silamo aka ny tany dia eo vao hoe tena marina ilay zavatra tao anatin'ilay angano d aveo ko matahotra ny ho tapahan'do dia lasa mivavaka mitsingoli-body.
37. rhaj0 ( 01/12/2015 15:34)
Ianao no matahotra (fa nampitahorina) ny silamo.. Izaho aty miara-miasa @ Irakiana sy Alzeriana sy Pakistanais sns.. tsisy olana. MIsy tary gasy izay izao nanambady Alzeriana, tena mba faly izy fa manao couscous isan'andro ao hono :-)

Fa samy taranak'i Abrahama anie nareo e... samy miankohoka mitsongolo-body ao.. inona no atahoranao an-dreo ?? sa hoe, ianao ao aorianany io miankohoka ao io ??

Kay moa, ny marimarina koakoa, dia ireo Moslimo no tena taranak'i Abrahama, fa i Tealala dia taranaky ny avy any Asie du sud-est... Fa mitady mafy ny hisavika mba ho taranak'i Abrahama koa, dia io manao toeran-tsy zaka ny Moslimo tena taranak'i Abrahama io...
38. tealala ( 01/12/2015 16:14)
:D, ho itantsika eo hoe iza no matahotra rehefa tonga izany e :D, efa manomboka izy io, tano tsara mintsy ny hevitrao :D, za tsy mba mitsingolika zany, fa ianao io izao mety o atsongolik'ireo piara miasa aminao :D
39. rhaj0 ( 01/12/2015 17:52)
marina fa mihanaka any Dago koa ny moslimo.. Ka ny sekta sy ireo evanjelisitra sy mormons sy ny scientolozista mazanabe avy aty zamerika koa azany manindry ka dia..

Amiko aloha, rahefa "finoana" io dia mamorika ny fi(s)ainana daholo..

Fa manantena aho, fa @ izao andron'ny interinety izao, dia rahefa misokatra ny fahalalahana (liberté) sy fahalalana (savoir), dia resy ho azy ity "finoana" ity eee.. na moslimo io na kristiana io na sektarisma gaigibe io.

Ny tsy-fahalalana sy ny tsy-fahampian'ny filAna (besoins) anie no mampalasa vokatra ity "finoana" "finoana" ity eee... Ny interinety sy ny gilobalobailizasiO nefany mamaha ireo fototry ny olana ireo, ka dia hivaha ho azy io olana io eee... ny Ankizy ho'a dia "avotra" fa ireo "beantitra" ihany izao no mbola milentika voarebireby ao io.

Fa mety voarebirebin-dry jihadista sy sektista ihany ny tanora, satria mba mampiasa interinety koa ireo, fa rahefa mivezivezy eo ry tanora dia ... vita matavy foana ireo mpino ireo @ farany eee...

io izao manombok'eto.. hitanao eto @ forum eto io, na ianao io, na ry RBNIR na koa ry Yahl, mitady ny handrebireby ny sain'olona @ izay "finoanoam-poanany" any... fa dia io ridicule ho azy io foana eee....

40. RBNIR ( 02/12/2015 04:42)
rhaj0:

io izao manombok'eto.. hitanao eto @ forum eto io, na ianao io, na ry RBNIR na koa ry Yahl, mitady ny handrebireby ny sain'olona @ izay "finoanoam-poanany" any... fa dia io ridicule ho azy io foana eee....

Raha sitrapon'Andriamanitra hoy aho, dia mbola haseho eto ny fomba hamotehan'Andriamanitra an'ity izao tontolo izao ity.....Efa voalazan'ny baiboly efa ho 2000 taona izay, kanefa izao vao manomboka hitan'ny zanak'olombelona amin'ny alalan'ny siansa ny fahamarinany......
dia ho hitanao amin'izay fotoana izay namana fa hay tena misy ny intelligence ambony avitra amin'io intelligence kely bilitiny kely ananantsika sy hireharehavantsika io.......
« Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah. » (Isai.55:8)
« Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo. » (Isa.55:9)....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4584