OTITE na TOTONGAN-DRONONO

1. mpisotrtoaka ( 18/11/2015 15:08)
Inona kay r'ireto no mba fanafody mety mahafaka totongan-dronono fa mijaly be ilay zanako ! Efa fony izy 2 taona hatramzao efa 7 taona mbola tsy sitrana foana ! Maimbo any an-dakilasy ilay izy dia rehefa mihetsika dia maharary azy mafy ka tsy ahitany tory ! Misaotra tompoko
2. endriny ( 19/11/2015 08:51)
ampisotroina toaka izy hihihihihi

Fa misy karazany roa izany io totongan-dronono io e: 1) vokatry ny mikiraoba, izay azo sitranina amin'ny antibiotika, toy ny amox. Saingy taloha moa mbola kely ny zaza dia sarotra tamin'ny dokotera ny nanome antibiotika dia lasa mihitatra be ny fahavoazana.

2) Allergie, ka ito dia tena manahirana kely ny mitsabo azy satria miverina matetika ilay izy. Na izany aza estamine no fanafodiny, na ireny fanafody allergie ireny dia mety daholo...

Fa mila asiana meche kely ilay sofina mba ivoahan'ny nana na mba entina diovina any amin'ny dokotera..

Dia mirary soa, ary tandremo indray sao mbola manampy consom a
3. mpisotrtoaka ( 19/11/2015 10:18)
Misaotra anao ! Miandry ny an'ny hafa ! Pseudo ilay mpisotro toaka fa izaho aza ange ka tsy misotro e ! Tsy vokovoko manga fa tsy homana fotsiny ! Merci
4. mpisotrtoaka ( 19/11/2015 10:20)
Efa nandeha doc sy ostie foana fa toa allergie angamba ilay izy ! Ny olana anefa dia mivoaka foana ilay izy isan'andro ary maimbo ny sofiny nony farany ! Inona no mba azo atao tompoko !?
5. vahiny2004 ( 26/11/2015 16:07)
Marary io an ! ny zanako koa manao an'io manko !

1- raha tia Dokotera na koa efa avancé ilay izy dia mandeha any @ Dokotera . Matetika bain na antibiotique @ sofina no omeny. Ny anay moa taloha dia tena efa manana réserve mihintsy. Raha tena efa avancé be aza dia asiany Yo-yo ny sofina , karazana prothèse io ataony ao anaty sofina mba tsy hifanatona ny parois n'ny sofina ao.

2- raha sendra maika ka tsy mahita Dr : tongolo oignon . Totoina sy hafanaina, dia atao anaty lamba tsy dia matevina toy ny mouchoir. Dia apetaka @ sofina sady fonosina tsara ny sofina.

Ity ny site nahitanay azy fa tena nandaitra tokoa :

http://lejardindejulie.unblog.fr/2008/06/21/soigner-naturellement-les-otites-cest-possible/

Dia tsy misotro ronono koa rehefa marary ny sofina

Dia aza manam-be


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2823