DISCUSION

1. SP-TCA_3 ( 18/11/2015 07:39)
Miarahaba ny namana rehetra. Aon ny hevitrareo @ty affirmation ty : Manoloana ny toe-javatra izay mitranga dia tsy tokony ho baikon'ny "sentiment" ny olona fa tokony ho baikon'ny "raisonnement".
novalian'i SP-TCA_3 ny 18/11/2015 14:08
2. Fiffi ( 18/11/2015 13:17)

SP-TCA_3:

Miarahaba ny namana rehetra. Aon ny hevitrareo @ty affirmation ty : Manoloana ny toe-javatra izay mitranga dia tsy tokony ho baikon'ny "sentiment" ny olona fa tokony ho baikon'ny "raisonnement".


miankina am lé tie-javatra mitranga io....ny raisonnement amiko dé miaraka am sentiment , na ny sentiment no mibaiko voalohany...dia arahin'ny raisonnement...

possible koh nefa we ny raisonnement no tonga voalohany dé arahin'lé sentiment....

quoi qu'il en soit....ohatra...misy olona tokony vonjenao....ny sentiment-nao mandeh voalohany...kanjo oula ..hay lé olona halanao no voa...dé lasa ny sainao we ok....ny raisonnement-ko tsy hanampy an'io olona io zah ...saingy kosa...am maha olombelona anao dé lé sentiment no lasa we aleo ihany ho vonjeko io olona io ? et vice versa.....
3. SP-TCA_3 ( 18/11/2015 14:08)
marna zan kanef koa tadidio fa ny 1+1 no egal 2, fa ny 2 ts votery hoe ts maints 1+1,

Zan we ny olona oentin'ny raisonnement d afk manarak fotsn ze sentiment manarak eo, f a ny ol ef zatra oentin'ny sentiment ts votery ho raisonable intsony @le zvtr hoataony f entin'fo fotsny,

Lasa manaonao fon @zay rhf aveo satria nanao zvtr ts nampiasana raisonnement akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2174