Ny tantely ve manala tasy@tarehy

1. victorine15 ( 17/11/2015 14:49)
Tompoko,mba mila torohevitra aho, monbany tantely
novalian'i faed16 ny 30/06/2016 06:44
2. victorine15 ( 17/11/2015 14:52)

victorine15:

Tompoko,mba mila torohevitra aho, monbany tantely
3. victorine15 ( 17/11/2015 14:52)
victorine15:

Tompoko,mba mila torohevitra aho, monbany tantely
4. Sabatra-2-Lela ( 09/02/2016 13:06)

victorine15:

victorine15:

Tompoko,mba mila torohevitra aho, monbany tantely


Ny tantely de efa voalaza ao anaty baiboly hoe "omàna ronono sy tantely"
Mitazona ny fahatanoran'ny tarehy izy rehefa mia-lehibe ny olona. koa noho izany dieny mbola kely dia mizara mihinana tantely matetika fa tsy miteniteny foana akory Andriamanitra raha milaza izany ao anaty baiboly.
5. faed16 ( 30/06/2016 06:44)
raha mila te hanadio tarehy enao misy torohevitra omeko anao, vohalohany mpitsabo Natoraly ny tenako ary manana trahakefa makasika an'izany fa raha tantely no hanadiovana tarehy tsia topoko! fa raha malina anao no te hanadio tarehy nao dia omeko solitiona enao fa mitongava io ny num ; 0331486817
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.237