mpandoko fiara mahay

1. tahiry ( 16/11/2015 13:05)
K'aiza k'aiza daholo.

Hanontany sao misy mahalala na mahita hoe aiza no misy mpandoko fiara mahay eto Tana (ankoatra ireo orinasa lehibe efa fanta-daza, izay tsy dia araky ny fahefa-mividy ny sarany). Ireny manana garage "aéré" tsara ireny, sady mampivoaka ny loko ho toy ny vao².

Misaotra mialoha
novalian'i zazabel ny 08/12/2016 12:01
2. zazabel ( 08/12/2016 12:01)

tahiry:

K'aiza k'aiza daholo.

Hanontany sao misy mahalala na mahita hoe aiza no misy mpandoko fiara mahay eto Tana (ankoatra ireo orinasa lehibe efa fanta-daza, izay tsy dia araky ny fahefa-mividy ny sarany). Ireny manana garage "aéré" tsara ireny, sady mampivoaka ny loko ho toy ny vao².

Misaotra mialoha
eo Malaza ambadikin'ny FJKM misy, anotanitanio ny olona eo refa tonga eo enao dia atorony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3247