zotra talohan'ny ANTAFITA/FIABATA/FIMA 
Lohahevitra : Eritreritra mandalo
Fitohizan'ny hafatra : zotra talohan'ny ANTAFITA/FIABATA/FIMA
Valiny : 9
Fitohizan'ny hafatra : zotra talohan'ny ANTAFITA/FIABATA/FIMA
Valiny : 9
Radavison - 13/11/2015 09:07
|
![]() Sao dia mba misy mahatdidy ireo zotra fitateram-bahoaka teto Iarivo talohan'ny antafita/fibata/fima? Ireto no tadidididiko koa mba ahitsio izay diso : 1. Analakely - Ampasampito (mandalo Besarety) 2. Analakeky- Ampasampito mandalo Anjanahary (?) 3. Analakely - Ambatobe (zotra nitsitapitapy) 4. Analakely - Analamahitsy 5. Analakeky - Ambohimanarina 6. Analakely (Soarano) - Alarobia 7. Analakey - Amboditsiry sa Antsalovana (?) 8. ??? 9. Analakely -Andohatapenaka (lasa 8 taty aoriana) 10. Analakely - Anosipatrana (lasa 9 taty aoriana) 11. Analakely - Anisozato (lasa 10 taty aoriana) 12. Analakely - Tanjombato (lasa 11 taty aoriana) 13. Analakely - Fort- Voyron (?) 14. Analakely - Androndra (?) 15. Mahamasina - Ambanidia (?) 16. ... - Ambohipo (?) 17. ... - ... ??? 18. ... - Andohalo (?) 19. ... - Mandroseza/Ankadindratombo (?) 20. ... - ... ??? 21. ... - Ankatso (?) 22. ... - ... ??? 23. Mahamasina - Ampasampito 24. ... - ... ??? taty aoriana: 24. ... -... ??? 25. Manjakaray - Madera (?) 26. 67Ha - Andranobevava (Analamahitsy?) 27. ... - ... ??? 28. ... - ... ??? 29. ... - ... ??? 30. 67Ha - Ambohitrakely(Betongolo) Eritreritra mandalo sy tsiahin'ny lasa é. |
soa.tiana - 13/11/2015 10:29
|
![]() Fa ny malaza de zao zao e : ANALAKELY - SICAM - AMBOHIDAHY - ANOSY e |
Ratoa - 16/11/2015 01:14
|
![]() Ny 14 indray Analakely - Ambohipotsy . Niala teo atsimon'ny lycée Rabearivelo ihany koa, mamakivaky an'Antsaralalana, miakatra an'Antaninarenina, Ambatonakanga, Ambohijatovo, Andohalo, Andafiavaratra, Anaty Rova, Ankaditapaka, Ambohimitsimbina dia tonga eny amin'ny fiangona Ambohipotsy Rasalama. Fantatro tsara fa teny aho no nipetraka taloha |
5laody - 16/11/2015 23:28
|
![]() ny tsaroako tamin'ireny aloha dia ilay anarana koperativan'ny mpitatitra e, kofimare, scotat, samy manana ny azy ny zotra( ary manana ny lokony tsirairay)ary misoratra aorian'ny bus. tanjombato andoharanofotsy manga tanora, ampasampito manga antitra ambohimanarina maitso anosipatrana manga mitsipika volom-boasary dia avy eo ilay nahita ohatr'izao ![]() |
bor2lais - 04/12/2015 16:00
|
![]() ![]() Ratoa > ny ahy indray heveriko fa 15 sy 16 (na 16 sy 17) io 13, 14 lazainao io 5laody > komafi moa ny 23 e (Ampasampito-Mahamasina) ? 10 koa tadidiko tsara ! 11 moa lasa "dia an-tongotra" taty aoriana ! ![]() |
rhaj0 - 14/12/2015 21:13
|
![]() ![]() Taiza nareo t@ ireny 13 mai 72 ireny (jereo sary eto). Bisy mankany Ambohimanarina io aoriana io.. ![]() |
rhaj0 - 15/12/2015 13:02
|
![]() hi hi hi... iza no antitra noho izaho eto?? ![]() |
Ratoa - 15/12/2015 20:27
|
![]() |
TRANAINY - 22/02/2016 08:38
|
![]() |
TRANAINY - 22/02/2016 08:42
|
![]() Ny ahy raha misy manana tahirintsary misy ny ligne Ankatso no tena mba iangaviako tahirinkevitra na tahirintsary raha manana ianareo misaotra mialoha Arahabaiana daholo, Sao dia mba misy mahatdidy ireo zotra fitateram-bahoaka teto Iarivo talohan'ny antafita/fibata/fima? Ireto no tadidididiko koa mba ahitsio izay diso : 1. Analakely - Ampasampito (mandalo Besarety) 2. Analakeky- Ampasampito mandalo Anjanahary (?) 3. Analakely - Ambatobe (zotra nitsitapitapy) 4. Analakely - Analamahitsy 5. Analakeky - Ambohimanarina 6. Analakely (Soarano) - Alarobia 7. Analakey - Amboditsiry sa Antsalovana (?) 8. ??? 9. Analakely -Andohatapenaka (lasa 8 taty aoriana) 10. Analakely - Anosipatrana (lasa 9 taty aoriana) 11. Analakely - Anisozato (lasa 10 taty aoriana) 12. Analakely - Tanjombato (lasa 11 taty aoriana) 13. Analakely - Fort- Voyron (?) 14. Analakely - Androndra (?) 15. Mahamasina - Ambanidia (?) 16. ... - Ambohipo (?) 17. ... - ... ??? 18. ... - Andohalo (?) 19. ... - Mandroseza/Ankadindratombo (?) 20. ... - ... ??? 21. ... - Ankatso (?) 22. ... - ... ??? 23. Mahamasina - Ampasampito 24. ... - ... ??? taty aoriana: 24. ... -... ??? 25. Manjakaray - Madera (?) 26. 67Ha - Andranobevava (Analamahitsy?) 27. ... - ... ??? 28. ... - ... ??? 29. ... - ... ??? 30. 67Ha - Ambohitrakely(Betongolo) Eritreritra mandalo sy tsiahin'ny lasa é. [/quote] |