You are here: home > Forum

dalle sy fondation na trano

Lohahevitra : Tetikasa sy vinavina
Fitohizan'ny hafatra : dalle sy fondation na trano
Valiny : 0
Ndisa - 11/11/2015 12:25
salama! manana vinavina mba anao trano @ erintaona toy izao: mba anomanana ny vola sy izay mety ovita de mba mangataka @nareo 'zay mahay oe! ny dosage sy ny fatra lany @ resaka dalle sy fondation (ciment ; vato +fasika) misaotra!
Valio | Miverina eny ambony