mitady mpitsena ooo!!

1. mad16 ( 08/11/2015 21:38)
andeha hanao vacance any Dago ny tenako ,hiala eto martinique ny 24nov de ho tonga ao Orly am 8 maraina ( escale) ka hiainga ho any dago ndray ny alinio am 7 ora hariva , izany hoe mitady namana mba handehandeha hitsangatsangana (guide ) ny 8h -16h ny date 25nov , marihina eto fa vahiny tanteraka ny tenako ao Paris , mila fanampiana aminareo zay afaka re , misaotra mialoha (vehivavy ny tenako izay miteny eto )
novalian'i Fiffi ny 21/11/2015 20:16
2. maningana ( 09/11/2015 13:17)
nga enw ts mb manana havana na fianakaviana mihitsy aty Dago e? aiza kos no dia tsy hisy nefa ianao GASY !hafahafa ihany zany an
3. mad16 ( 09/11/2015 22:40)
ao a Paris no ilako namana hitondra anah andehandeha fa tsy any Dago , mba te handeha haka sary eny am Toureiffel ny tenako , mandritra ny escal ao paris , misaotra indrindra tompoko o
4. bandyhendry ( 11/11/2015 14:54)

mad16:

andeha hanao vacance any Dago ny tenako ,hiala eto martinique ny 24nov de ho tonga ao Orly am 8 maraina ( escale) ka hiainga ho any dago ndray ny alinio am 7 ora hariva , izany hoe mitady namana mba handehandeha hitsangatsangana (guide ) ny 8h -16h ny date 25nov , marihina eto fa vahiny tanteraka ny tenako ao Paris , mila fanampiana aminareo zay afaka re , misaotra mialoha (vehivavy ny tenako izay miteny eto )

afaka manampy anao aho rehefa tonga aty Madagasikara ianao, tsidiho ny face book malagasy tia tanindrazana matita dia ho hitanao mivantana aho na ny skype Aina.cd na afaka miantso ny 033 41 508 06 ianao Aina no anarako, bonne journée
5. vahiny2004 ( 12/11/2015 10:01)

mad16:

andeha hanao vacance any Dago ny tenako ,hiala eto martinique ny 24nov de ho tonga ao Orly am 8 maraina ( escale) ka hiainga ho any dago ndray ny alinio am 7 ora hariva , izany hoe mitady namana mba handehandeha hitsangatsangana (guide ) ny 8h -16h ny date 25nov , marihina eto fa vahiny tanteraka ny tenako ao Paris , mila fanampiana aminareo zay afaka re , misaotra mialoha (vehivavy ny tenako izay miteny eto )



Tena andro fiasàna ity 24 nov lazainao ity, mety ho sahirana ianao hahita olona disponible @ andro fiasàna .

Bony sansy na izany aza
6. booboo ( 13/11/2015 13:37)
Ary raha mandray Orlybus ? dia efa omanina aloha² koa ny trajets @ rer na métro hitsidika paris @ site-n'ny ratp au cas où tsy mahita olona dispo tokoa.
Bonnes vacs e.
7. mad16 ( 13/11/2015 23:14)

booboo:

Ary raha mandray Orlybus ? dia efa omanina aloha² koa ny trajets @ rer na métro hitsidika paris @ site-n'ny ratp au cas où tsy mahita olona dispo tokoa.
Bonnes vacs e.

Misaotra indrindra am torohevitra fa na handray orlybus aza ve za ao Orly mbola sarotsarotra amiko mitsy satria mbola tsy nivoaka mihitsy ivelany aeroport satria de escal toizao foana refa handeha any dago na refa iverina , hiezaka iany ny tenako hivoaka kely ny aeroport sy hiomana mialoha ny trajet tokony halehako mba tsy ho taraoky ny fiaramanidina ny 18h ao Orly Sud .
8. mad16 ( 13/11/2015 23:19)

vahiny2004:


mad16:

andeha hanao vacance any Dago ny tenako ,hiala eto martinique ny 24nov de ho tonga ao Orly am 8 maraina ( escale) ka hiainga ho any dago ndray ny alinio am 7 ora hariva , izany hoe mitady namana mba handehandeha hitsangatsangana (guide ) ny 8h -16h ny date 25nov , marihina eto fa vahiny tanteraka ny tenako ao Paris , mila fanampiana aminareo zay afaka re , misaotra mialoha (vehivavy ny tenako izay miteny eto )



Tena andro fiasàna ity 24 nov lazainao ity, mety ho sahirana ianao hahita olona disponible @ andro fiasàna .

Bony sansy na izany aza
, manahoana, ie andro fiasana mitsy io , ka ho anizay gasy tsy miasa na repos ka disponible ny andronio am 8h30 ao Orly Sud ny 25nov de za vonona ny handoa 8€/h hitondra anah handehandeha ao Paris , mba te hanao shoping kely mantsy za , fa ny aty aminay a Martinique lafo be ny zavatra aty , merci d avance
9. hery ( 15/11/2015 16:25)
Raha izaho dia aleo mandeha irery. En tout cas tsy hahita zavatra betsaka raha io fotoana io fotsiny fa mila manao choix fotsiny hoe aiza sy aiza no jerena. Tsy sarotra i Paris na dia vahiny aza satria misy RER sy metro. Miala Orly aza dia efa misy RER.

1. Raha toa ka mitondra entana dia apetraka ao amin'ny Consigne ao ORLY ny entana fa tsy entina mandehandeha eran'ny tanàna.

2. Vao miala ORLY dia mandeha RER (ORLY - Antony) dia avy eo RER B hatreny amin'ny Les Halles izay centre be sy misy fifandraisana amin'ny metro maro

3. Trajet azo aleha miala eo Les Halles

  • Mandray 4 direction Montrouge hijery ny Montparnasse (Tour)
  • Mandray 12 avy eo Montparnasse direction Porte de la Chapelle dia miala eo Concorde: hijery ny Champs Elysée
  • Mandeha tongotra miakatra manaraka ny Champs Elysée hatreny am Arc de Triomphe
  • Eo indray mandray ligne 6 direction Nation dia miala Trocadero hijery Tour Eiffel
  • Eo indray afaka maka RER sy Metro mandeha eny Montmartre
    • RER C mandeha Invalides
    • mifindra Metro 13 mandeha Saint Lazare (direction St Denis)
    • mfindra Metro 12 mandeha Abesse (direction Porte de la Chapelle)

    Dia tonga eo Montmartre misy ny Sacré-Coeur
  • Dia rehefa miverina dia mandray ny sens contraire-n'ny Metro 12 miverina Les Halles etc..


Ohatra fotsiny io.
10. Fiffi ( 15/11/2015 20:10)
....hummm....tena efa lasa parisien hery zany an...hihihihi

bon , je pense we tsy ho vita ireo rehetra ireo en si peu de temps....be dé be ny diha tongotra am lé correspondance ...

surtout raha tsy mahafantatra ny Paris dia mbola ho very fotoana be na lé mijery ny direction aleha fotsiny aza...miampy raha ohatra we mba haka sary sns....fiouuuuu tena tsy ho vita...

mahereza eh..bonivakansy...
11. mad16 ( 17/11/2015 22:28)
Misaotra indrindra Hery ny am torohevitra a !!
ohatry ny tena hande rery mitsy za aminio fotoana io , efa ni enregistrer-ko reo conseil nao reo an , defa miezaka iany koa za ato mijery internet ny tokony haleh ,nefa mailo iany koa ny am acte teroriste !!nefa izay mahasoa ataon Andriamanitra e !!
12. hery ( 20/11/2015 13:58)
Fiffi> Ka za ara mandeha Paris foana kou :-)
13. Fiffi ( 21/11/2015 20:16)
hay tokoa moa... marina zany....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1392