Tiko izy nefa ts taitra amik

1. zomahefamanana ( 02/11/2015 06:46)
bjr daol.mis lhl zay ten tiko,ef niara-nianatr zay talou,d amzw iz miavon b.ef nterak ray zah.d ts aik we amle zah ef nterak v n ts mahataitr az amk tsn.nf zah mbl mianatr amzw d iz ku mbl mianatr.inn kay n tokon hataok.mb mila torohvtr r reto a
novalian'i booboo ny 26/11/2015 14:20
2. Fiffi ( 02/11/2015 13:48)

zomahefamanana:

bjr daol.mis lhl zay ten tiko,ef niara-nianatr zay talou,d amzw iz miavon b.ef nterak ray zah.d ts aik we amle zah ef nterak v n ts mahataitr az amk tsn.nf zah mbl mianatr amzw d iz ku mbl mianatr.inn kay n tokon hataok.mb mila torohvtr r reto a



mba ataovy teny Malagasy fa tsy sms fa tsy misy fantatra ny tiana lazaina....
3. ashley.fabia14 ( 03/11/2015 06:20)
bnjr enao. manambady ve aloha nao azfady?ny torohevitra tsotra indrindra omeko anao dia izao:ilay zaza aloha jerena tsara zay ahalehibe azy fa ra resaka lelahy tsy miraika@nao zan aza iasana saina fa ny ho avinao&zanakao jerena fa tsy ainao izy raha efa manana ny fiainana any ka sao mba amohy fo @tsisy dikany eo vehivavy mitovy@nao za mamaly anao io ary efa mananjanaka ray ihany koa.mirary soa anao za ary mirary anao&zanakao ho salama tsara hatrany.
4. fitiavana62 ( 04/11/2015 11:58)
ts aleo mitad haf a ?
5. vahiny2004 ( 06/11/2015 15:27)
Fiffi:


zomahefamanana:

bjr daol.mis lhl zay ten tiko,ef niara-nianatr zay talou,d amzw iz miavon b.ef nterak ray zah.d ts aik we amle zah ef nterak v n ts mahataitr az amk tsn.nf zah mbl mianatr amzw d iz ku mbl mianatr.inn kay n tokon hataok.mb mila torohvtr r reto a



mba ataovy teny Malagasy fa tsy sms fa tsy misy fantatra ny tiana lazaina....


Izaho saika hiteny hoe amin'ilay ianao tsy mahay manoratra angamba no tsy mahataitra azy ... dia mahakivy rey olona ilay fomba fanoratra ka , asa olona firy taona ianao io ry zomahefamanana
6. booboo ( 26/11/2015 14:20)
Vahiny2004 > hihihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7861