FANAMPIANA

1. Andritianah ( 26/10/2015 12:42)
Miarahaba tompoko,
Mba mila fanampiana ry reto an, mba te hanao asa mahaleo tena toy ny varotra aho ka mba mila fanampiana avy @nareo, aiza kay no misy an'ireny pivarotra manome en gros ireny? toy ny kiraro, akanjo, poketra vita sinoa ireny, Misaotra betsaka ho anizay mamaly indrindra ilay mahita
novalian'i maningana ny 16/03/2016 08:00
2. Fiffi ( 26/10/2015 15:59)
coucou,

....raha zah manokana aloha dé aleko lavitra mivarotra entana vita gasy eh...

sady tena hummm....mahay ny Malagasy an...sady milay be....ireny poketra vaovao , satroka , akanjo...tena mampanofinofy mintss mijery anazy...

zah aloha dé anti vita sinoa eh !

....maninona raha manontany directa am ireo mpivarotra entana vita sinoa an'alina erak'zay aleha rehetra eny ?

feno...hipoka mpivarotra entana vita sinoa na aiza aleha anao na aiza...
3. Psam ( 10/11/2015 03:34)
Eo Soarano no betsaka entana sonia indrindra
4. maningana ( 16/03/2016 08:00)
fa i Andritianah aza tsy miteny n toeran mis azy akory ka eny Soarano no ambaran'i Psam, sao d any Dilambato izy r Psam no mpetrk an, na any Diego na Toléar ??? d asaiano mankeo Soarano ve.... tandremo f eo @ io toeran io mints lay B PSAM annnnnnn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4778