Karama masovohy malagasy ambony be indrindra erantany

1. saho ( 10/10/2015 17:51)
fa maninona ireo miasa ambassady malagasy mikarama ambony be
inona no antony
raha tena nahasoa, mety betsaka ny zavabitany azo nampifandraisana ny toejavatra tsy mety mampandroso any mada

ny malagasy hono monokolotora tsy multikolotoro, kanefa izany diso be
iza no tompon ny tena toekarena malagasy, taimbahiny daholo...aiza ny anjaran ny tena mponina malagasy

mpivarotra tanindrazana ny akabeazan ny masoĆ­voho na ambasadaoro malagasy raha dinihina
diso tafahoatra ny fitiavambola, krizy foana no miseho , maizina dia mampiasa labozia...
olombitsy manapotika ny tena culture malagasy , inona no tena atao hoe culture malagasy, fahendrena voky ny ambany lanitra manjaka ny fihavanana mitsinjo ny ho avy mahay ny ho avy
iza ireo olombitsy manapotika izany fahendrena izany, iza no tia tena, iza no nandiso ny fanarenana hatramin izay
Rahoviana vao ho voky daholo ny ambany lanitra rehetra, tsy hisy fitiavantena sy mitsinjo ny ho avin ny gasikara afaka 100 taona, inona no atao hoe lova tsara indrindra, lavitry ny afo ny kintay, lany olona marina sy olona maha te ho tia ny firenena malagasy, vonoina sy potehina indirect daholo
rano rivotra afo masoandro kintana volana sns....ilay nahary. Andriamanitra tsy andrin ny hafa ho andriko foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.098