Dieu est omnipotent omniscient

41. rhaj0 ( 08/10/2015 12:52)
http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen
Human evolution is the lengthy process of change...

Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoaranao zany ee....

Fa aza atao ho'a hoe, na iza matanjaka na iza mahery, na iza manao resaka lavabe... dia tsisy matanjaka sy mahery sy lavabe noho i Andrmntra, ka dia minou fotsy.. :-)
42. gasy1zay ( 08/10/2015 13:34)

rhaj0:

Ny tsy takatry ny sainao rhaj0 dia asan'ny devoly daoly izany mba hahavariana anao hitady ny tsy ho hitanao sy hikaroka ny tsy ho takatry ny sainao dia mandalo ny fotoana ary dia ho faty eo tokoa ny motera fa tsy hahita ny marina ary tsy mba nino nefa ... ny fitsarana dia hisy tokoa. ianao moa tsy mino ny devoly no tsy mino ny fitsarana ka dia akory atao.
43. Radavison ( 08/10/2015 13:41)

Ianao anie te hamonololo amina arguments scientifiques é,
fa rehefa tena omena cas précis ianao mihoalahoala sy miolankolana:
lesona niveau clase de 4e tsy sahinao maka position mazava;
Raha tena hanaraka méthodologie scientifique (méthodologie hoy aho, fa soa dia avadikao zavatra hafa eo indray) iny indray koa ianao fa miala pà : "work in progress" é
F'angaha 1+1=2 mila porofo sy démonstration lava be, sa mbola "work in progress" koa?
fa ekena fotsiny io satria marina.

rhaj0:

http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen
Human evolution is the lengthy process of change...

Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoaranao zany ee....

Fa aza atao ho'a hoe, na iza matanjaka na iza mahery, na iza manao resaka lavabe... dia tsisy matanjaka sy mahery sy lavabe noho i Andrmntra, ka dia minou fotsy.. :-)

44. rhaj0 ( 08/10/2015 14:29)
gasy1zay:
Ny tsy takatry ny sainao rhaj0 dia asan'ny devoly... dia mandalo ny fotoana ary dia ho faty eo...

Io aloha tsy mahakasika ahy, fa mihatra aminao mino an'Andrmntra sy ny cortege-ny (anjely, devoly...) ao... Ianao sy ny imagination-nao io..

Fa raha azoko izany ilay paikabe nampinoana ana(re)o ao, dia ny "tsy takatry ny sainao" dia aza handaniana jiro akoriny fa ratsy, na a(sa)n'ny ratsy, na ...
Izay ve?

Ny ahy indray dia hoe, "ny tsy takatry ny saiko" dia ... izay izany fa tsy haiko, tsy fantatro, ka dia ahantoko ny jugement-ko. Fa kosa mitohy ny fi(s)ainana, sy ny karokaroka, sy ny fandaniana ny jiro hitsikarakaraka io raha "tsy takatry ny saiko" io...

Radavison:
miala pà : "work in progress"

Rahefa "work in progress", dia izay "work" efa vita mazava k'lou dia efa raisina. Fa ny resaka mbola "mihantona", dia "mihantona" izany kouh... io ve ry Radavison ho tere-ko-masaka toa voalobo-jaza aa ???

Fa ny ana(re)o moa... malemy/marefo va re ny sainareo rahefa hoe "mihantona" ny fahalalana? Dia lasa mamikitra @ izay antsanga tsy aman'orana (tsisy porofo) noforomporonin'ny olona hafa ... "noforomporonina-tsisy-porofo" ho'a... dia izay no "inoana" dia "tsy iadian-kevitra" ao??? "voalobo-jaza" ???

Dia rahefa mi-progress anefa ilay work, dia oainina, dia manaiky (ilay profo vaovao) ihany, fa avy eo .. misy tsy takatra indray, dia da capo etsy indray : "malemy/marefo va re ny sainareo rahefa hoe "mihantona" ny fahalalana? Dia lasa mamikitra @ izay antsanga tsy aman'orana (tsisy porofo) noforomporonin'ny olona hafa ... "noforomporonina-tsisy-porofo" ho'a... dia izay no "inoana" dia "tsy iadian-kevitra" ao??? "voalobo-jaza" ???"

Dia ilay "oainina" teo ve tsy mba mandrangotra ilay saina ho'a eee ??? maninona no manao fi(s)ainana "voalobo-jaza" eee ???
45. Radavison ( 08/10/2015 15:21)
mbarakaly,

1+1=2
raha mbola anatin'ny base 10 ianao no manisa, marina io sa diso sa mbola "work in progress"?

raha marina io omeo ny porofo?
raha diso io omeo izay publication scientifique milaza fa diso io.

Raha tsy ampy ho anao ireo cas anankiroa efa nasehoko, dia cas précis anakiray idray koa io amerenako aminao fa misy zavatra ekena fa marina na tsy azo porofoina aza. Fa tsy voalobo-jaza araka ny lazainao fa ny zaza vao mianatra manisa aza dia efa manaiky an'io, fa tsy any amin'ny sehatra efa avo lenta ihany akory no itrangan'izany.

Raha resaka porofo izany amiko da zavatra matériel, fa hafa ny fanazavana.

Ahoana no anaporofoinao fa hoe 1+1=2 dia marina?
Haka akondro anankiray ianao, dia haka anankiray koa, dia ny fitambaran'ireo ROA.
Dia hoy Ramilaporofo hoe : marina ho an'ny akondro izany fa mety tsy ho marina ho an'ny zavatra hafa!
Dia haka inona indray inao: ovy?
Dia hoy Ramilaporofo hoe : marina ho an'ny ovy izany fa mety tsy ho marina ho an'ny zavatra hafa!
Dia haka inona indray inao: voalavo?
Dia hoy Ramilaporofo hoe : marina ho an'ny voalavo izany fa mety tsy ho marina ho an'ny zavatra hafa!
Dia haka inona indray inao: atody?
Dia hoy Ramilaporofo hoe : marina ho an'ny atody izany fa mety tsy ho marina ho an'ny zavatra hafa!
Dia haka inona indray inao: kisoa?
Dia hoy Ramilaporofo hoe : marina ho an'ny kisoa izany fa mety tsy ho marina ho an'ny zavatra hafa!
Dia haka inona indray inao: tavoahangy?
Dia hoy Ramilaporofo hoe : marina ho an'ny tavoahangy izany fa mety tsy ho marina ho an'ny zavatra hafa!
Dia haka inona indray inao: solosaina?
Dia hoy Ramilaporofo hoe : marina ho an'ny solosaina izany fa mety tsy ho marina ho an'ny zavatra hafa!
Dia haka inona indray inao: soavaly?
Dia hoy Ramilaporofo hoe : marina ho an'ny soavaly izany fa mety tsy ho marina ho an'ny zavatra hafa!
Dia haka inona indray inao: akanjo?
Dia hoy Ramilaporofo hoe : marina ho an'ny akanjo izany fa mety tsy ho marina ho an'ny zavatra hafa!
Dia tohizo ihany fa tsy afa-po Ramilaporofo ...

Na dia amin'ny tontolon'ny sciense aza dia averiko ihany misy zavatra ekena ho marina na dia tsy azo porofina aza, na dia tsy misy porofo aza, ary ny zavatra tsotra indrindra ohatran'izany no mampiolankolana an-dRawork-In-Progress

Radavison

rhaj0:

gasy1zay:
Ny tsy takatry ny sainao rhaj0 dia asan'ny devoly... dia mandalo ny fotoana ary dia ho faty eo...

Io aloha tsy mahakasika ahy, fa mihatra aminao mino an'Andrmntra sy ny cortege-ny (anjely, devoly...) ao... Ianao sy ny imagination-nao io..

Fa raha azoko izany ilay paikabe nampinoana ana(re)o ao, dia ny "tsy takatry ny sainao" dia aza handaniana jiro akoriny fa ratsy, na a(sa)n'ny ratsy, na ...
Izay ve?

Ny ahy indray dia hoe, "ny tsy takatry ny saiko" dia ... izay izany fa tsy haiko, tsy fantatro, ka dia ahantoko ny jugement-ko. Fa kosa mitohy ny fi(s)ainana, sy ny karokaroka, sy ny fandaniana ny jiro hitsikarakaraka io raha "tsy takatry ny saiko" io...

Radavison:
miala pà : "work in progress"

Rahefa "work in progress", dia izay "work" efa vita mazava k'lou dia efa raisina. Fa ny resaka mbola "mihantona", dia "mihantona" izany kouh... io ve ry Radavison ho tere-ko-masaka toa voalobo-jaza aa ???

Fa ny ana(re)o moa... malemy/marefo va re ny sainareo rahefa hoe "mihantona" ny fahalalana? Dia lasa mamikitra @ izay antsanga tsy aman'orana (tsisy porofo) noforomporonin'ny olona hafa ... "noforomporonina-tsisy-porofo" ho'a... dia izay no "inoana" dia "tsy iadian-kevitra" ao??? "voalobo-jaza" ???

Dia rahefa mi-progress anefa ilay work, dia oainina, dia manaiky (ilay profo vaovao) ihany, fa avy eo .. misy tsy takatra indray, dia da capo etsy indray : "malemy/marefo va re ny sainareo rahefa hoe "mihantona" ny fahalalana? Dia lasa mamikitra @ izay antsanga tsy aman'orana (tsisy porofo) noforomporonin'ny olona hafa ... "noforomporonina-tsisy-porofo" ho'a... dia izay no "inoana" dia "tsy iadian-kevitra" ao??? "voalobo-jaza" ???"

Dia ilay "oainina" teo ve tsy mba mandrangotra ilay saina ho'a eee ??? maninona no manao fi(s)ainana "voalobo-jaza" eee ???
46. rhaj0 ( 08/10/2015 15:26)
O Radavison a... hainao ve ilay hoe "if you can't convince, confuse"
Sa efa ianao mihintsy no "confused" ??

ka ndao azany atao hoe, mitombona ny anao eee... Dia izao izany??

na iza matanjaka na iza mahery, na iza manao resaka lavabe...
dia tsisy matanjaka sy mahery sy lavabe noho i Andrmntra...
ka dia minou fotsy...

47. gasy1zay ( 08/10/2015 15:48)

hoy ianao rhaj0 > Io aloha tsy mahakasika ahy, fa mihatra aminao mino an'Andrmntra sy ny cortege-ny (anjely, devoly...) ao... Ianao sy ny imagination-nao io..

misy fahamarinana ihany io lazainao io satria ny tanjon'ny devoly dia ny hanasaraka antsika @ Andriamanitra ka tsy hananantsika famonjena, ka ho anao tsy mety mino sy manantona an'Andriamanitra io dia mety tsy kitikitihany tokoa fa avelany ao @ confort-nao ao Canada ao dia faly ery fa tsy voafehin'ilay box kely. Fa malahelo aho ny milaza aminao fa tena hisy tokoa ny fitsarana na tsy inoanao aza, na tsy mahakasika anao aza ny fakampanahy sy ny fizahantoetra ankehitrio, dia mbola hotsaraina araka ny teny notoriana taminao ianao. Andriamanitra dia mahery sy mahay ny zava-drehetra, saingy tadidio fa ilay devoly koa dia fetsy ary tsy kely lalana ary fantany tsara ny fahalementsika, ny anao izao dia io fireharehanao @ fahaizana amam-pahalalanao io no ampiasainy handavanao ny fisian'Andriamanitra. Mba mahirata @ zay ary fa aza faly hitarika ny olona any @ tsy finoana :D
48. rhaj0 ( 08/10/2015 18:47)
Io izany ilay resaky ny samy bemarenina eee...

Ao @ imagination-n'i Gasy1zay ao izany, dia any aoriana any, dia hatsatsiky ny devoly ny volon-keliko eee...
Ao @ imagination-ko indray, dia tazako ny imagination-n'i Gasy1zay sy ny devoliny manatsatsika ny volon-keliko eee...

Dia mivanitika fotsiny aho fa saro-kitikitika :-)
49. Radavison ( 09/10/2015 05:36)
Soa madigna va?

Raha tsy nanaiky ianao fa misy fahamarinana tsy azo porofoina dia mbola misy zavatra hafa azoko ho nomena anao...

Ny anao zavatra mbola hypothétique dia efa mampidingin-drambo sahady anao hoe "rehefa io ary ilay progress dia oainina eo..." izay mihitsy ilay lazain'ny oha-pitenenana hoe
"mbola ranom-potaka aza dia manonja sahady, mainka ve re fa ranomasina..."
Zavatra tsy misy aza foronina hypothétiquement hanebahana kristiana, maika moa fa cas réel hoe olona milaza ny tenany ho kristiana nefa misy mikobilaka ny fiainanay... tsy ho tsunami???
Ny finoana kristiana rhaj0 tsy manda na manao tsinontsinona ny science a! Rehefa marina dia ekeny. Ary mbola mandeha lalindalina kokoa nohon'ny fahamarinana aza ny fahamasinana. Fa resaka misavoan-danitra ho an'izay tsy mino ny toy izany hoe fahamasinana izany, satria tonolo tsy mitovy...
Koa satria tontolo tsy mitovy, raha ny système de valeur sy ny lojikan'izao tontolo izao no ijerena/itarafanao/hamakafakanao ny fahamarinan'Andriamanitra, dia :-o nohon'ny olona handrefy mari-pana amina décibelmètre ianao, na handrefy hadiry amin'ny thermomètre sns... ary izany no mahatonga anao tsy mahita afa-tsy horera... ka iantsoanao lohahevitra vaovao hanatobanao ny dikidikim-ponao ho an'izay mino, satria manko tsy te handeha tsy voizina toy ny lakan-jejo ranamana...

Raha manana hetaheta marina (=démarche sincère et humble =amim-panetren-tena aza afangaro amin'ny fanambanian-tena=complexe d'infériorité) ny hahafantatra an'Andriamanitra ianao dia hahafantatra Azy tokoa...
Eo sahady dia efa point de démarquation entre an'ireo tontolo roa ireo. Ny iray resaka motivation, ny iray raisonnement... mbola azo tohizana fa aleo ajanoko hatreo.

Veloma agny é.

Radavison

rhaj0:

O Radavison a... hainao ve ilay hoe "if you can't convince, confuse"
Sa efa ianao mihintsy no "confused" ??

ka ndao azany atao hoe, mitombona ny anao eee... Dia izao izany??

na iza matanjaka na iza mahery, na iza manao resaka lavabe...
dia tsisy matanjaka sy mahery sy lavabe noho i Andrmntra...
ka dia minou fotsy...

50. radavison ( 09/10/2015 07:45)

Misaotra betsaka Ragasy an amin'ny teny tsy misorona ataonao

gasy1zay:

hoy ianao rhaj0 > Io aloha tsy mahakasika ahy, fa mihatra aminao mino an'Andrmntra sy ny cortege-ny (anjely, devoly...) ao... Ianao sy ny imagination-nao io..

misy fahamarinana ihany io lazainao io satria ny tanjon'ny devoly dia ny hanasaraka antsika @ Andriamanitra ka tsy hananantsika famonjena, ka ho anao tsy mety mino sy manantona an'Andriamanitra io dia mety tsy kitikitihany tokoa fa avelany ao @ confort-nao ao Canada ao dia faly ery fa tsy voafehin'ilay box kely. Fa malahelo aho ny milaza aminao fa tena hisy tokoa ny fitsarana na tsy inoanao aza, na tsy mahakasika anao aza ny fakampanahy sy ny fizahantoetra ankehitrio, dia mbola hotsaraina araka ny teny notoriana taminao ianao. Andriamanitra dia mahery sy mahay ny zava-drehetra, saingy tadidio fa ilay devoly koa dia fetsy ary tsy kely lalana ary fantany tsara ny fahalementsika, ny anao izao dia io fireharehanao @ fahaizana amam-pahalalanao io no ampiasainy handavanao ny fisian'Andriamanitra. Mba mahirata @ zay ary fa aza faly hitarika ny olona any @ tsy finoana :D
51. Strong3 ( 09/10/2015 08:30)

rhaj0:

http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen
Human evolution is the lengthy process of change...

Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoaranao zany ee....

Fa aza atao ho'a hoe, na iza matanjaka na iza mahery, na iza manao resaka lavabe... dia tsisy matanjaka sy mahery sy lavabe noho i Andrmntra, ka dia minou fotsy.. :-)

fa izaho no mila manao devoara sa ianao ?
ianao caillou lasa olona aza tsy mahala hoe nahoana za no caillou no tonga olona ankehitriny? ary nijanona ho olona tsy nivoatra intsony ho lasa zava-kafa?

mba efa nosaininao ve ny caillou tonga tsara rafitra ho lasa olona?
_ tany mamoaka tsiro hoan'ny zavamaniry --> zavamaniry mamoaka vokatra hoan'ny olona/biby --> olona: vava mitsako, vavony mandevona , tsinay - voa mifika ny tsara ary manary ny ratsy --> ny tsara lasa rà --> ny ratsy lasa kapa (miverina ho vovoka hamoaka tsiro ho an'ny zavamaniry hafa indray) --> ny rà miakatra ao amin'ny fo --> ny fo mazara ny rà hampihetsika ny hozatra hamelona ny sela rehetra , sady manary ny rà maloto avy niasa ...sns

AHOANA NO FOMBA HANAZAVANAO IZANY FIRAFITRA IZANY SIANTIFIKEMA hoe tongatonga hoazy ry > ????

ataoko hendry ianao raha porofoinao amin'ny teny fohy nefa mazava izany .... hihihi :-)

[size=16] amiko raha tsy noforonina izany tsy nisy ! [/size]
52. rhaj0 ( 09/10/2015 14:17)
Io resaka "noforonina" ventesinao io ho'a efa resakay fony jiolahim-boto nitaingin-tamboho.. raha efa voavaha ny olana akoho sy atody, dia efa voavaha ny zava-drehetra eee...
- ny akoho dia niforona avy @ atody
- ny atody dia avy @ niforona akoho
:-)

Vazivazo iny, fa raha "misaina" io ianao, kanefa tsy takatrao hoe fa maninona ny inona, dia ... aoka azany fa ndao akapoka fotsiny hoe Andrmntra daholo izany e... toa mahabe vatan'orona anao fotsiny kouh izy izany, ka mampanoratra anao menamenabe.. toa iny fara-vodilanitr'iny...

53. endriny ( 09/10/2015 14:45)
Dia ivereno jerena indray ny baiboly ry Strong a

Fa ny tany no namboarin'Atra voalohany araka ilay angano

Dia ahoana no inoanao izany?
54. Strong3 ( 12/10/2015 10:13)
efa diso re ny baiboly araka ny fiheveranareo azy !
fa lazao ny hevitrareo , ny fahatakaranareo ... hery avy aiza no niforonan'izao fiainana misy izao
ary nahoana no nisy commencement? fa tsy tonga dia nisy hatrizay

fa izany hoe mipoaka amin'izany ny lohanareo fa tsy ny vatanoronareo intsony dia aholakolaka ny resaka hihihih .... :-) :-)
55. rhaj0 ( 13/10/2015 10:30)
Ny @ "evolution" re ry Strong3, dia jereo tsara ihany ho'a ny echelle des temps... TSY hoe, pouah pouah... mazia-mirakala-a-la-baiboly, fa tonga dia "niforona" izao sy izao.. TSISY AN'IZANY!!!... fa nivoatra nandritra ny fotoana lavabe io... tsisy "commencement" izany fa zavatra mitohy, ary mbola "work in progress"... dia raha atao dihy miverina ho'a ny fotoana, dia ilay any ambadiky ny bonga any, rehefa "tsy takatra" dia "tsy takatra" ho'a, f'aza mamoromporona sy minomino foana resaka be fahatany ao.
56. Strong3 ( 14/10/2015 08:33)
iza izany no tena minomino foana eh! izahay miantehatra amin'ny baiboly sa enao minomino foana ny tsy takatrao any dia ekenao fotsiny hoe:
work in progress izy ity?!
... tahaka itony vato tsy fantampiaviana mahatalanjona ny siantifika lany fika itony
https://nuage1962.wordpress.com/

dia inoy ao izany fa tongatonga hoazy fa tsy nisy fiandohana sy fahaterahana izao rehetra izao!

samby mino izay inoany ao izany isika kou !
ela ny ela ka tonga mpino ny tsimisiAtra :-) :-) :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3351