consommation scooter bws 100

1. guant ( 05/10/2015 10:24)
salama daolo tompoko!
mba mila hevitra kely amintsika azafady.
ho antsika mitaiza moto bsw 100.aona ny fikafika ataon'lisany momba ny resaka consommation fa tena mibouff be ny ahy.izany hoe efa somary namboarina tamina mecano ihany ilay izy fa tsy mbola mety le consomation.any amin'ny 6 na 7 au 100 any mihitsy nedala amin'izao.
bws 100 standart alesage 54 vao nalesena mois de juin 2015 teo
bile 6 sy 9
ressort embrayage vao nosoloina
para-huile somary nanary d vao nosoloina ihany koa
carburateur 4VP.reglena foana fa tsy mety mahita ny tena marina mihitsy
echap tsotra fa efa le tsara, le may tsara
izay angamba no azolo lazaina am config'le moteur fa mba mila torohevitra fa lany haiky e!
misaotra mialoha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1096