Kabarim-pangatahana nataon'ingahy filoha tany ivelany

1. endriny ( 02/10/2015 06:47)
O rey olona e... fa iza marin no mpanolotsaina an'ity filoha maventy be ity?

Dia fangatahana no atao eny imason'ny rehetra. Fa maninona ohatra raha mba filaza ireo harena mahasintona na azon'i Madagasikara amidy amin'ny tsena iraisam-pirenena no resahina.

Dia tena efa lasa mpangataka tsotra izao, saingy ny palitao no mahasamihafa azy amin'ny eo ambany tonelina

Izaho no adala e
novalian'i endriny ny 16/11/2015 07:53
2. nilex ( 05/10/2015 10:25)
ka ireo harempirenena nge efa tsy antsika intsony e,efa natao takalin'ny seza nomena andry zalahy
3. endriny ( 16/11/2015 07:53)
Ka na ny nahatongavany tamin'ny saze aza dia efa resak'ataka fotsiny koa... Iza no manana miliara atao fafy katrana anaovana propagandy? Tsy maintsy hoe izay mahita vola tsy nosasarana ihany.... hihihihiihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1595