You are here: home > Forum

HANANGANA FIKAMBANANA

Lohahevitra : Fiaraha-monina
Fitohizan'ny hafatra : HANANGANA FIKAMBANANA
Valiny : 1
mpisotrtoaka - 30/09/2015 03:57
Inona kay no tokony atao raha te hanangana fikambanana iray ? Kolotsaina na fanatanjahantena ohatra !
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 04/02/2016 10:27
Fikambanana mpisotro toaka no mora atao e ...manao plisy plisy de vita . Huhuhu

Fa zao e raha te hanorina fikambanana de mila feno 50 noho mihoatra ny mpikambana .manao sonia amin ttsy ireo . Mila vavolombelona 2 . Mamorona membres de buresu ka ahitana filoha , sekretera , mpitambola ... de fototra ijoroanle fikambanana (statut) io no entina any amin Min.Interieur de raha ekeny de avoakany journal officiel
Valio | Miverina eny ambony