Fomba fitantanana firenena

1. Hasnfan ( 18/09/2015 13:42)
ra nandinika zan za de hitako fa mpanjaka ihany no tsara mitondra an'i madagascar satria t@andron'ny mpanjaka dia nandeha araka ny tokony ho izy ny fitatana ny firenena(ts nisy ny dahalo,atonony ny fidim-piainana,ts mis 4mi,sns...)nefa izy tsy mahay manoratra,tsy mahay mamaky teny fa dia ainy ny nitatana ny firenena.Nefa @zao fotona izao olona manana diplome-be(amirale,mpandraharaha,experts,...)tsy mahavaha ny olana misy eto akury fa lôzany miady politika ambony latabatra fotsiny(ny dahalo any atsimo manao zay tiany,ny miaramala matimaty fotsiny,ny 4mi mameno tanana,ny vary ngamba mety ho lasa 1000ariary ny kapôka atsy ho atsy,sns,...)
ERITRERITRA SENDRA NANDALO NY AHY IO FA TSAIKO NA MARINA NA DISO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5821