Ka i Heritiananirina sa i Epikospo eee...

1. rhaj0 ( 16/09/2015 17:26)
Be izay fifandresen-dahatra izay, fa aleo anaovana fitsapan-kevitr'olona (sondage) azany eto @ serasera eto..

- Ka i HeritianaHerinirinan'i RBNIR no babany,
- sa i Episkopo-n'i 1Marina7 no dadany eee ?

Izaho sady tsy maka ny atsy no tsy maka ny aroa... fa fita-mora tsy afak'omby daholo ireo, ka hehezin'ny akoho tokan'anaka..
novalian'i Strong3 ny 30/10/2015 10:10
2. gasy1zay ( 17/09/2015 14:03)

rhaj0:

Be izay fifandresen-dahatra izay, fa aleo anaovana fitsapan-kevitr'olona (sondage) azany eto @ serasera eto..

- Ka i HeritianaHerinirinan'i RBNIR no babany,
- sa i Episkopo-n'i 1Marina7 no dadany eee ?

Izaho sady tsy maka ny atsy no tsy maka ny aroa... fa fita-mora tsy afak'omby daholo ireo, ka hehezin'ny akoho tokan'anaka..

Nga ireo fotsiny rhaj0 a! mbola misy an'ireto ranamana ireto koa anie e!

3. rhaj0 ( 17/09/2015 14:42)
Sectes à Madagascar: 260 sectes enregistrées.

Ankoatry ny Mormons, izay sekta raha araky Google, dia izao hono ... MRE (Messager Evangélique du Réveil), Eglise Evangélique Shine, Apokalipsy, Vahao ny oloko, sont les sectes les plus connues à l’heure actuelle.

Samy "@ anaran'i Andriamanitra" daholo ireo @ izany an...

loza ity..
4. rhaj0 ( 17/09/2015 14:45)
5. ranthson ( 18/09/2015 06:33)
Aleo hisy ny secte fa ny fiangonan-dehibe efa mivari-lavo e! aiza ve ko efa hamasinina ao ampiangonana ny gay sy ny lesbienne sns.... ka azo lazaina fa secte niala t@ fiangonanan'ny Apostoly ko ny katolika sy ny protestant na zokiny aza e!
6. gasy1zay ( 18/09/2015 13:47)
Tsy ny fiangonana zandriny no olana fa ireo mpitondra na mpitantana na mpitarika tsy ampy na tsy misy encadrement na mpitsikera na mpanitsy ka toa izay lazainy no lasa ekena ho marina na dia tsy mifanaraka @ baiboly aza ny sasany @ ireny. Tadidio ireo olona nihaino an-ndry Paoly tao Beria, tena nijereny ny soratra masina hoe tena mitombina ve ny lazain'ireto mpitory teny ireto?

Raha zavatra araky ny soratra masina no toriany dia tsy misy olana mintsy na inona na inona anaram-piangonana entiny fa rehefa mivoana dia tsy mety fa mamitaka olona izy raha izay. Tsy ny mpitondra fivavahana no mahamaika antsika fa ireo mety diso lalàna raha sanatria nahazo fampianaran-diso.
7. rhaj0 ( 18/09/2015 14:06)
gasy1zay:
ireo mpitondra na mpitantana na mpitarika tsy ampy na tsy misy (..) mpitsikera na mpanitsy ka toa izay lazainy no lasa ekena ho marina

F'angaha tsy toa izany koa ny ao @ Fiangonana reniny ao ?

Sa nisy "nitsikera na nanitsy" ny Papa/Mopera/Pasitera/teolozista/... t@ tori-teniny tao ?
8. gasy1zay ( 18/09/2015 18:18)

rhaj0:

gasy1zay:
ireo mpitondra na mpitantana na mpitarika tsy ampy na tsy misy (..) mpitsikera na mpanitsy ka toa izay lazainy no lasa ekena ho marina

F'angaha tsy toa izany koa ny ao @ Fiangonana reniny ao ?

Sa nisy "nitsikera na nanitsy" ny Papa/Mopera/Pasitera/teolozista/... t@ tori-teniny tao ?

Izaho aloha mahita hoe te hanova zavatra i Papa François saingy tsy afaka manao izay tiany izy raha mifanohitra @ fotokevitra ijoroan'ny katolika e! Fa raha tena manana fahefana izy dia mety tena afaka nanambara hoe mahazo midivorce daoly dia manaiky ny be sy ny maro tsy misy mimenomenona! Satria eo ilay balise dia na lehiben'ny fiangonana aza izy dia tsy afaka manao izay araka ny eritreriny.

Fa ireo mpitondra fivavahana any @ sasany dia milaza hoe pastera aho nefa asa raha mba nianatra teny @ faculté de théolojia izy ireny. tsy haiko hoe iza no afaka mitondra io titre io fa izay aloha ny zavamisy, izay milaza fa nahazo fiantsoana dia lasa pasitera nefa tsy hay hoe mba nianatra ho pasitera ve izy ireo sa tsia? Ka eo no mahatonga ny fampianarana indraindray tsy ampy na misy mivilana satria ilay mpampianatra mety tsy nahazo ny base tokony ampianarina.
9. rhaj0 ( 19/09/2015 23:44)
gasy1zay:
Satria eo ilay balise...

"balise" inona no lazainao fa misy ao @ systeme Katolika ???

i Hery indray mandeha niteny hoe "TSY DEMOKRASIA" ny Leglizy.

Ianao Gasy1zay ve mahita fa misy "transparency" sy misy "redevability" ao @ system Katolika ?? Na dia misy "election" Papa azany ?? Dia mba misy election-na arseveka ve k'lou ee... Dia ianao koa ve mahita ohatra hoe, ny gazety Katolika dia tena mitsikera sy manavoitra izay tsy mety ao @ systeme ???

Dia tena pli-vava kosany n'enao ry Gasy1zay aaa.. TSY Balizy izany ao fa .. systeme maffieux akoriny azany.. na ny systeme maffieux no nianatra ny fomban'ny systeme Katolika, fa hita ho'a fa io no mahomby..

gasy1zay:
milaza hoe pastera aho nefa asa raha mba nianatra teny @ faculté de théolojia izy ireny.

Io indray k'lou dia raha mihevitra ianao fa "ianarana" ny Finoana dia ... izay izany kouh...

Izaho indray nefa mahita fa ilay "nolatsahin'ny FM" no "ambony" noho izay "fampianarana teorika" ataon'izay olombe-nao ao.. Ilay olombe koa anie milaza-tena fa "nolatsahin'ny FM" rahefa mametraka ny dogme arahinao anjambany ao io eeee...

10. RBNIR ( 21/09/2015 01:21)

rhaj0:

Be izay fifandresen-dahatra izay, fa aleo anaovana fitsapan-kevitr'olona (sondage) azany eto @ serasera eto..

- Ka i HeritianaHerinirinan'i RBNIR no babany,
- sa i Episkopo-n'i 1Marina7 no dadany eee ?

Izaho sady tsy maka ny atsy no tsy maka ny aroa... fa fita-mora tsy afak'omby daholo ireo, ka hehezin'ny akoho tokan'anaka..

Aza diso fandray namana, fa tsy mitory olona na fiangonana isika fa mampahafantatra fotsiny fa amin'izao isika miteny izao dia mifidy olona indray i Jesosy izay nampianariny ilay fampianarana tsy misy kilema 2000 taona lasa izay mba hiverenan'ny olona amin'ilay MARINA TSY MISY KILEMA AVY AMIN'ANDRIAMANITRA....« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

Afaka mamantatra ny olona amin'ny alalan'ny baiboly.....
« Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin'ny tsilo va ny olona, na aviavy amin'ny songosongo? » (Mat. 7:16)
« Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra dia mamoa voa ratsy. » (Mat.7:17)
« Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara. » (Mat.7:18)

Io fampianarana io dia
1- Nampianarin'i Kristy
2- Niainanan'i Kristy na natao tamin'i Kristy
3- Niainanan'ireo mpianatra na koa natao tamin'ireo mpianatra...
4- Tsy mitory ny zavatra ety an-tany fa mitory ny zavatra any ambony tsy hita maso any...
« Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny ety an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra; » (Jao.3:31)
« koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany. » (Jao.3:32)
« Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra. » (Jao. 3:33)
11. rhaj0 ( 21/09/2015 12:55)
eny ho'a... comme ca fotsiny, @ izao taona 2015 izao, dia ao Madagasikara ao, dia tena vao "nifidy olona indray i Jesosy", ary dia ny profetan'i RBNIR ao iny mihintsy no niantefan'ny safidin'i Jesosy... Ary tena i RBNIR mihitnsy no vavolombelona nahita ny "voa nafafin'ilay profeta", fa tena "tsisy kilema" mihintsy, ary efa naminany an'izany i Jaona sy Matio.. hoe "@ izao taona 2015 izao, dia ao Madagasikara ao..."
12. RBNIR ( 21/09/2015 13:05)

Fanitsiana kely izaho tsy niteny hoe tamin'ity taona 2015 ity izy no nisehoan'i Jesosy namana, fa efa elaela ihany.....
13. Strong3 ( 21/09/2015 13:07)

gasy1zay:

rhaj0:

Be izay fifandresen-dahatra izay, fa aleo anaovana fitsapan-kevitr'olona (sondage) azany eto @ serasera eto..

- Ka i HeritianaHerinirinan'i RBNIR no babany,
- sa i Episkopo-n'i 1Marina7 no dadany eee ?

Izaho sady tsy maka ny atsy no tsy maka ny aroa... fa fita-mora tsy afak'omby daholo ireo, ka hehezin'ny akoho tokan'anaka..

Nga ireo fotsiny rhaj0 a! mbola misy an'ireto ranamana ireto koa anie e!

:-) :-) :-)

misy iray efa tsy mipoaka intsony io orange io ah ihihihhi ... misaotra an'i gasy1zay
14. rhaj0 ( 21/09/2015 13:54)
rhaj0:
eny ho'a... comme ca fotsiny, @ izao taona 2015 izao, dia ao Madagasikara ao, dia tena vao "nifidy olona indray i Jesosy", ary dia ny profetan'i RBNIR ao iny mihintsy no niantefan'ny safidin'i Jesosy... Ary tena i RBNIR mihitnsy no vavolombelona nahita ny "voa nafafin'ilay profeta", fa tena "tsisy kilema" mihintsy, ary efa naminany an'izany i Jaona sy Matio.. hoe "@ izao taona 2015 izao, dia ao Madagasikara ao..."
RBNIR:
Fanitsiana kely izaho tsy niteny hoe tamin'ity taona 2015 ity izy no nisehoan'i Jesosy namana, fa efa elaela ihany.....

wow.. tsisy diso izany io sarcasme-ko afa-tsy iilay taona 2015.. Aoka ho'a ry RBNIR... mba maka recul kely fa dia eee... dia efa hainao ny demogirafia (amina milliards izao ny olona), hainao ny jeogirafia sy ny history... hafa ny taloha ka hoe, nihidy tao @ vohitra kely tao ianao, dia izay no voalazan'i belazao, hoe izy no izylay, dia minou fotsy no valiny asetrinao, satria tsy takatrao ny demogirafia/jeogirafia/history...
15. RBNIR ( 22/09/2015 05:33)
Aza ho isan'izay tsy mino namana,
Misy zavatra fantatro tsy fantatrao, misy zavatra hiainako tsy hiainanao,
TENA MISY MARINA IZY ary tahaka ny firesahako aminao izao no firesahany amin'izay olona tiany resahina sy tiany hanehoana ny voninahiny.....
16. tealala ( 22/09/2015 13:51)

RBNIR:

Aza ho isan'izay tsy mino namana,
Misy zavatra fantatro tsy fantatrao, misy zavatra hiainako tsy hiainanao,
TENA MISY MARINA IZY ary tahaka ny firesahako aminao izao no firesahany amin'izay olona tiany resahina sy tiany hanehoana ny voninahiny.....

salama namana, ny itovizan ireo anie dia izao e, samy tany ambadimbadika tany daholo no nisehoan'i jesoa fa tsy nisy vavolombelona mitovy isa amin'ny olona iray fiangonana. Honohono kely ary dia roboka ny olona jiaby
17. rhaj0 ( 22/09/2015 14:22)
RBNIR:
TENA MISY MARINA IZY .....

Ka acteur mahery mihintsy izany izao profetan'i RBNNIR ao izao kouh... tena tonga dia babony tao i RBNIR eeee... :-)

Ngo dia ny fomba firesany k'lou no tena mamono lolo anao ao, dia rendremana hypnotisE ao i RBNIR dia mino tokoany, ary mamerina ny noteneniny eto @ serasera eto...

Tsaroako ho'a t@ izaho nampianatra, dia mitabataba foana ny kilonga, fa notononiko sahala @ ireny mopera mampiresaka any @ Leglizy ireny ho'a ny lesona, fa tena ... tonga saina ny Ankizy eee...
18. RBNIR ( 23/09/2015 04:47)
Izaho indray no miteny amin'i rhajo eto hoe TENA MISY MARINA IZY , misy zavatra hiainako tsy hiananao.........
19. Hajarilala7 ( 23/09/2015 06:07)

gasy1zay:

rhaj0:

Be izay fifandresen-dahatra izay, fa aleo anaovana fitsapan-kevitr'olona (sondage) azany eto @ serasera eto..

- Ka i HeritianaHerinirinan'i RBNIR no babany,
- sa i Episkopo-n'i 1Marina7 no dadany eee ?

Izaho sady tsy maka ny atsy no tsy maka ny aroa... fa fita-mora tsy afak'omby daholo ireo, ka hehezin'ny akoho tokan'anaka..

Nga ireo fotsiny rhaj0 a! mbola misy an'ireto ranamana ireto koa anie e!

Tsy mety izany satria indraindray toa manome safidy hoe : Inona no tianao "peste" sa choléra" sa insuffisance reinale sa AVC sa ....
20. TenWors ( 24/09/2015 12:18)
Tsy aleo ve ny farany no andrasana dia hita eo izay marina fa toa izany no iadivanareo hevitra E?
Tsy misy marina afa-tsy ny baiboly fa na mpaminany asaina mandainga aza hita ao anatiny... raha toa ka fialonana no manosika ny maro handrabiraby dia miandry ny valin'izay izy ary raha toa ka tsy fahaiza-mampiasa ny talenta no tsy hahavitAn'ny iraka izay nanirahana azy dia miandry ny tambin'izay koa izy... henoy ary aloha izay lazaina vao mitsikera
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5268