Takelaka Namana voatra 3.0 andrana

21. jessimi ( 25/01/2016 12:11)

hery:

Ny profile sisa no mbola tsy nokitihana mihitsy

Rahoviana izany no afaka hanova ny momba ahy?
Misaotra
22. hery ( 26/01/2016 07:41)

jessimi:

hery:

Ny profile sisa no mbola tsy nokitihana mihitsy

Rahoviana izany no afaka hanova ny momba ahy?
Misaotra

Afaka foana ka.
23. sahia ( 25/02/2016 07:51)
Miarahaba e! Hevitra niserana tato an-tsaiko indray ity, rehefa miditra ka hijery @ ilay loha-hevitra izao dia mipoitra eo ilay tableau io izay mirakitra ny lahatsoratra izay mandeha isan'andalana, raha eny @ ilay lahatsoratra andalana faha-dimy ohatra no tiako valiana dia mazava ho azy fa mipoitra eo ilay daty namaliako azy iny SAINGY tsy mihetsika eo @ toerana misy azy eo ilay lahatsoratra fa mijanona @ ANDALANA FAHADIMY IHANY. NY TIAKO HOLAZAINA DIA IZAO: sao mba azo atao hoe izay lahatsoratra avy nisy namaly @ ilay daty récente no miova toerana ery ambony indrindra anaty tabilao? asa raha mazava izay tiako ahatongavana izay. Mrc

hery:

Salama,

Efa mivoaka izao ny voatra faha 3.0 andrana (beta) amin'ny takelaka namana.serasera.org

Raha hanandrana ianao dia midira amin'ny http://namana.serasera.org/?beta=on

Dia apetraho eto ambany ny sosokevitra na hadisoana hita na fanatsarana tokony hatao fa fankaherezana ihany koa :-)

Misaotra
24. crus ( 07/03/2016 09:35)
Misy lohahevitra momba ny hoe ASA VE ATO toy ny: TSIKARAK ASA - TOLOTRASA - sy ny momba izany e?

25. hery ( 07/03/2016 09:39)
Raha ohatra ka miditra amin'ireo lisitry ny lohahevitra ireo ny asa tadiavinao dia azo apetraka amin'ireo.
Raha tsy izany dia azonao atao koa ny mametraka azy ao amin'ny http://bizna.serasera.org

crus:

Misy lohahevitra momba ny hoe ASA VE ATO toy ny: TSIKARAK ASA - TOLOTRASA - sy ny momba izany e?

hery:

Salama,

Efa mivoaka izao ny voatra faha 3.0 andrana (beta) amin'ny takelaka namana.serasera.org

Raha hanandrana ianao dia midira amin'ny http://namana.serasera.org/?beta=on

Dia apetraho eto ambany ny sosokevitra na hadisoana hita na fanatsarana tokony hatao fa fankaherezana ihany koa :-)

Misaotra

26. sweetboy ( 07/03/2016 19:40)
Salama
Arahabaina nanova ny takelaka. Somary sahiran kely aho mitady ireo sariko taloha be, vao niditra t@namana serasera.
27. hery ( 08/03/2016 15:04)
Ao amin'ny lisitry ny sary fotsiny ka :-)

Dia mampidira vaovao indray
28. guevannijohnpaolorakotomamonjy ( 12/04/2016 04:09)
Slt naman a! Torohy hevtr mumbn iren fandefasn sar @googl ren we..Axzfd e
29. pakopako ( 22/04/2016 18:02)

ny ahy ny tena olana za mampiasa IDM d isaka ny 5 seconde ka mikitika serasera d miseho foana mankaleo le izy asa mba misy hevitra(http://namana.serasera.org/media/chat/swf/beep.mp3)
Marihako fa le site serasera iany no manao an'io.
30. hery ( 22/04/2016 20:23)
Rehefa misokatra ny namana.serasera.org ka tafiditra ianao dia mandehana eo amin'ilay safidy ery ambany havanana

Dia avy eo activer-o ilay hoe tsy asiana feo manaitra.

31. angouz ( 04/06/2016 15:44)
Salama ! azafady hery mba saika hanontany izaho hoe fa maninona kay @fitadiavana namana no lasa lava be ny soratra fenoina nefany ny mombamomba azy ary tsy mbola hay akory ny tiko tenenina izany dia hoe tokony solon'anarana fotsiny dia afahana mahita azy, satria lasa mitady ary @ lisitra izao izaho izao dia lavabe nefa ny fotoana manam-petra, mba valio azafady indrindra
32. ora ( 07/06/2016 08:44)
azfd, ahoan no fomba ahitana ny PIECE JOINTE ao anaty hafatra nalefan'olona fa tena tsy hay ny mijery lay izy?
Raha mandefa ilay PJ izoa dia mis ilay parcourir eo, dia mety alefa , saingy ref handray ilay PJ dia tsy hita izay làlana haleha? Misaotra eh

hery:

Salama,

Efa mivoaka izao ny voatra faha 3.0 andrana (beta) amin'ny takelaka namana.serasera.org

Raha hanandrana ianao dia midira amin'ny http://namana.serasera.org/?beta=on

Dia apetraho eto ambany ny sosokevitra na hadisoana hita na fanatsarana tokony hatao fa fankaherezana ihany koa :-)

Misaotra
33. SederaMioty ( 13/06/2017 19:05)
link text msaotra anareo ny tenako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3399