Piso

1. maningana ( 08/09/2015 12:53)
Rehefa miantso ny zanany vavikely 8 taona zany i ramatoa RAVAO dia ouz oe Piso an, dia sorena ilay zaza ka niteny oe zah aza antsoina izany PISO zany fa tsy tiako izany fa ny anarako iantsoana ahy.
Indray andro ary niaraka niantsena ilay Rtoa RAVAO sy ilay zanany vavy ary ny zanany lahy anakiray, dia nifanena tamin'olona mianaka izay teny andalana dia hoy ilay renin'ilay nifanena tamin'izy ireo mantsy ilay zanany vavy efa 18 taona niaraka taminy: "Piso an, omeo ahy iny harona iny" , samy naheno izay fomba fiantson'ilay reniny an-jannay vavy izay IZY TELO MIANAKA iretsy, dia tonga dia nararaotin'i rtoa Ravao ny te hilaza amin-janany fa tsy misy maharatsy ilay fiantso hoe Piso, ka hoy izy: "hitanao fa PISO ny fiantsoan'ny RAD ny zanany vavy...." dia hoy ilay zanany lahy niaraka tamin'izy ireo: "ary mba iza no fiantsoana ny zanaka lahy rah izany????" dia hoy ilay reniny namaly moramora hoeeeeeeee: .................aaaaALIKALAHY ngambbbbbbbb- hihihihihihihi
novalian'i taxs ny 11/09/2015 13:42
2. taxs ( 11/09/2015 13:42)
Kay kosa lety e, mba farafaratsiny hoe kiso lahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.152