You are here: home > Forum

Opensource

Lohahevitra : Momba ny serasera.org
Fitohizan'ny hafatra : Opensource
Valiny : 1
Jugali - 04/09/2015 11:56
Ankotrzay manin moa iz ty raha atao opensource e? 'zay vonona ny hanao bénévole ra 'zay. ampivotra aingana an'tony ambohimpiaonana tony.
Valio | Miverina eny ambony
hery - 07/09/2015 12:55
Open source ito ka

Ato ny base: https://bitbucket.org/hery/ci-cms

Ilay module forum ao izany no mibaiko an'ito ankoatry ny fifandraisany amin'ny namana.serasera.org

Hitako hoe mbola sarotra ny tonga ia hijapiana amin'ilay coding satria mbola mikorontana be io ci-cms io. Tsy mety manam-potoana mihitsy aho hanavaozana azy. Ny commit farany zao efa oviana
Valio | Miverina eny ambony