Tetsatsetra ts aritra lera

1. Jugali ( 04/09/2015 09:39)
1) 'le leratsika @ty v rzala ts tokony atao lera eto an-tanindrazana?
2) otran mba te hahita "profil" an'ireo membre aho
3) d tableau de bord hoan' tena koa - notification @ ty site ty ian.
4) nojereko tsotsotra 'le design fa kay efa mba responsive, tsara e
5) mafinaritra aloha ra-Hery e :p enjana b fa lasan'lery daol ny nom de domaine fototra rehetra :D . matory ny ankamaroan'ny mpidev ambiny koa. haha, siour e

Tetsatsetra ts aritra ftsn
novalian'i hery ny 07/09/2015 12:23
2. hery ( 07/09/2015 10:53)
ny profile sns any amin'ny http://namana.serasera.org

Efa eo an-dalam-panamboarana ny version vaovaon'io site namana io koa fa havoakako amin'ity semaine ity ny beta.

3. taxs ( 07/09/2015 12:08)
Ary ilay sarintava ve ry namana, tsy mety ratsy @ ordi ihany.
4. hery ( 07/09/2015 12:23)
Hmm, ohatra ny tsy mety marina fa aleo ahitsy koa. Hovaiko ho azo ampiasaina amin'ny finday koa izany io ato ho ato...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0074