la deuxième ville de Madagascar sera dirigée par un Maire mafieux et nul !

1. rabaradaka ( 28/08/2015 08:37)
Voilà une autre histoire !
Le Chef de Région (Mandrindra) est déjà dans la liste des personnes détéstées à Antsirabe par son incompétence et sa manière de voler les deniers publics, et par un coup de magie le nouveau Maire, Razanakolona Paul (très connu par ses erreurs durant qu'il était Chef de Région lui aussi) est le nouveau Maire de la ville d'Eau. Je trouve ça injuste ! Antsirabe a besoin d'un homme nouveau (pas celui presenté par le TIM) et compétent !
Razanakolona Paul n'a aucune compétence de gérer la ville d'Antsirabe ! Un abonné de prison dirige actuellement la seconde ville industrielle de Madagascar, c'est triste
2. calin.brandon ( 07/01/2016 05:49)
Hi hi hi hi. Ka ianareo mponina ao Antsirabe ihany ry Rabaradaka no nifidy azy a. Sa nitsoka ovy fotsiny ianareo tamin'ny fotoan'andro e ?
Miandrasa ny fotoam-pifidianana manaraka, dia mifidiana olon-kafa indray e ! Izay tsy ho Paul Razanakolona intsony kosa angamba. Sa ahoana ? Mba ampianaro ny ataonareo hoe Demokrasia Tandrefana ny olona ry Rabaradaka a.
Izany no ilaina amin'itony forum itony e ! Fa tsy miteniteny foana ohatra ny mahazatra ety.
3. rabaradaka ( 24/02/2016 05:56)
Rehefa bado sy tsy mahay dia tsy maintsy tenenina ny marina.
Sa ny anareo na kisoa sy vorona aza dia fidiana foana ?
Mampalahelo ny toe-tsainareo leretsy a ! Rehefa nangalatra tao amin'ny Masera i Paul dia lazaina fa izay no marina ! hahahahahaha !
4. calin.brandon ( 04/03/2016 13:55)

rabaradaka:

Rehefa bado sy tsy mahay dia tsy maintsy tenenina ny marina.
Sa ny anareo na kisoa sy vorona aza dia fidiana foana ?
Mampalahelo ny toe-tsainareo leretsy a ! Rehefa nangalatra tao amin'ny Masera i Paul dia lazaina fa izay no marina ! hahahahahaha !


Tsy nilaza mihitsy aho fa tsy maintsy fidiana foana. Tsia.
Niteny fotsiny aho fa ianareo any Antsirabe no te-hifidy azy. Iza no nilaza taminareo fa fidio izy e ? Rehefa any izy vao mimenomenona !! Ny toe-tsainareo no tsy mety. Any aloha dia efa ampianaro ny olona. Fa tsy aty aoriana vao mibaradaka. Ianao no manafangaro zavatra. Ny méthodologie-nao anie no tsy mety e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.103