Mitady namana vehivavy sur tana na antsirabe

1. ericruj ( 19/08/2015 07:53)
Bjr,

Lehilahy tsotra, cadre, la trentaine, mandeha mission matetika sur Antsirabe ou Tamatave, mitady namana vehivavy sur Antsirabe mba hiaraka hanao sortie, hisotrosotro miarkara, ary hisakafo miaraka. Je propose hoe zao aloha, mifanakalo email isika mba hifankafantatra bebe kokoa. Ny tenako moa dia somary tim-timide kely fa miresaka ihany rehefa elalela:), no sady be humour:)

Miandry an'ny valinteninao.



novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:31
2. sliverie ( 19/08/2015 14:06)

ericruj:

Bjr,

Lehilahy tsotra, cadre, la trentaine, mandeha mission matetika sur Antsirabe ou Tamatave, mitady namana vehivavy sur Antsirabe mba hiaraka hanao sortie, hisotrosotro miarkara, ary hisakafo miaraka. Je propose hoe zao aloha, mifanakalo email isika mba hifankafantatra bebe kokoa. Ny tenako moa dia somary tim-timide kely fa miresaka ihany rehefa elalela:), no sady be humour:)

Miandry an'ny valinteninao.




3. sliverie ( 19/08/2015 14:07)
salama topkooo!!!
4. sliverie ( 19/08/2015 14:09)
du coup kay tsy tafiditra ao anaty liste kay za!!!! zay tsy avy any bira kou!!!lol rhf namaky tsara le message ah vo itako oe oul avy any bira ny preference!!
5. sliverie ( 19/08/2015 14:17)
mahita soamatsara ary O!!!
6. andrywui ( 04/02/2016 09:31)
Mamay ndray ny sipann Bira anjoany fa mivoaka sempotsaaa ... huhuhu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2633