Mitady namana vehivavy sur tana na antsirabe

1. ericruj ( 19/08/2015 07:52)
Salut,

Lehilahy tsotra, cadre, la trentaine, mandeha mission matetika sur Antsirabe ou Tamatave, mitady namana vehivavy sur Antsirabe mba hiaraka hanao sortie, hisotrosotro miarkara, ary hisakafo miaraka. Je propose hoe zao aloha, mifanakalo email isika mba hifankafantatra bebe kokoa. Ny tenako moa dia somary tim-timide kely fa miresaka ihany rehefa elalela:), no sady be humour:)

Miandry an'ny valinteninao.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7268