TE IOMEHY

1. MITIA7 ( 17/08/2015 07:02)
Aiza avy fa toa tsy misy hatsikana vaovao mihitsy ato ry namana, mba andefaso fa te iomehy ee Sa izaho no tsy mahita (mbola vaovao koa e)
Misaotra sahady, dia manantena ahita be dia be eto rehefa avy eo
novalian'i MITIA7 ny 20/08/2015 05:02
2. nannie ( 17/08/2015 14:56)
Tao amin'ny trano fisakafoana iray no nitranga ny tantara. Teo am-pisakafoana tsara iny ny vazaha iray no nahatazana malagasy nisakafo koa, nikiky taolana, tery amin'ny latabatra teo anoloany. Tsy naharitra izy ka nitsangana nanatona ity farany :
– Azafady rangahy, hono ho'aho, inona no hanin'ny alika any aminareo ?
Tsy rototra Ramalagasy namaly azy,
– Ravin-tsalady !

MITIA7:

Aiza avy fa toa tsy misy hatsikana vaovao mihitsy ato ry namana, mba andefaso fa te iomehy ee Sa izaho no tsy mahita (mbola vaovao koa e)
Misaotra sahady, dia manantena ahita be dia be eto rehefa avy eo
3. hery ( 18/08/2015 00:17)
:-)
4. MITIA7 ( 18/08/2015 05:20)
tsara ho azy izay hahahaha, merci nannie ;) (y)
5. 5laody ( 19/08/2015 15:59)
6. MITIA7 ( 20/08/2015 05:02)
Hahahahaha merci e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1424