"Huile de ricin" na "menaka kinana"

1. Jock ( 17/08/2015 04:08)
Manahoana daholo.
Ho anareo efa nampiasa, manao ahoana kay no tena fandehan'io menaka io. Nampiasa aho mantsy dia ny 3 jours taorian'ny nampiasako azy voalohany dia nijanona ny fihongotry ny voloko fa taorian'izay dia niverina niongotra be. Dia misaotra sahady @ ilay ho fizarana ny mahasoa ho antsika e!
novalian'i jock ny 21/08/2015 03:39
2. nannie ( 17/08/2015 14:59)
Efa nampiasa koa aho taloha raha niongotra ny voloko, fa ny ahy kosa tsy niverina niongotra intsony kosa aloha, nefa aho efa tsy mampiasa intsony.
3. jock ( 18/08/2015 04:46)
Merci beaucoup nannie.
Fa hono oa ahoana ny fomba fampiasanao azy sao dia ny fampiasako azy no misy tsy mety. Ny ahy mantsy afangaroko diloilo kely ilay izy dia hatoa bain dia massena ary avely hilona eo @ 30 mn mahery eo avy eo kobanina sy sasana @ shampoing.
Sa ve mety tsy mety amiko zany ilay izy satria tena lasa misy hangandrano za io amin'zao.
4. nannie ( 18/08/2015 08:30)
Tsy tadidiko intsony kosa aloha satria efa tena ela no nampiasa... Raha ny fitadidiako dia angamba tokoa nafangaroko vaseline ilay izy, saingy tsy tena sûre aho an ! Lasa somary henjakenjana fotsiny ny voloko rehefa nampiasa an'io vaseline io aho, fa tena lasa mamaka be mihitsy. Tsy misy fisaorana e !
jock:

Merci beaucoup nannie.
Fa hono oa ahoana ny fomba fampiasanao azy sao dia ny fampiasako azy no misy tsy mety. Ny ahy mantsy afangaroko diloilo kely ilay izy dia hatoa bain dia massena ary avely hilona eo @ 30 mn mahery eo avy eo kobanina sy sasana @ shampoing.
Sa ve mety tsy mety amiko zany ilay izy satria tena lasa misy hangandrano za io amin'zao.
5. jock ( 19/08/2015 04:27)
Ny volonao zany raha azoko tsara mety toy ny ahy e! Diso tsotra be loatra ary tena malefaka be.
Mba avereno kely ny mémoire-nao dia mba lazao ahy ilay izy rehefa tena tadidy ka tena sûre
fa tena sahirana mintsy aho @ ity voloko ity. Dia mirary soa e!
6. maningana ( 20/08/2015 11:52)
Fa aiza no misy mivarotra io menaka nolazaiano io ry jock, ohatran'ny mba tiako handramana mants f n voloko koa miongotra B

jock:

Ny volonao zany raha azoko tsara mety toy ny ahy e! Diso tsotra be loatra ary tena malefaka be.
Mba avereno kely ny mémoire-nao dia mba lazao ahy ilay izy rehefa tena tadidy ka tena sûre
fa tena sahirana mintsy aho @ ity voloko ity. Dia mirary soa e!
7. nannie ( 20/08/2015 12:48)
Jock : hay, tadidiko fa nataoko pur tamin'ny voloko kay ilay izy dia nahasosotra ahy satria nadity be ! Ary izay no nanajanonako azy. Taty aoriana dia vaseline indray no nampiasaiko, dia nadity ihany koa, fa dia izay lasa mamikitra be izay ny voloko no sady ohatran'ny nihamatevina be izany ny tahony. Tanora moa ny tena tamin'izany ka tia andrakandrana. Vokany : izay tsy niongotra intsony intsony izay ny voloko. Rehefa lehibe aho dia nanomboka zatra namonjy salon de coiffure dia lasa tsy nanana produit intsony. Fa dia tsy miongo-bolo intsony kosa aho ka ! Ia, lava be izao ny voloko ary lasa normaux rehefa taty aoriana, rehefa folaky ny fanaovam-bolo isaky ny 10 andro, raha secs taloha. Tsy dia nalefaka loatra kosa aloha ny voloko e !
Maningana : any amin'ny pharmacie misy, eny Antaninarenina ohatra.
maningana:

8. maningana ( 21/08/2015 03:35)
Misaotra aki Nannie an, ndeha mba hijery izany eny am ph/cie, nefa ve azo vidian tsy misy ordonnance ilay izy?

nannie:

Jock : hay, tadidiko fa nataoko pur tamin'ny voloko kay ilay izy dia nahasosotra ahy satria nadity be ! Ary izay no nanajanonako azy. Taty aoriana dia vaseline indray no nampiasaiko, dia nadity ihany koa, fa dia izay lasa mamikitra be izay ny voloko no sady ohatran'ny nihamatevina be izany ny tahony. Tanora moa ny tena tamin'izany ka tia andrakandrana. Vokany : izay tsy niongotra intsony intsony izay ny voloko. Rehefa lehibe aho dia nanomboka zatra namonjy salon de coiffure dia lasa tsy nanana produit intsony. Fa dia tsy miongo-bolo intsony kosa aho ka ! Ia, lava be izao ny voloko ary lasa normaux rehefa taty aoriana, rehefa folaky ny fanaovam-bolo isaky ny 10 andro, raha secs taloha. Tsy dia nalefaka loatra kosa aloha ny voloko e !
Maningana : any amin'ny pharmacie misy, eny Antaninarenina ohatra.
maningana:

Fa aiza no misy mivarotra io menaka nolazaiano io ry jock, ohatran'ny mba tiako handramana mants f n voloko koa miongotra B

jock:

Ny volonao zany raha azoko tsara mety toy ny ahy e! Diso tsotra be loatra ary tena malefaka be.
Mba avereno kely ny mémoire-nao dia mba lazao ahy ilay izy rehefa tena tadidy ka tena sûre
fa tena sahirana mintsy aho @ ity voloko ity. Dia mirary soa e!

9. jock ( 21/08/2015 03:39)
Mankasitraka indrindra nannie fa dia ho andramako indray aloha izay.
Maningana > Teny anosizato zaho no nividy. Somary lafo le izy fa @ tavoahangy kely sahabo ho 15 ml eo ho eo, 2000 ny vidiny. Misy cyber zay eo anosizato andrefana atsinanan'ny TOTAL dia eo ampitany misy coiffure kely io dia tao aho no nividy (misy soratra apetany eo hoe "Huile de ricin"), ary tena ohatry ny Pure kosa aloha ilay izy e!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1587