LALIE MPIHIRA EFA MATY?????

1. MITIA7 ( 12/08/2015 08:51)
Miarahaba daholo e,
Mba te hi-confirme aho ry zareo fa tena tsy mino fa hoe efa maty efa ela hono i Lalie???
Mba omeo vaovao e,
Misaotra betsaka
2. sliverie ( 19/08/2015 14:12)
non ohatran ny tsy maty zany izy fa toa hoe lasa dependante na zavamahadomelina d sarotra be vao ho tafarina
3. mpisotrtoaka ( 03/11/2015 10:52)
Tsy maty izany izy fa any Anjanamasina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1722