aphte na mason'akoho anaty aty vava

1. napou ( 06/08/2015 14:29)
Miarahaba antsika rehetra

Hono oa ry zareo, inona no tena fanafody manafaka an'ireny aphte ireny fa tena mijaly mihintsy za. Isaky ny reraka aho na hoe tsy ampy torimaso dia mipoitra ilay izy ary miverimberina foana, efa mba mihinana sakafo ara-phasalamana ihany ary efa nandeha dokotera ihany koa fa ny fanafody azo tany ts nahafaka azy mihintsy. Marary ilay izy tsy ahenoako tsiron-kanina, na miteny ary mila tsy ho vitako fa marary, mba vonjeo e, iza no efa voa ka nahita vaha olana mba tory hevitra azafady.

Misaotra antsika zay mamaly
novalian'i napou ny 01/10/2015 06:06
2. vahiny2004 ( 06/08/2015 14:42)
karibonetra no tena hitako mety
3. booboo ( 06/08/2015 15:14)
ie, asiana bicarbonate kely na manotsam-bava @ bicarbonate. Huile essentielle tea tree no hitako tena mandaitra malaky fa ratsy tsirooooo !
4. vaotonga ( 07/08/2015 01:24)
Izaho manana fanafody mbola tsy nampiasaiko mihintsy ary tena fanafody fanao @ aty vava, nividy an'io aho satria noheveriko fa hietsika koa ny ahy t@ volana May teo, kay tsy naninona. Ka raha mety aminao, dia ahoana no ahitako anao rehefa tonga any Tana aho, tsy mbola izao aho no ho tonga any fa @ 03 Sept. Tsy vidiana fa omeko anao fotsiny, "bonjela" no anarany. Sa io ilay efa azonao t@ Dokotera izany? Tena mandaitra be io t@ ahy io, ary inoako fa mety @n'ny anao koa, nefa moa raha io no efa nomen'ny Dokotera anao, dia tsy hitako intsony izay soso-kevitra atoro anao.
5. napou ( 07/08/2015 06:13)
misaotra anareo amin'ny torohevitra, vahiny2004 sy booboo : efa nataoko ny carbonate, atao bain de bouche dia efa nosorako tantely ihany koa, ilay izy anie afaka fa ilay fiverenany matetika amiko mints no tsy laitra e!
6. napou ( 07/08/2015 06:17)

vaotonga:

Izaho manana fanafody mbola tsy nampiasaiko mihintsy ary tena fanafody fanao @ aty vava, nividy an'io aho satria noheveriko fa hietsika koa ny ahy t@ volana May teo, kay tsy naninona. Ka raha mety aminao, dia ahoana no ahitako anao rehefa tonga any Tana aho, tsy mbola izao aho no ho tonga any fa @ 03 Sept. Tsy vidiana fa omeko anao fotsiny, "bonjela" no anarany. Sa io ilay efa azonao t@ Dokotera izany? Tena mandaitra be io t@ ahy io, ary inoako fa mety @n'ny anao koa, nefa moa raha io no efa nomen'ny Dokotera anao, dia tsy hitako intsony izay soso-kevitra atoro anao.

fanafody amin'ny pharamacie ve izany "bonjela" izany? otrany mba tiako andramana fa tsy izany nomen' dokotera ahy fa Nystatin zay no anarany. Afaka mihaona isika dia misaotra anao mialoha
7. vaotonga ( 08/08/2015 01:34)
Izao angamba no atao mba ahazahoanao ilay fanafody aty amiko. Apetrako ao @ Librairie Catholic Saint Paul ka alaivo ao, soratako eo @n'ilay fanafody ity solon'anaranao ity dia io no hakanao azy ao amin-dry Masera. Tsy fanafody hita any @ Pharmacie any Mada angamba izy ity.
napou:

8. napou ( 10/08/2015 06:52)
Eny ary e dia misaotra betsaka indrindra, dia raha mety dia mba ataovy ao hatramin'ny fomba fampiasana azy azafady.
vaotonga:

Izao angamba no atao mba ahazahoanao ilay fanafody aty amiko. Apetrako ao @ Librairie Catholic Saint Paul ka alaivo ao, soratako eo @n'ilay fanafody ity solon'anaranao ity dia io no hakanao azy ao amin-dry Masera. Tsy fanafody hita any @ Pharmacie any Mada angamba izy ity.
napou:

vaotonga:

Izaho manana fanafody mbola tsy nampiasaiko mihintsy ary tena fanafody fanao @ aty vava, nividy an'io aho satria noheveriko fa hietsika koa ny ahy t@ volana May teo, kay tsy naninona. Ka raha mety aminao, dia ahoana no ahitako anao rehefa tonga any Tana aho, tsy mbola izao aho no ho tonga any fa @ 03 Sept. Tsy vidiana fa omeko anao fotsiny, "bonjela" no anarany. Sa io ilay efa azonao t@ Dokotera izany? Tena mandaitra be io t@ ahy io, ary inoako fa mety @n'ny anao koa, nefa moa raha io no efa nomen'ny Dokotera anao, dia tsy hitako intsony izay soso-kevitra atoro anao.

fanafody amin'ny pharamacie ve izany "bonjela" izany? otrany mba tiako andramana fa tsy izany nomen' dokotera ahy fa Nystatin zay no anarany. Afaka mihaona isika dia misaotra anao mialoha

9. vaotonga ( 12/08/2015 08:52)
Nefa anie ry Napou sao misy misandoka an'io anaranao io amin-dry Masera ka ho lasany ny fanafody e, tsy vitsy mako ny olona mijery an'ity "site serasera" ity ka aoka mba zavatra hafa no soso-kevitra homenao ahy mba ahazahoana ny fanafody fa tsy io "pseudo"nao io, tiako ny hiaona aminao mivantana nefa @ fomba ahoana....? Azoko tsara fa matahotra ny hiaona amiko ianao fa sao olona tsy azo antoka aho, tsy maninona mihintsy @n'izany fahamalinanao izany, tsy omena tsiny ianao amin'izany, ny tany any amintsika koa tsy milamina. Ka inona no atao e. Ilay fanafody tsy sarotra ny mampiasa azy fa atetina eo @n'izay misy fery fotsiny, ary tsy misy lanjany koa, fa mba miharitra mangirifiry kely eo @10segodra aloha ianao raha vatany vao mampiasa azy.
10. napou ( 17/08/2015 08:41)

Tena mitovy heritreritra mihintsy isika raha izany, ary marina io voalazanao io hoe mety hisy hisandoka. Misy azo hiserana aminao ankoatra ny eto nga ohatra? raha misy dia any isika miresaka bebe kokoa sa ahoana?
11. tiris8786 ( 24/08/2015 17:46)
ohatran'ny voalaza eo ambony ihany rano matimaty nasiana bicarbonate de soude dia hotsanina ny vava isaky ny avy miborosy nify. na koa ranontsira. miverimberina izy io rehefa vizana lava na mora marary ianao satria ambany ny immunité hoy ny filaza. jereo tsara koa ny fahadiovan'ny vava = nify isan'andro ataovy ara-dalàna
12. napou ( 25/08/2015 06:58)

tiris8786:

ohatran'ny voalaza eo ambony ihany rano matimaty nasiana bicarbonate de soude dia hotsanina ny vava isaky ny avy miborosy nify. na koa ranontsira. miverimberina izy io rehefa vizana lava na mora marary ianao satria ambany ny immunité hoy ny filaza. jereo tsara koa ny fahadiovan'ny vava = nify isan'andro ataovy ara-dalàna

Misaotra betsaka amin'ny torohevitra
13. vaotonga ( 25/08/2015 13:09)
Slt Napou, ho tonga ao Tana @ Alarobia heriny ho avy izao aho, tena tsy hitako mihintsy izay fomba hahafahana mihaona aminao, sao ianao dia mahita hevitra?
14. TenWors ( 24/09/2015 12:39)
napou et Consorts... >>> ho anareo manana olana ara-pahasalamAna ka miseho amin'ny alalan'ny hoditra sy ny rantsam-batana ety ivelany toy ny vay, mony,...: dia misotroa rano 1Litre et 1/2 isa-maraina ary manomboka eo amin'ny fotoana isotroanao rano isa-maraina dia mifady ny fruits de mer rehetra ianao.
Tsarovy fa ny fanafody dia manimba ny taovantsika olombelona fa nentina nanafaka ivelany fotsiny ny aretina iray fa mitondra aretina hafa ao aoriana.
15. napou ( 24/09/2015 12:45)
misaotra indrindra fa voaray ny toro hevitra, mankasitraka e
TenWors:

napou et Consorts... >>> ho anareo manana olana ara-pahasalamAna ka miseho amin'ny alalan'ny hoditra sy ny rantsam-batana ety ivelany toy ny vay, mony,...: dia misotroa rano 1Litre et 1/2 isa-maraina ary manomboka eo amin'ny fotoana isotroanao rano isa-maraina dia mifady ny fruits de mer rehetra ianao.
Tsarovy fa ny fanafody dia manimba ny taovantsika olombelona fa nentina nanafaka ivelany fotsiny ny aretina iray fa mitondra aretina hafa ao aoriana.

16. TenWords ( 30/09/2015 11:33)
Please do, best wishes for all... will God give you more health than you expected on!
17. napou ( 01/10/2015 06:06)
thanks a lot, and for you too
TenWords:

Please do, best wishes for all... will God give you more health than you expected on!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6287